Lubrifiant @ préservatif

21. vale ( 17/04/2008 04:34)
bida: ntsss,tsy voloko no lavabe!!!! fa raha ireny manana vololavabe ireny hoà!beatles kely fotsiny ny anah , efa hiala teo aza atys ho atsy kano! hi!!!
22. ikaretsaka ( 17/04/2008 16:18)
tena seroeux io fa raha manana volo somary manify sy somary tsy salama dia menaka protector tena mahatsara volo
ny antony dia a base na castor oil no menaka lubridiant ana protector
23. melody ( 17/04/2008 18:43)
ikaretsaka: efa nanandrana anga enao? :wink:
24. Belami ( 21/04/2008 17:26)
za manohana le théorie ny ikaretsaka, tandremo ndray aza lasa lobolobo be an :-P
25. ari.malala ( 22/04/2008 11:36)
de protector anankifiry vo ampy ra ampaniry loha sola izany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1906