Lubrifiant @ préservatif

1. bida ( 14/04/2008 19:18)
Misy vehivavy vitsivitsy @ faritra vitsivitsy any dago mampiasa ilay lubrifiant @ kapôty iny hosorana @ volo fa hoe mahatsara volo ilay izy, mandrovitra kapôty maromaro amin'izay fotoana izay vao mahaosotra tanteraka ny volo iray manontolo. Tsy betsaka tsinona ilay lubrifiant fa mandomando fotsiny ka ilay kapôty mihitsy no hosotrosorana @ hodidoha.
Aminy tsirairay aloha dia samy manana ny fandraisany ny hoe volo tsara. Ahoana ny fahitanareo an'izany cas pratique izany ?
répondu par ari.malala le 22/04/2008 11:36
2. tess ( 14/04/2008 19:24)
:-D :-D :-D :-D tena vaovao amiko indray ity tantara raika ity an!
io kihosotrosotra io ihany no mahavoa antsika anie e! :-D
3. tess ( 14/04/2008 19:27)
raha ilay lubrifiant no tiana hahosotra maninona raha tondé lay lubrifiant am tube no vidina sa lay izy hoe am kapoty mitsy no mahatsara volo???? :/ :-D
mahita mitsy wa tsika itony njainjay!
4. bida ( 14/04/2008 19:44)
ilay @ kapôty mihitsy no ilainy ka. Indrindra ilay Protector any Dago somary maherihery fofona izay
5. melody ( 14/04/2008 19:48)
efa nanandrana nga i bida? :-D :-D :-D
6. ainaheri ( 14/04/2008 19:51)
mahery fofona aona bida ny protektôro any dago?
7. bida ( 14/04/2008 19:51)
za nge fohivolo kely e, sady ataoko inona ary zany.
8. vale ( 14/04/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D ,taiza aza bida tamzah nangataka vonjy fa simba ny voloko! :wink: noonn,tena marina we??? tsy kapoty 50 ve vao ho ampy raha vololavabe ireny?hummm,mici ô!
9. bida ( 14/04/2008 19:54)
Fangaha vale Beatles be? :-D :-D :-D :-D
10. melody ( 14/04/2008 20:01)
bida: ny ahy koa ny voloko foy d kapoty firy no mety ho ampy amiko raha izany? :wink:
11. bida ( 14/04/2008 20:05)
ainaheri: somary maherihery ny fofony miohatra ny kapôty sasany ka, fa efficace tsara na izany aza an!! :-D :-D :-D
12. jemimah ( 14/04/2008 20:28)
tsy mahatsara volo fa mampaniry volo ny protector any dago tena marina io nisy cousine-ko narary dia niongotra ny volony ary tena sola mihintsy fa nosorana lay menaka t@ protector dia naniry tena marina io fa tsy lainga
13. tess ( 14/04/2008 20:33)
izay izany!
14. kiadi ( 14/04/2008 21:02)
ary sô de ba mety mapaniry volo ko aza iz ty?
15. soanja ( 15/04/2008 02:56)
Tsy aleo ara ve ampiasaina amin'ny volo ny kapoty tao izay hanao zavatra hafa. Sa mbola azo ampiasaina le izy refa afaka ny ranondranony. Misy tokoa manko vehivavy mety tsy mila an'ireny ranony ireny intsony fa manana bobaka be de aleo ampiasaina amin'ny volo izay azo atao mba tsy verivery foana ny vola lany nividianana kapoty.

Tsara ny mahita hevitra ka! Tsy nampoiziko indray iny. :) Soa ny tsara fagneva!
16. bravo ( 15/04/2008 04:06)
Slt dhl e! ar sao D oan'ny vehivavy hiany ary le izy no mety e! za mantsy efa mba nanandrana fa tô tsitak akory :-D :-D sa mila bobaka B???
17. zoky ( 15/04/2008 06:49)
Hafa indray in kle, mety @ ra zoky zany fa razoky efa manomboka ho sola. fa :roll: aoka alo hilamina fa le fofona no ts taty ohatrany oe de tena niosona tao....
Fa iza alo no nahita sy nanamarika an zany, fa efa vita mits ny analyse tany @ laboratoara oe mampaniry volo le lub, mahit raha
18. sakaizakely ( 15/04/2008 07:55)
ny ahy izy fohana no tiko
miakatra tsara ny aingampanahy hanoratana tononkalo ary am resak'olondehibe ary
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
19. kiadi ( 15/04/2008 09:59)
sakaiza>hatramizao aloha de bola miandry ny anjaranao eh
20. sakaizakely ( 15/04/2008 14:13)
kiadi> mbola tsy ampy daozy
tsy ampy vola ividianana protector de mbola mihantona kely aloha ny aingampanahy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.667