Izany ve dia mba FRERA ?
1. ZEMJOS
(
14/04/2008 11:51)
Misy FRERA iray aty Tamatave izay iaraha-mahalala fa manana ny sainy sy didohan' ny manokana indradra moa fa raha samy Katolika, aiza ve ka sahy mamoaka vava eo anatrehan' ny mpianatra rehetra hoe "Raha mbola izaho no FRERA ato dia tsy misy mahazo ity toerana iadidiako ity fa indrindra moa fa i ...." Satria mantsy tamin' ioreny JMJ ireny dia tsy voatandrinan' ny mpiantrano ny Tanàna ka zary naloto. Ka zavatra toyy izany fotsiny ve dia hanaovana fara-teny toy izany. : :evil:
répondu par fijo le 24/04/2008 21:20
2. ikaretsaka
(
14/04/2008 13:37)
ataovy henon'ny lehibeny eny soavimbahoaka..
na anontaniana izy raha tena fanahy iniany na tsy tena ilay izy fa nentin'ny hatezerany

3. ikaretsaka
(
14/04/2008 13:42)
ataovy henon'ny lehibeny eny soavimbahoaka..
na anontaniana izy raha tena fanahy iniany na tsy tena ilay izy fa nentin'ny hatezerany
na anontaniana izy raha tena fanahy iniany na tsy tena ilay izy fa nentin'ny hatezerany
5. todisoa2
(
14/04/2008 14:08)
tena masera no reko namoaka vava noho izany. Mbola ampiany le hoe ataoko mahalala ny maha masera ahy iny
6. pissoa
(
14/04/2008 16:00)
Ie - ataovy henon'ny lehibeny ... dia avy eo manafara anjely avy any an-danitra atao FRERA :-D :-D :-D :-D :-D
8. rakaroka
(
15/04/2008 16:06)
Fa 'zaho ry reto, zavatra mbô tsy haiko dia ny mitsara "Frère" ireny!
Nisy namako iray nanao "Frère": namako BBbbbe izy, nony lasa Frère izy dia tsy nisy nifampiresaka tamiko intsony ny havany. Manaja sisa no ataoko!

9. pissoa
(
15/04/2008 19:02)
mety matahotra izy sao dia manadala an'le frera kelin'i Jesosy rakaroka :-D :-D :-D :-D :-D
10. fijo
(
15/04/2008 21:32)
ndeha atao hoe hasosorana fa naloto ny tanana.saingy,mila mahay mifehy tena ihany frera na izany aza
11. niryna
(
16/04/2008 15:43)
Izany ve dia mba Frera? fa rehefa maninona izy no tena Frera? Angaha izy tsy olona toa antsika ihany,manana ny kilemany,mbola ety an-tany.
Manana ny fahotany ,ny kilema avy isika ary io teny io foana no fomba toa fanesoan'ny olona ny olona izay mino sy manatona an'Atra.Ireny hono no mba atao hoe kristiana,na pataty patata ,,,tsia tompoko olona toy ny rehetra izy mety ho tezitra ,mety ho faly,manana ny olana amin'ny fiainany ihany koa fa ny fanekena fa tsy mety ny nataony ,ny fifonany amin'Atra no tena zava-dehibe eo amin'ny tompo .Mety ny zavatra nataon'ny olona taminy dia nanao teny tsy anambina izy ary izy moa olon'Atra dia miadry sy mijery ny taratra ataony foana ny olona fa tsy mijery ny fahadisoana misy eo aminy indraindray

15. cutie
(
16/04/2008 17:17)
9. Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-04-2008 23:32:53
Lohateny : Re : Izany ve dia mba FRERA ?
ndeha atao hoe hasosorana fa naloto ny tanana.saingy,mila mahay mifehy tena ihany frera na izany aza
hita koa
reny no mba fitaratra ve de :-D
17. fijo
(
16/04/2008 21:37)
misy valiteny ity:"dia avy eo manafara anjely avy any an-danitra atao FRERA "enga anie lebeno mba tsy hamaly toa io,rehefa anontanian'ny mpanao gazety ,momba ny frera milalao zaza any zamerika"
18. pissoa
(
16/04/2008 21:53)
Fijo : :-D :-D :-D :-D :-D
- Misy tsy mila hoe leferina akory - fa mandeha ho azy (Ohatra, nisy nanitsaka ianao teny an-tsena ; tsy mila fandeferana akory izany dia efa milamina).
- Misy mila leferina ary tena azo leferina !
- Misy ny zavatra tsy azo leferina mihitsy.
Raha nibeda vehivavy ilay Frera - na namono olona - dia notorahiko voatabia. =)) =)) =))
Fa raha "tezitra" izy dia lazaina hoe izany ve dia mba Frera dia heveriko fa filam-baniny izany. Indrindra - toa tsy resaka halako bika tsy tiako tarehy no nahatonga azy niteny (raha ny tatitra tonga eto) ... fa misy antony mitombina tsara mahatezitra, efa voalaza ao ambony ao.
Ny zava-misy koa - na dia tsy Frera aza - dia efa nandeha teto amin'ny forum foana - fa toa tian'i Fijo hoy toy ny anjely ny Kristianina. Ka izaho ve no mamaly boraingina sa marina ihany ny teniko ... saingy ... :-P
Ka ie - na valy boraingina no fahitan'i Fijo an'io na valy tsy boraingina - dia hazomiko ny hevitro : manafara anjely avy any an-danitra raha FRERA tsy mba mety tezitra tahaka ny olona tsotra no tadiavina :-D :-D :-D

19. fijo
(
16/04/2008 22:02)
ekeko anie wa fa hatezerana ny azy io e.fa mba mila mifehy tena izy na dia izany aza.izay no mampiavaka ny hendry sy ny adala.
20. pissoa
(
16/04/2008 22:09)
Ie - tena mila mifehy tena izy. Tsy nanda izany aho. Ary tsy misy afaka miteny isika eto hoe tsy nifehy tena izy. (Tsy manana info mikasika izany isika).
Ny zavatra nolaviko dia hoe rehefa mba tezitra ve izy, na dia mari-pototra aza ny fahatezerany, dia hoe tsy tokony ho Frera ? tssss leeee :-D :-D :-D