serasera
1. rajoelina
(
12/04/2008 22:04)
milay leisy ity serasera ity ra-hery, satri hahitana karazana malagasy bdb... :)
Fa saingy mampisy bleme ihany izy ity indraindray... ^:^
Fa saingy mampisy bleme ihany izy ity indraindray... ^:^
répondu par ari.malala le 21/04/2008 06:41
2. cutie
(
12/04/2008 22:08)
ka le zay bleme zay mitsy no mampilay azy :-D :-D :-D :-D :-D
le hira wa aza avela hihantona rajou :wink:
le hira wa aza avela hihantona rajou :wink:
3. tess
(
12/04/2008 22:20)
raha resaka sipqa klou razandry de tena blem be io raha tsy hain'lah! ny mi gerer mitantana ny fandehany, raha atambatra dool kosa ve tsy ho blem e! :-D :-D :-D :-D
5. ainaheri
(
13/04/2008 06:32)
misy inn ndray tao kama aa,elà kou ané be bitro enjehina lotra d zay mahavoa an'le izy e-,alaivo milamina fotsiny d lasa zao
6. Jeankely
(
13/04/2008 07:11)
Ny resaka sipa mbola azo hifampitadiavana hafa raha tsy nahomby ny iray fa ny fivoahan'ny mombamomba anao hataon'ny sasany copy&paste eto mihantra hatrany amin'ny ainao satria ny saina tsy mitovy. Misy ny ny resaka kilalao sipasipa fa ireo manompa Filohampirenena sy mifanompa ary miady eto izany dia ato no hakana ny momba momba azy. Mila mitandrina sy misaina ny tompon'andraikitra @'izay fifampitohizany any fa tsy hoe aleo hifamono misy maty sy hifampitady any akory.
7. xxx
(
13/04/2008 07:40)
te hanao aminy eo ry i jeankely ah! rehefa hifanaovana ny anareo dia iareto hatramin'ny farany....ny vy tsy mikitrana irery hoy foana ny verimberin-teny eto ;-) tsy haiko izay zava-niseho tany fa ny ahy io ihany hoe te hanao aminy eo :-D
8. kiadi
(
13/04/2008 10:35)
virtoaly io ry zandry an!aza atao makarary fo fa antitra vetivety eo enao!
9. tsiambaratelo
(
13/04/2008 10:43)
hita wa fa marina izany ,virtoaly dia revena mitsilaim
eo ,ataovy toy ny voankazo an'ala e! de milay be :-* :-* :-D :-D
eo ,ataovy toy ny voankazo an'ala e! de milay be :-* :-* :-D :-D
10. valie
(
13/04/2008 11:07)
sady n'aizan'aiza ko ny blem tsy maintsy hisy foana e, natao hoan draolombelona io, voaozona amzany ny ol e
fa mlay le serasera ka, za zao tato nahita akama bdb, mlay, mpiaramianatra taloha, sns....
fa mlay le serasera ka, za zao tato nahita akama bdb, mlay, mpiaramianatra taloha, sns....
11. Jeankely
(
13/04/2008 11:35)
Ekena fa hifanenjika eto @'ity tany ity izany no dikan'ny serasera. izay no lesona azo @ manandoha rehetra ka samy hanaraka ilay revy isiaka. aza atao tratrako eo koa ireny sary ireny aza
12. xxx
(
13/04/2008 12:12)
Hajao ny namanao amin'ny fomba famaliana ny dinika dia tsy hisy intsony ny disadisa sy ny olana ;-) tsy ho anao irery fa ho an'ny rehetra.
14. xxx
(
13/04/2008 14:18)
Ka izao fombanao izao mihintsy anie ry jeankely no tsy hanajàn'ny olona anao e! hita taratra eny rehetra eny ny fomba fanivazivàna ataonao ny namana mpidinika miaraka aminao dia ianao indray no mitaraina, izany ny hoe ny mamo indray no miantso polisy.
Ary aza sombaina amin'ny blem nao ny dinikan'olona fa ary amin'ny dinikanao no manao teny ratsy araka izay tianao ;-)
Ary aza sombaina amin'ny blem nao ny dinikan'olona fa ary amin'ny dinikanao no manao teny ratsy araka izay tianao ;-)
16. ainaheri
(
13/04/2008 15:30)
Sao d mba tsy mety lesy ry Jeankely aa,manaja tena fa tsy manao lohamboto otran'io klé, mba asio iany ny fanajana oul na izany aza !!! Ato ané samy te ho sauvage aby refa te hanao fa zany we le fanajana le site no tsy ihoaram-pefy ee
17. xxx
(
13/04/2008 15:47)
ny mpiteny ratsy otran'ny xxx18 io izao no tsara avoaka ny ps-ny satria tsy fanajàna ho an'ny namana rehetra mpidinika no manimba ny dinik'i ny hafa ;-)
18. yonikafopl
(
13/04/2008 16:38)
Mangataka ny famoahana ny ps n reo mpiteny ratsy reo eeeee
Atsangano ny tanana izay mitovy hevitra amiko :-P
Atsangano ny tanana izay mitovy hevitra amiko :-P