Izany ve dia mba FRERA ?

21. fijo ( 16/04/2008 22:13)
raha tezitra izao i lendrema eo analakely dia avy dia miakatra be :"mbay tany ry lel..izany an,sao ataoko manin'ny ama... eo"

fa rah afilohampirenena no tezitra ka miteny toa izany,mety ve????
22. pissoa ( 16/04/2008 22:19)
1 - Fa niteny angaha ilay Frera hoe : Ataoko manin'eman... lel... raha mangataka ity toerana hiadidiako ity ? Toa tsy izay no noteneniny !

2 - Filoham-pirenena angaha ilay Frera ?

3 - Raha tsy hitan'i Fijo dia nanoratra aho io ambony io hoe tena mila mifehy tena izy. Ary tsy izy irery akory fa na ny olona tsotra koa aza ... mila mifehy tena ! (Fa tsy hoe vao tezitra ny Frera kelin'i Jesosy dia efa mitsambikina amin'ny conclusion tssss) :-D :-D :-D
23. fijo ( 16/04/2008 22:22)
ô ry pissoa an,mba nisaina ve ndry namaky io voalazako io sa dia sorena toa ilay frera koa.io no atao hoe ohatra,sa mila lazaina ko ahoe ,ohatra:nisy filohampirenena nilaza toa izao satri atezitra ....
24. pissoa ( 16/04/2008 22:23)
Mba nisaina ve i Fijo namaky io voalazako io fa sa maika fotsiny hanoratra hoe mba nisaina ve i Pissoa ?

:-D :-D :-D
25. fijo ( 16/04/2008 22:26)
za manao ohatra ,ndry avy dia manontany hoe:"1 - Fa niteny angaha ilay Frera hoe : Ataoko manin'eman... lel... raha mangataka ity toerana hiadidiako ity ? Toa tsy izay no noteneniny !
izay no tsy azoko.

tsy nilaza mihintsy aho hoe nilaza an'io ilay frera.
26. cutie ( 16/04/2008 22:33)
22. Mpandefa : fijo [ Valio ] 17-04-2008 00:22:18
Lohateny : Re : Izany ve dia mba FRERA ?
ô ry pissoa an,mba nisaina ve ndry namaky io voalazako io sa dia sorena toa ilay frera koa.io no atao hoe ohatra,sa mila lazaina ko ahoe ,ohatra:nisy filohampirenena nilaza toa izao satri atezitra ....

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. pissoa ( 16/04/2008 22:36)
1 - Hatreo fotsiny angaha no novakiana dia maika ery nanontany raha nisaina aho na tsia ?

2 - Izaho angaha niteny hoe niteny an'izany i Fijo ! Nanome ohatra i Fijo dia nametraka fanontaniana aho - hijerena raha tena mari-pototra tokoa ilay ohatra, izany hoe mifampitaha amin'ilay resaka voalohany ve ... sa ohatra fotsiny ka ohatra !

3 - Ny fahitako ny ohatra nomen'i Fijo dia resaka fifehezan-tena ihany manoloana ny hatezerana sy ny toerana misy ny tena (ilay frera ohatra - na filoham-pirenena). Ka efa nolazaiko eo amin'ny hafatra n. 19 io fa mila mifehy tena izy. Dia mbola naveriko amin'ny hafatra n. 21 koa izany (Cf 3) !

4 - Efa nolazaiko eo amin'ny hafatra 19 fa tsy misy afaka miteny isika hoe tsy nifehy tena ilay Frera. Tsy manana info amin'izany isika.

5 - good nite aloha fa ndeha hidasika e :-D :-D :-D
28. fijo ( 17/04/2008 21:08)
ka efa diso izy aloha izany e;mitovy amin'ny "casse toi pauvre con io"
29. pissoa ( 17/04/2008 21:30)
Hay ve izay fotsiny no tiani Fijo teneina e =)) =)) =))
30. fijo ( 17/04/2008 21:32)
izay no hiafaran'io ko.diso lery dia tonga ny tsikera.
31. pissoa ( 17/04/2008 21:36)
Sao ny zavatra notoheriko no tsy azon'i Fijo akory :-D :-D :-D :-D :-D
32. fijo ( 18/04/2008 20:18)
efa mazava io ambony io,fa ny ahy ny hiafarany no tiako hiaviana
33. pissoa ( 18/04/2008 20:41)
ka sao tsy izaho no tokony novalianao raha izany ? :-D :-D :-D :-D :-D
34. fijo ( 22/04/2008 21:04)
enao ihany no mahita azy eo ko
35. pissoa ( 22/04/2008 21:59)
Hay !

Ny zavatra hitako mantsy dia toa tsy azon'i Fijo akory ny zavatra notoheriko saingy novalianao ihany aho !

:-D :-D :-D :-D :-D
36. fijo ( 23/04/2008 20:32)
zaranao aza nisy namaly ko
37. cutie ( 23/04/2008 20:44)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
38. fijo ( 23/04/2008 20:54)
ko tsy zarany ary ve :-D :-D :-D :-D
39. pissoa ( 23/04/2008 21:02)
Fijo : tezitra angaha dia niteniteny foana ? =)) =)) =)) =)) =))

Tsia - tsy zarako mihitsy ! Raha zarako aza novalianao dia tsy nanontaniako mihitsy ianao hoe sao tsy izaho no tokony novalianao ;)

=)) =)) =)) =)) =))

40. fijo ( 23/04/2008 21:07)
ahako tsa mba tezitra zao ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076