Mba mangataka re Tompoko ô!
1. lazounet
(
07/04/2008 15:04)
Ity misy tononkira omeko anareo, mba vakio hatramin'ny farany dia mba lazao izay hevitrareo! Hiran'ilay akamako avy ao Sahalava izay izy ity :
Yvon SARERAKA
Mba mangataka re Tompoko ô!
Omen'Andriamanitra ny fara ianareo
Ny andon'ny lanitra homba anareo
Ny tsiron'ny tany é dia homba anareo
Dia mangataka re tompoko ô ô!
Fa Madagasikara hono tsy mandohalika
Omeo vary na ovy na fasika
Fombanay ary ny mitrerotrerona
avy eo dia manao bodongerona
dia mody manao androrosy é
maka ny volan'ny mpitariposy
mba hanaovana finansiman
sy vesitisiment
zao ny peperement
dia mangataka re tompoko ô ô
Rahampitso aho ho any Lybie
Rahafaka'ampitso ho any Algérie
Dia hangataka @ Khaddafi
Dia hangataka @ Chadli
Ni telefônina @ t@ Brejenev ô!
Tsy nomeny afa-tsy vôatsinefy,
nitelefônina aho t@ Reagan é!
Tsy nomeny afa-tsy varingana,
Nolazainy fa vary makalioka é!
Vary avy any Amerika,
Kanefa dia varin'alika
Omen'Andriamanitra ny fara ianareo
Ny andon'ny lanitra homba anareo
Ny tsiron'ny tany é dia homba anareo
Dia mangataka re tompoko ô ô!
Nitelefônina aho t@ Mitterrand,
Fa noserisereny aho lehiretsy é
Mba hiverina @ Zone Franc
Nitelefônina aho t@ KIM IL (sung)
Tsy nomeny na tamingan'usine,
fa inona hoy izy no tadiavin'ise?
Ity ny fotokevotra ataovy Djoutché
Dia milatsaka re tompoko ô ô!
Dia navoaka ny didy Dékré,
Io nosoniavin'i Rivo,
dia navadika ho arrété,
Dia nosoniavin'i Boana,
Ny lehilahy rehetra rehetra é
Mandray mihoatra ny arivo,
mba hanaovana financement
sy vesitisiment zao ho peperément
Dia mangatakare tompoko ô ô!
Yvon SARERAKA
Mba mangataka re Tompoko ô!
Omen'Andriamanitra ny fara ianareo
Ny andon'ny lanitra homba anareo
Ny tsiron'ny tany é dia homba anareo
Dia mangataka re tompoko ô ô!
Fa Madagasikara hono tsy mandohalika
Omeo vary na ovy na fasika
Fombanay ary ny mitrerotrerona
avy eo dia manao bodongerona
dia mody manao androrosy é
maka ny volan'ny mpitariposy
mba hanaovana finansiman
sy vesitisiment
zao ny peperement
dia mangataka re tompoko ô ô
Rahampitso aho ho any Lybie
Rahafaka'ampitso ho any Algérie
Dia hangataka @ Khaddafi
Dia hangataka @ Chadli
Ni telefônina @ t@ Brejenev ô!
Tsy nomeny afa-tsy vôatsinefy,
nitelefônina aho t@ Reagan é!
Tsy nomeny afa-tsy varingana,
Nolazainy fa vary makalioka é!
Vary avy any Amerika,
Kanefa dia varin'alika
Omen'Andriamanitra ny fara ianareo
Ny andon'ny lanitra homba anareo
Ny tsiron'ny tany é dia homba anareo
Dia mangataka re tompoko ô ô!
Nitelefônina aho t@ Mitterrand,
Fa noserisereny aho lehiretsy é
Mba hiverina @ Zone Franc
Nitelefônina aho t@ KIM IL (sung)
Tsy nomeny na tamingan'usine,
fa inona hoy izy no tadiavin'ise?
Ity ny fotokevotra ataovy Djoutché
Dia milatsaka re tompoko ô ô!
Dia navoaka ny didy Dékré,
Io nosoniavin'i Rivo,
dia navadika ho arrété,
Dia nosoniavin'i Boana,
Ny lehilahy rehetra rehetra é
Mandray mihoatra ny arivo,
mba hanaovana financement
sy vesitisiment zao ho peperément
Dia mangatakare tompoko ô ô!
répondu par mmmhh le 08/04/2008 12:30
3. ikalamako
(
07/04/2008 21:10)
sareraka reveko daholo ireny : valalabemandry, meditasiô, mba mangataka re tompoko ô, angorodao menakely, ...
mpanao polemika lery, fa ny zava-misy no lazainy. Ny zava-misy iainan'ny valalabemandry !
mpanao polemika lery, fa ny zava-misy no lazainy. Ny zava-misy iainan'ny valalabemandry !
4. ari.malala
(
08/04/2008 06:37)
tononkira miteny ny zavamisy iainan'ny olona andavanandro, tokony ampisaina izay voakitika:P
5. zoky
(
08/04/2008 09:34)
sahy manambara ny zava-misy lery, ary mivantana avy hatrany, manindrona, htraty io mankafy io,asehoy htrany ny sanganasany e
:) :)
:) :)
6. mmmhh
(
08/04/2008 12:30)
miteny ny zava-misy hiainan'ny olona izy. ambarany an-kira de somary ataony mampme mba hahaliana ny olona handalina ny tononkira sy hankafy azy.
Zà ndray tsy de tia ny hirany fa ny tononkira angaha no mahafinaritra ahy @ Sareraka, mahafinaritra an'ah ny mamaky ny tononkirany. :wink:
Zà ndray tsy de tia ny hirany fa ny tononkira angaha no mahafinaritra ahy @ Sareraka, mahafinaritra an'ah ny mamaky ny tononkirany. :wink:
