mangalatra ve ny mpiasany paositra Madagasscar

21. dailynews ( 15/04/2008 23:44)
rajoelina:

ka zah anie gaga e, efa t@ Janoary ve no nalefako de mbola tsy tonga ihany kle hihihi


ny ahy sary nalefako t@ sept, t@ herinadro lasa teo ny olona tany vao nisaotra ahy fa heo tonga hono ny sary. izaho indray no tsy naharaka hoe sary inona. mba tonga ary izany.

dia nanontaniako izy ireo raha toa ka nisokatra ny valopy. dia hoy izy ireo hoe, tsy nisokatra hono fa nihidy tsara tokoa hmmm.....
22. Rafahafahana ( 16/04/2008 12:40)
Dia tena mahagaga mihitsy fa na dia ny taratasy aza anie indindra moa fa misy sary na carte postale dia ééééééé, indrisy fa dia tsy tonga koa é.
Inona loatra no manjo antsika malagasy é?
Tena mahamenatra
23. tsikih ( 18/04/2008 21:09)
tena mpangalatra ry reto an, satria nandefa entana aho tamin'ny décembre dia tsy tonga mihitsy ilay izy raha tsy nanao réclamation !! ireny colis colissimo ireny no nalefa, soa ihany fa misy "suivie" iny amin'ny internet, nanoratra tamin'ny posste aho dia novalian-dry zareo hoe hojereny io, teto France io an, dia niandry aho, zay vao niantso an'i mamanay ry zareo hoe misy colis ao, efa mois de février !!!2 mois taty aoriana, mba eritrereto amin'izany !!! izany hoe raha tsy nanao reclamation de very tanteraka ilay entana, ifampizaran-dry zareo ao !!! taloha aho nanao nandefa tamin'ny ilay tsotra tsy misy preuve, very ilay izy, chronopost, mbola very koa, hany ka tsy maintsy atao recommandé, na colissimo vao tsy very !!! tsy mba mahafantatra olona mantsy e, ka de gina fotsiny ny havan'ny tena tsy mahazo ilay entana nantenaina !!!tsy azoko mihitsy, de mandry ve ny saindry zareo ami'ny zavatr'olona very ireo ??? mankaleo be mihitsy sady mahamenatra araky ny voalaza !!!!!
24. catalyn ( 23/06/2008 16:01)
Torohevitra @ fandefasana entana any dago. Tahirizo tsara ny tapakila nandefasana ilay entana, avy eo antsoy an-telefonina ilay olona nandefasanao azy, omeo azy ilay référence-ny colis ahafahany manontany ny fahatongavany na tsia afaka 15 na 20 andro ary 1volana raha ela indrindra. Raha ireo no arahanao dia tsy misy olana fa ho azonao ny entanao. Aza miandry ny paositra na MIDEX handefa convocation izany fa aleo tonga dia ianao no manontany direct.
Izao manko no nahatonga ahy hilaza izany: nandefa entana aho ho an'ny cousine-ko talohany krisimasy( voalohan'ny volana desambra) , tsy nampilaza azy aho satria hataoko surprise ilay izy, tapitra ny taona tapitra koa ny volana janoary tsy nisy message . Niantso azy aho nony farany mba hanontany vaovao, tsy nisy resaka colis ny resaka nataony, tsy naharitra aho nony farany fa dia nolazaiko azy hoe nisy colis nalefako ho azy efa roa volana izay, ka teo vao gaga izy fa tsy naharay ninon'inona na convocation akory aza. Soa fa notehiriziko ilay tapakila nandefasako azy ary nomeko azy ny Référence ka nandehanany tany @MIDEX, Teo no ho eo ihany dia azony ny entana .
Ny tiako ho marihina dia izao, fanahiniana ataondry zareo ny tsy mandefa convocation ka rehefa afaka volana vitsivitsy raha tsy misy ny reclamation dia ekepony zareo ao ary mety hifampizarany ao angamba. Noho izany mila arahana ny entana alefa dia tsy misy ny olana.
Misaotra ary mazotoa :idea: :idea: :idea:
25. chrislyd2 ( 27/06/2008 09:21)
rajoelina:

Ahoana ny hevitrareo amin'ity entana halefa makany Mada tsy tonga ity e?

:)



Za koa aza mba gaga fa papiers nilaiko maika t@ dossier-ko nalefan'ny olona taty t@ 20 avril h@ izao tsy voaray any Madagasikara. Efa tonga aty ihany aho tsy hita ilay ttsy. Soa ihany fa mba tsy ni-exiger original ny embassade fa nanaiky scan.
Ny entana alefa moa dia mahakivy be, fa dia aleo miandry ny namana na olom-pantatra mandefa vao mampitondra kely.
26. catalyn ( 27/06/2008 10:00)
Izaho dia efa im_betsaka ny nandefa entana sy taratasy any dago fa indray mandeha ihany aho no very taratasy fa ny entana kosa dia tonga tsara avokoa.Ny taratasy dia tsy nahagaga ahy raha toaka very satria somary natevina ny valopy ka mino aho fa nosavaindry zareo satria noheveriny misy zavatra interessant ao anatiny ka rehefa tsy misy ny tadiaviny dia ariany faty.Raha toa ka important ny taratasy alefanao dia aleo atao recommandé mba ho sur,tsy sahiny ny hanokatra azy mantsy.
Momba ny entana kosa dia mbola tsy nisy very, tsy mampiasa carton poste aho fa izaho ihany ny mi-cartoner azy dia avy eo fonosiko emballage kraft ireny ary nohodidiniko scotch lehibe ireny ny sisiny rehetra ka tsy misy fika ny hanatahany azy.Envoi economique no fandefasako ary afaka 20 jours dia tonga ao Tana @ MIDEX. Mila arahana kosa aloha, mila mi-téléphone manontany hoe tonga ve ny entako,inty ny référence ....sns. :) Azon'izireo atao kosa ny manokatra ny entana raha misy ahiahin'izireo fa saingy eo imasonao ny hanaovany izany (miankina @ déclaration misoratra eo à ilay entana koa io)Ny appareil rehetra manko dia andoavana taxe . :idea:
27. Bola ( 28/06/2008 06:25)
Efa nisy vaovao fa indraindray aza taratasy miala any MAda hono ka esorin dreo ny timbre dia ny taratasy izany very tsy tonga aty. Toy ny etsy ambony rehefa mandefa entana dia mila asiana assurance dia fara faharatsiny miverina ny volanao. Ary matetika tsy sahy mikasika ry zareo any Mada raha misy assurance satria iny possible ny poste aty ivelany hanao audit hatrany am potony sy ohatra izany. Fa ny colis alefa tsotra dia efa namany omena ny ao @ poste fotsiny. Fa ilay entana alefa avy aty no mahasosotra fa 4 mois vao tonga. Taratasy ilaiko avy any alefa recommande koa @ io efa ho 6 semaines izay mbola tsy hita. Recommande miala any asa ahoana no systeme fa ela be vao tonga aty. Ny mankany indray taratasy tsotra miovaova indraindray 2 semaines et demi indray 4 ary efa nisy efa 3 volana vao tonga. Asa inona no mampiovaova an io...
Mampalahelo ilay tantara hoe tsy azo atokisana toy izao ny an ny tena ... sady maharary no mahamenatra toy ny tongotra vakivaky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602