mangalatra ve ny mpiasany paositra Madagasscar
2. kelly13
(
11/04/2008 11:24)
nga entana fotsiny? taratasy tsotra aza tsy tonga any mintsy, surtt oe carte postale zany
3. tess
(
11/04/2008 11:27)
rajou efa hatramzay ka hatram zao de halatra b foana ny ao am poste
soafa misy ny net ny wetern union ny envoie fret aerienne :°)
soafa misy ny net ny wetern union ny envoie fret aerienne :°)
4. rajoelina
(
11/04/2008 11:36)
ka zah anie gaga e, efa t@ Janoary ve no nalefako de mbola tsy tonga ihany kle hihihi
5. xxx
(
11/04/2008 12:13)
Tavela nanao escale tany ho any zay ranamana de nahita tsirony tao de tsy te hanohy ny diany makany mada tsony :lol: :lol: :lol:
6. yonikafopl
(
11/04/2008 12:22)
torohevitra ho an'i rajou, rehefa mandefa entana hihihihh dia asio entana kely am sisiny de asio soratra hoe, ho anao izay mi delivrer an ty entako ity hihihihi, fa tonga raim sy valo ny entandrajou :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. milaibe
(
11/04/2008 13:23)
Sao ndray kosa ary mbola nasin elà antimalgache ny colis anlà ka aza gaga rah nanjavona
8. zandikely
(
11/04/2008 14:42)
Zaho mba nihevitra fa zaho iany no very Colis.
Zaho koa mba efa very Colis 2 hatramin'ny janvier 2008.
Mpangalatra, tsy azo antoka ny poste malagasy!
Zaho koa mba efa very Colis 2 hatramin'ny janvier 2008.
Mpangalatra, tsy azo antoka ny poste malagasy!
9. tess
(
11/04/2008 14:47)
fa we aza mandefa entana sy tts am poste izany! izaho efa amantaonany maro no tsy nandefa zvtr via poste tsony fa ho very foana....
raha handefa colis de angony mavesatra de alefaso frêt fa voaray foana iny....
ny vola aza asisika anaty carte postale na tss fa alefaso banky na wenstern union ohatra....tsy hiova mitsy ny mpiasan'ny poste fa hilovan-jareo io fangalarana ao io akory atao :-P

10. ikaretsaka
(
11/04/2008 14:55)
arakatak'ilay entana io.. fa na fedex io na dhl manondrana aby rehefa manondrana..
fa ny kiraro no nataoko hoe nalefa paositra ny ilany havanana dia fedex ny ilany havia ...
nifanelanelana herinandro fa samy tonga..
dia nanandrana indray aho nandefa paire indray aho 1 colis.. tsa hita mandrakinty ny androany iiiiiii (nefa efa t@ 2005 izany an)

11. tess
(
11/04/2008 16:41)
:-D :-D :-D :-D :-D
efa sola zay ny faladihanlay kiraro pair :-D :-D :-D
efa sola zay ny faladihanlay kiraro pair :-D :-D :-D
12. ainaheri
(
11/04/2008 17:23)
ngah tsy itan' ika le izy nanaovan'le faktera klé :-D :-D :-D
Marina fa mamely ny ao dago ...ny aty ivelany kou mitifitra an,firi² ny oul mitaraina very colis,ary misy efa tra² fa tsy fay,ndrindra mou reny fret fret reny,fa d tena foretiny any aminy mitsiny ané ee :-D :-D :-D

13. ni81
(
11/04/2008 19:32)
Tena mpangalatra mihitsy ny mpiasan'ny paositra any dago. Na dia valopy tsotra 20g aza dia tsy tonga any @ zay olona nandefasana azy, fa angamba eritreretiny fa misy vola dia sokafany dia ariany avy eo. Misy mantsy hono olona badobado dia manisy vola anaty valopy fa tsy te handoa saram-pandefasana ara-dalàna.
14. tess
(
11/04/2008 20:15)
zà mpanao an'io mitsy tam efa ampolotaonany mahery lasa izay!
fa tonga klou ny tts misy vola de avy teo tsy tonga tsotryyyyyyyy :?
fa tonga klou ny tts misy vola de avy teo tsy tonga tsotryyyyyyyy :?
15. ainaheri
(
11/04/2008 20:47)
niraikambivalopolo:
Misy mantsy hono olona badobado dia manisy vola anaty valopy fa tsy te handoa saram-pandefasana ara-dalàna.
Ampafantarina zany le badobado fa mampigadra ra tratra mandefa vola anaty valopy enao,......aona ndray mou no igadra :roll: .. tondé anaty pôsy iny ravô kou,tsisy ankikozy zany hihi
16. Papoose
(
12/04/2008 02:10)
zay ihany jou no andefasana sipa @ avio a! aza alefa @ paositra gasy ny pisitily alefa ho ana jo gasy fa miesona eo jou raha miandry paositra! :-P :-D
18. bazylou
(
13/04/2008 23:29)
ny anay ilay ROJO ihany no ady eo, efa 3 taona izay. Ataon'i lery dahoo ny colis rehetra na ranomasinana fret aerien na ttsy tsotra e!! tonga sy livre hatrany.
rrichara@yahoo.fr io ny mailny
rrichara@yahoo.fr io ny mailny
19. niryna
(
14/04/2008 01:05)
Arakaran'ny toerana io sy ny olona mandray azy.Ny ahy indray efa tonga tany vao nosokafana dia mody nazeran'ilay mpiasa ny entana,itan'ireo nandray azy,ny sasany indray tonga famangataka izy.Na alefa sambo aza ry ireto dia tonga daholo ny ahy a,zavatra lafo vidy izany no nalefako fa voaray,ela vao tonga saingy nasiako assurance sy ny vidin'ilay zavatra.Nisy tsy voaray ihany fa nanao fangatahana ny tena dia niverina ny volako.
Ny ahy rojo kely sy pinces kely ireny no nalefako taloha dia nisy tonga ihany ,fa ny rojo hono mety voaterin'ny masinina ka dia potika ilay valopy,dia very avy eo.
Ary raha manao fitarainana e,raha very dia miverena any amin'ilay paositra maka ttsy fenoina fa izay no nataoko (in-droa izay dia nahazo vola niverina aho)

20. ni81
(
14/04/2008 05:00)
ny anay ilay ROJO ihany no ady eo, efa 3 taona izay. Ataon'i lery dahoo ny colis rehetra na ranomasinana fret aerien na ttsy tsotra e!! tonga sy livre hatrany.Dia mba azonao lazaina ve hoe ohatrinona ny saram-pandefasana sy ny fombafomba rehetra atao? Misaotra.
rrichara@yahoo.fr io ny mailny