Mombany sary

1. rajoelina ( 06/04/2008 22:44)
Aino:
hafatra kely mety tsy kely ihany f aho lava!!!

iarahamalala moa eto fa misy ireo namana tsy tia ary mankahala ny sasany tsotra fotsony izao tsy eloka tsy inn anefa no natao taminy, ka dia mankahala ny iray @tsy misy antony, FIALONANA ANGA!! SA TSY FITIAVANA TSOTRA IZAO!!
iaraha lahalala fa efa hatr@ izay io fomba io no nisy teto ka na iza tsy tia na iza anaratsy de tsy hitrahatra ny hamalifaly ireo namako miraihina aminko aho, ka anjaranao izay tsy tia( efa ela moa ity resaka ity no mande faona, nefa dia averimberina ihany eh!!) ce que j'aime ce tout hoy ilay fiteny ze tiako ihany io!!!
fa ny sainako madio f atsy ratsy fisainana toa azy ireo ka tsiky sy sary de ampy!!!
:-D :-D
répondu par tlay le 25/04/2008 20:11
2. tess ( 07/04/2008 05:02)
:-D :-D d in no mampmé an"i zandry amin'io :-D :-D
3. Rasiligaoma ( 07/04/2008 05:21)
resaky ry "bary sy laoniny" indray io e
4. XxxX ( 07/04/2008 05:23)
ialahy leisy rajou d ts mahita zvr lazaina mints v e? zao v d mbo dinika leisy?

d inona no tian'lahy lazaina @ io?

d mifanaraha lisany mpitsikera ny sary ao e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :/ :^)
5. ainaheri ( 07/04/2008 05:47)
D tsy azoko ,fa inn ny tiandrajou kozina ee,sa anisan'le voakiana elà kle :-D :-D :-D

Za alou manohana an'io voalazan'i Aino io e....d tsy haiko we le gasy v tsy mahay manal'azy sa tsy mazaka ny atao we virtuel? Za mba manal'azy @ sary ty fa misy sasany asinao tsikera tsy d masika lotra ny sariny fa tondé vosakana tsy namana enao :roll: d miùmé fotsiny mou no atao,sainjaza beuuu,asio tsiky fotsiny d ampy wa aaaaaaaaaaa :lol:
6. rajoelina ( 07/04/2008 08:13)
ainahery:
D tsy azoko ,fa inn ny tiandrajou kozina ee,sa anisan'le voakiana elà kle
non! :-D :-D za bandy fa tsy sipa, ity soratry i Aino ity ve tsy ho any vhv mitovy aminy ihany? :-D :-D
7. XxxX ( 07/04/2008 08:39)
"rajou":
za bandy fa tsy sipa, ity soratry i Aino ity ve tsy ho any vhv mitovy aminy ihany?
k ts itako oé aiza ny blèm là leisy? ilahay nié no mikredy @ tsinapany eo e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ainaheri ( 07/04/2008 09:55)
rajou,salmo,enric.......d mbola misy:
non! za bandy fa tsy sipa, ity soratry i Aino ity ve tsy ho any vhv mitovy aminy ihany?


Ka nareo tsy nanazava fa nivanitika ,d za nievitra we votsindrona ndray rajou klé
9. tess ( 07/04/2008 12:29)
ka mba mampivanitka azy kosa reh ny voasoratra e! izy nge tsy kopy nin nin e! zà kou tsy kopy hoe nisy inona de nivanitika aho nahita a'ni rajou nivanitka :-D
10. tlay ( 25/04/2008 20:11)
ela Rajoelina milaza ela fa tsy misy olona tsitinela ao, fa tinela doly zany ny namana rehetra ao, za lety misy tsitiko betsaka ao an! aza MIATSARAVELATSY hoa na BUGIARDE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0936