faty mitsangana

21. ikaretsaka ( 21/04/2008 14:01)
ny anahy ny tsy ninoako... na efa nahita aza ahako... dia ny tsy fahafantarako mialoha ny tantarany..

amiko mitombona tanteraka ilay theorie hoe raha tsy fantatrao mialoha ny momban'ny mpamosavy gasy ohatra ... dia possible tsy afaka mino ianao raha tsy efa voany na raha tsy efa nahita....
fa raha fantatrao mialoha: indraindray koa lasa mamorona izao rehetra izao a
22. bilakarenjy ( 22/04/2008 17:48)
ika > tsy mila fantarinao izany ny tantara fa manjary mitandrina ianao dia lasa miasa saina alohan'n y zavatra hiseho nefa tsy izay noeritreretinao no miseho dia vao maika voa indroa ianao ,fa aza atao fotsiny mivoaka alina indrindra any ireny toerana maha-be azy ireny ,fa tsy araky ny hoeritreretinao ny zavatra miseho raha momba ny mpamosavy izay an!

Fa ity faty mitsangana ity dia aleo tsy asiana resaka fa aleo hanadrana izay te-hanandrana fa betsaka ny tsy mino .De tantarao anay avy eo ny zava-niseho .
23. fijo ( 22/04/2008 20:38)
le izy mantsy dia mifototra amin'ny "hono "daholy.ary amiko nyatao hoe "maty" dia tsy mihetsika,fa raha mbola mitsangan aizany tsy maty fa velona,ka asa,fa sarotra ny hinoako zavatra toa izany.ary rah aten amisy izany ,dia tsy horohotra hoany ve ny manampahaizana erantany hijery hoe "fa ahoan ano ahafahan'ny faty mbola hitsangana,?????
24. ikaretsaka ( 22/04/2008 20:46)
za bila tsy sekta aloha.. tsy mino ny hoe \"fotsiny de ampy \" sy ny \"miracle mon ami\" na hoe kamo hikarokaroka aho dia \"herin\'ny maizina\"... tsy za zay.. amiko dia natao hiainana sy explorer-na ny finoana fa tsy natao hianona hoe mino de ampy!

amiko dia matoa natao manodidina antsika ny zavatra ho ampiasaintsika , sy nomena fahefana isika hiandraikitra azy, (jereo ao @ jenezy ao) dia natao hofantarina sy hadihadiana nsy fantaria ahalalana ny fitandremana azo atao aminy, ny soa azo avy aminy, ary ny ratsy azo avy aminy... na zavatra inona io na zavatra inona !

amiko dia tsy fahotana ny manadihady sy ny mamantatra ny tokony ho fantatra
25. fijo ( 22/04/2008 20:50)
amiko dia tsy fahotana ny manadihady sy ny mamantatra ny tokony ho fantatra"

izay no tokony hitondrana ny resaka rehetra mihintsy
26. dziana ( 24/04/2008 10:09)
Tsy haiko aloha fa orera raha tena misy e!
Nefa ny mpino tsy mino afa tsy Jeso ihany no maty dia nitsangana afaka telo andro . Mistery zany zanako! :?: :?: :-w :-w
27. ikaretsaka ( 24/04/2008 14:30)
ny resaka finoana ry zanako dia tsy noferana amin'izay natao hinoana sy izay nasesika tao an-tsainao ihany, fa indrindra koa ny mi experience azy @ fiainana andavanandro
28. fijo ( 24/04/2008 20:44)
ouuuuuuu marina tanteraka izany.be mantsy no mionona amin'io nasesika io.
29. dziana ( 25/04/2008 06:30)
Fa ianao zany efa nino oe misy faty mitsangana.So dé film no itanao;Hi!hi!hi! :^) :-P :-D :-D :-D :-D :-D ;ie oz le ol zay oe aza matahotra fa mino fotsn iany :!: :?: :D :D
30. bosista ( 25/04/2008 15:29)
ka raha vao mitsangana izy de velona zany fa tsy faty intsony
31. fijo ( 25/04/2008 20:09)
izay mantsy.
ahoan any fomba hinoako hoe "maty"io olona mitsangana sy mandeha io aloako io???tena tsy takatry ny lohako izany
32. ikaretsaka ( 25/04/2008 21:09)
tadidio fa le olona nanao an'ilay heo "fotsiny ihany" dia niteny koa hoe "zahao daholo aloha, fantaro ny zavatra rehetra"
33. fijo ( 30/04/2008 21:42)
de fanina tanteraka aho kle
34. ikaretsaka ( 30/04/2008 22:30)
elahy hoa manaraha hatrany amboalohany
35. fijo ( 02/05/2008 21:06)
ka tsy hay intsony izay tena tiandry zalahy lazaina sy atao ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676