Trondro gasy

1. Belami ( 16/04/2008 20:12)
Mba misy trondro gasy ve aty andafy e ? :-D :-D :-D
répondu par rapala le 09/05/2008 09:12
2. melody ( 16/04/2008 21:14)
misy karazana trondro gasy aty aminay fa tsy fihinana fa tazamina fotsiny satria tsara tarehy lotra hono :-D :-D
3. kiadi ( 16/04/2008 22:09)
gisa mainty aza misy aty! :-D :-D :-D :-D
4. kiadi ( 17/04/2008 09:15)
melody>enao ko zany tsy azo atao ninina fa tsara tarehy lotra! :-D :-D :-D
5. tess ( 17/04/2008 17:52)
ny truite ve tsy otran'ny trondro gasy ihany ny tsirony e?????
6. melody ( 17/04/2008 18:08)
tess: tsy mitovy ny tsirony truite sy ny trondro gasy aloha e, fa rehefa trondro akia rehefa hatao handro malagasy dia tsara fôna a! sa ahona? :)

kiadi: fa saika hataonao inona izah? :-D :-D :-D saika havadikao trondro gasy ihany koa ve? =)) =)) =))
7. xxx ( 18/04/2008 18:56)
Any amin'ny sinoa misy tilapia :D :D :D
8. fahamarinana ( 18/04/2008 19:13)
melody:

kiadi: fa saika hataonao inona izah? :-D :-D :-D saika havadikao trondro gasy ihany koa ve? =)) =)) =))



:arrow: melody,tandremo fa ohanin'ny kiadi manta ndry dia asiany citron eo an, :-D :-D (l)
9. melody ( 19/04/2008 20:48)
fahamarinana: slt ndry,ela tsy hita :-* :-*
ka izay miintsy ange ilay hatahorako so d hohanin'i kiadi manta eo tokoa za e :-D :-D :-D
10. fahamarinana ( 21/04/2008 06:16)
:arrow: melody :eto ihany aky fa somary sahirana kely teo fa be atao nandritra ny 2mois teo ho eo fa zay vao vita dia avy amin'izay ndray za io hanadala kah :-D :-D (l)
11. ramangididy ( 21/04/2008 07:17)
Belami:

Mba misy trondro gasy ve aty andafy e ? :-D :-D :-D


Salama e!
Ianao koa Ra-Bela ami toa hoatra ny mananihany a, he izany izy hoe aty an-dafy, koa aiza no isian'ny trondro gasy aty? Aza fady fa misy ka, satria izahay koa aty ANDAFY AVARATRA , tena mihinana trondro gasy foana! Toraka izany izany koa ry zareo ery ANDAFY atsimo!
12. melody ( 21/04/2008 12:58)
ramangididy =D> dia toy izany koa ny avy aty aminay ANDAFY atsinanana sy ny andrefana e, eny an-tanimbary d mahazo bdb tokoa :°)
13. Belami ( 21/04/2008 17:03)
ramangididy : ka mangididy te hihinana trondro gasy tsinona ko :-@
14. sytl ( 24/04/2008 15:09)
any @ sinoa ary feno karpa kou!ao @ tang é!somary lafihana voanjobory kely de aaao tsaààra!!! :miam: :miam:
15. dziana ( 02/05/2008 14:13)
De inona no anaran'ny trondro gasy any andafy sa mbola trondro gasy ihany !!! :roll: :roll:
16. Belami ( 02/05/2008 19:15)
dziana:

De inona no anaran'ny trondro gasy any andafy sa mbola trondro gasy ihany !!! :roll: :roll:



araka ny resaky melodi io zao dia poisson malgache izy eny anadafy atsinanana fa eny andafy andrefana no tsy haiko :-D :-D :-D
17. ni81 ( 02/05/2008 19:50)
De inona no anaran'ny trondro gasy any andafy sa mbola trondro gasy ihany !!!
Poisson rouge no filazan-dry zareo azy aty andafy. Hita ao daholo ny nihaviany sy ny mombamomba azy rehetra.
http://pagesperso-orange.fr/respectdupoissonrouge/gold/gal.htm
18. dziana ( 08/05/2008 12:25)
Fa inn ary no tena nahatonga le hoe trondro gasy ? :?: :?: :roll:
19. ni81 ( 08/05/2008 16:01)
Fa inn ary no tena nahatonga le hoe trondro gasy ?
Ohatr'ilay hoe vita gasy angamba io e :-D :-D Vazivazy zany fa ny trondro gasy kanjo matsiro! Miaraka @ vary sosoa! :)
20. melody ( 08/05/2008 21:30)
ni81 :miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2543