Ie ,vaovao mahafaly ho antsika rehetra !!!

1. niryna ( 16/04/2008 17:48)
Raha tia Ahy hianareo ,dia hitandrina ny didiko.Ary izaho hangataka amin'ny Ray ,ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho ao aminareo mandrakizay,dia ny Fanahiny fahamarinana,izay tsy azaon'izao tontolo izao horaisina ,satria tsy hitany na fantany ,[u] fa hianareo no mahafantatra Azy satria mitoetra eo aminaore Izy ,ary ho ao anatinareo Jaona 14:15-17

Afaka manana ny fanahy masina avokoa izany izay rehetra mino an'i kristy koa minoa Azy manomboka anio ,omeo tantanany ny fiainanao .
Na iza na iza,na aiza na aiza, na inona fiteniny na inona rehefa mino an'i kristy ka mametraka ny fiainana ho eo ampelantanany ,mino azy fa ny rany no nanadio azy tamin'ny ratsy rehetra ,amin'io fotoana inoana io no hiditra ao aminy ny fanahy masina ary hitoetra eo mandrakizay mandrakizay doria amena.
MIno an'izany ve hianao?mahatsampa ve hianao fa ao aminao ilay fanahy masina ?
répondu par niryna le 22/04/2008 15:18
2. cutie ( 16/04/2008 17:54)
Afaka manana ny fanahy masina avokoa izany izay rehetra mino an'i kristy koa minoa Azy manomboka anio ,omeo tantanany ny fiainanao

amen :)
3. fijo ( 16/04/2008 21:24)
aleloiaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
4. cutie ( 16/04/2008 21:50)
5. fijo ( 16/04/2008 21:59)
ka izay le fomba ko
6. cutie ( 16/04/2008 22:29)
7. xl ( 17/04/2008 09:19)
Samy ho tahian'Andriamanitra daholo na ny mpanenjika na ny henjehina
samy ho afaka @ gadra avokoa,
fa ny rany efa nalatsany hanavotana antsika olombelona rehetra na ny fahotana mahaafaty na ny fahotana madinika
Ho tanteraka tokoa anie izany rapitso 18 avril 2008 @ fitsaran'olombelona
Amen
8. isambo ( 17/04/2008 10:47)
Marina zany rehefa tia azy isika ka mitandrina ny Didiny , zany hoe izay tia azy sy mitandrina ny didiny ihany no afaka manana izany fanahy masina izany fa tsy hoe rehefa miantso ny anaranay dia androtsahany ny fanahy masina fa misy fepetra takiny amitsika rehetra.Tsy misy fanahy masina tamana @ olona tsy mpakato zany
9. niryna ( 18/04/2008 17:20)
xl:

Samy ho tahian'Andriamanitra daholo na ny mpanenjika na ny henjehina
samy ho afaka @ gadra avokoa,
fa ny rany efa nalatsany hanavotana antsika olombelona rehetra na ny fahotana mahaafaty na ny fahotana madinika
Ho tanteraka tokoa anie izany rapitso 18 avril 2008 @ fitsaran'olombelona
Amen


aleloia,afaka ny gadrako ,ny gadrantsika izay nanolotra ny fiainany ho tantanan'i kristy.
Midera azy fa tsara izy ary mandrakizay ny famindram-pony
:-*
10. niryna ( 18/04/2008 17:21)
isambo:

Marina zany rehefa tia azy isika ka mitandrina ny Didiny , zany hoe izay tia azy sy mitandrina ny didiny ihany no afaka manana izany fanahy masina izany fa tsy hoe rehefa miantso ny anaranay dia androtsahany ny fanahy masina fa misy fepetra takiny amitsika rehetra.Tsy misy fanahy masina tamana @ olona tsy mpakato zany


amena
11. xxx ( 19/04/2008 09:55)
Raha olona mihinana biby mloto toa sarotra hinoana ny hazoany an'io ka , dinio tsara anie ilay nolazainy e!
12. niryna ( 21/04/2008 17:41)
xxx:

Raha olona mihinana biby mloto toa sarotra hinoana ny hazoany an'io ka , dinio tsara anie ilay nolazainy e!

fa rehefa inona no maloto ny biby? Raha tamin'ny andron'ny zanak'israely nivoaka ny Egypta mantsy dia marobe ao anaty levitikosy fa rehefa tonga kosa i kristy dia tsy misy intsony.Ny zavatra rehetra izay nataon'Atra dia tsara avokoa raha atao fisaorana izany alohan'ny ihinana azy. Tsy ny kisoa irery izany raha io no tianao ho tenenina,raha mifady kisoa i xxx dia fadio daholo ireo notenenina ao anatin'ny testamenta taloha raha izany .Safidy io fa tsy ny sakafo no maha maloto ny olona indray hoy Izy fa izay rehetra mivoaka ny vava ka avy ao anatin'ny fo ,izay no fahafantarako azy ry xxx a

13. niryna ( 22/04/2008 15:18)
xxx:

Raha olona mihinana biby mloto toa sarotra hinoana ny hazoany an'io ka , dinio tsara anie ilay nolazainy e!


http://baiboly.org/toko.asp?boky=ITIMOTY&toko=4&andininy=1-5&dika=
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516