serasera
21. ainaheri
(
13/04/2008 17:24)
yonika>zato isanjato ra azo atsangana ny tongotra, nataoko kou
Ny ahy zany mba tiako angatahina ry admin isany mba amoahana ny ps xxxx reo zay niteny ratsy reo eto fa tsy any @ hftr manokana ,azafady indrindra ra azo atao,mba hifandrindran'ilay fifanajana sy ny fitsipika mifehy ny tsi11 avy
Misaotra mialoha

27. ainaheri
(
13/04/2008 20:44)
kiadi mibizna sary masina hihi ny an' yonika ndray nem ,@ zay manao be ambosoka reo be teny ratsy reo klé haha
28. yonikafopl
(
13/04/2008 21:02)
i kiadi mibizina manala devoly ka, reo be teny ratsy reo mintsy no ilan aan'i kiadi hihihihih :-D :-D
32. Papoose
(
14/04/2008 11:13)
:-*
fa in kay ry dada le sosy fotsifotsy fataon'ny mpvaro-nem eny amorondalana reny? vita @in kay izy reny?
fa in kay ry dada le sosy fotsifotsy fataon'ny mpvaro-nem eny amorondalana reny? vita @in kay izy reny?
34. karinah
(
14/04/2008 14:01)
Jeankely:rehefa te hiady tsy mandé mankany ankalamanjàna fa manimba filaminana fotsiny knooooooo!
Ny resaka sipa mbola azo hifampitadiavana hafa raha tsy nahomby ny iray fa ny fivoahan'ny mombamomba anao hataon'ny sasany copy&paste eto mihantra hatrany amin'ny ainao satria ny saina tsy mitovy. Misy ny ny resaka kilalao sipasipa fa ireo manompa Filohampirenena sy mifanompa ary miady eto izany dia ato no hakana ny momba momba azy. Mila mitandrina sy misaina ny tompon'andraikitra @'izay fifampitohizany any fa tsy hoe aleo hifamono misy maty sy hifampitady any akory.
Sinon, miombon-kvt am ambiny rehetra.
39. kiadi
(
20/04/2008 20:10)
very fa tsy varina! very ato anaty dinika serasera!! adiniko fona ny mijery oe lohahevitra taiza le resaka farany de very :-D :-D :-D
40. ari.malala
(
21/04/2008 06:41)
=))=))=))fa voany alzaimera sahady nga dadan'i papoose?:-D:-D:-D:-D