raha toha ka.

1. fijo ( 04/04/2008 21:29)
ry zareo mpino an'i jesoa an,raha izao i jesoa no miverina eto,ka hanontaniana hoe :
"inona kay no tena tianao hoataonay ?"

dia mety ho izao no valiny:
"ny tiako ,dia ny ahatonga anareo hanaraka ny finoako,dia ny finoana jiosy,fa,finoana jiosy efa nasiako fanovana"

ary raha hanontaniana izy hoe:
"de ahoana izany ny kristianisma narahanay"

mety hoy lery hoe:
"diso fandray ny tiako hoatao ianareo";
répondu par fijo le 09/04/2008 21:02
2. pissoa ( 04/04/2008 21:34)
de maninona ?! :-D :-D :-D
3. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:42)
dias raha mitohi ny resaka dia ataoko hoe ampikonfeseo ary aho aloha de atoroy anahy le fandraisako diso
4. pissoa ( 04/04/2008 21:45)
hay ve tokony tohizana le resaka e ! tsy azoko mitsy le izy teo :-D :-D :-D

5. fijo ( 04/04/2008 21:53)
ka vinavina ny resaka atao io,raha sanatria ka miverina lery
6. lapino ( 04/04/2008 22:14)
dia mety ho izao no valiny:
"ny tiako ,dia ny ahatonga anareo hanaraka ny finoako,dia ny finoana jiosy,fa,finoana jiosy efa nasiako fanovana"

'hanaraka Ahy' foana no toa fiteniny
ary raha hanontaniana izy hoe:
"de ahoana izany ny kristianisma narahanay"

mety hoy lery hoe:
"diso fandray ny tiako hoatao ianareo";

Za koa manahy an'io
7. ikaretsaka ( 04/04/2008 22:45)
pissoa:

hay ve tokony tohizana le resaka e ! tsy azoko mitsy le izy teo :-D :-D :-D





jesoa vy ro tamy de tsa hiresaka aminy ndroky she avelany miresaka... ???
8. rakaroka ( 04/04/2008 23:32)
Raha toa ka miverina ve Lery :lol:
'za siora fa ilay iray ho raisina amin'ilay pil ou face hoe ny iray horaisiny dia ny iray ho avelany! :-D :-D :-D =)) =)) =))
Tsy matiantoka ftsn ve raha tsy izany raha izay soratra Jesoa teto izay no isaina :roll: :?: :wink: :-D :-D :-D
9. lehilahytsyresy ( 05/04/2008 07:50)
Izany rehetra izany moa dia "raha toa ka__", izany hoe mbola conditionnel daholo ihany e. :-)
10. jefra ( 05/04/2008 11:42)
Mbo marina kosa raha afa-bela raha misy milaza azy ho Jesosy eo!
Iza no hino izany na Jiosy na Silamo na Kristianina?
Efa tsy misy hazo hamantsihana intsony izao fa ny azo antoka dia ho lazaina fa mivaha.Dia arakarak'izay firenena isehoany, mety halefa eny Anjanamasina raha any amintsika, fa mety ho voatorabato na hahazo fatwa raha firenena hafa.
11. mmmhh ( 05/04/2008 12:39)
Misy namako zay tsaroako reefa misy mitory teny na milaza ny fiverenan'i Kristy zany, ozy hoe :
i Jesoa zany tsy hiverina ety an-tany zany intsony, fa efa nijaly lôtra izy taty de matahotra sao de mbola ho fantsohan'ny olona indray mande eo koa. :-D
12. rijadolly ( 06/04/2008 04:08)
lehilahytsyresy:
Izany rehetra izany moa dia \"raha toa ka__\", izany hoe mbola conditionnel daholo ihany e. :)
Marina ny an\'sé ny tsy mpino no mahita an\'zany noho ny faminaniany.Fa ny Kristianina amin\'ny maha Kristianina azy dia mahatoky ny tenin\'Ilay Kristy,izay mbola hazavain\'Fanahy Mpananatra azy ihany koa.Na ny fomba fiverenany zany na ny antony hiverenany. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Jaona&Toko=14 http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=15&andininy=26-26&dika= http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Jaona&Toko=16
13. niryna ( 06/04/2008 13:27)
mmmhh[/quote:
Misy namako zay tsaroako reefa misy mitory teny na milaza ny fiverenan'i Kristy zany, ozy hoe :
i Jesoa zany tsy hiverina ety an-tany zany intsony, fa efa nijaly lôtra izy taty de matahotra sao de mbola ho fantsohan'ny olona indray mande eo koa.
dia izay no antony iray lehibe hamakiana ny soratra masina satria izay hafafin'ny olona no hojinjainy ,voa ratsy no nafafiiny ,ary dia natahotra ireo nihaino azy satria nino ny teniny,raha ohatra anefa ka nahafantatra ny tenin'Atra dia nisy iray nijoro teo nanampy ireo tsy mpino.
Kristy rehefa tonga dia tsy ho fatsihana ny hazo fijaliana intsony,ho avy izy haka ny olony ary hanavaka ny ambodia sy ny zanak'ondry,ny mpino sy ny tsy mpino.Izay mpino dia hiova ao anatin'ny fotoana fohy ary dia hitsena azy.
Matoa ny baiboly nomen'Atra mba ahatonga antsika ahafantatra ny ho avy rehetra,raha ny mpaminany maro no efa nilaza fa ho avy i kristy,ho ampijaliana izy,hombohana eo amin'ny hazofijaliana izy ,hiadian'ny olona ny akanjony ary tsy hisy taola na vatana potika alohan'ny ahafatesany,nitranga ve ireo?
Eny tompoko,raha miteny ny soratra masina hoe ho avy izy ,hitranga ve izany ? Eny tompoko ,lasa marina tampany ny baiboly raha misy ny mitranga ary misy kosa ny tsy mitranga,anjarantsika tsirairay no miezaka mivavaka sy mangataka famelana isan'andro satria raha misy fahafatesana izay tsy maintsy mitranga ka tsy nangataka famelan-keloka na namela heloka isika dia tsy hamela antsika izy
Marina ny an'sé ny tsy mpino no mahita an'zany noho ny faminaniany.Fa ny Kristianina amin'ny maha Kristianina azy dia mahatoky ny tenin'Ilay Kristy,izay mbola hazavain'Fanahy Mpananatra azy ihany koa.Na ny fomba fiverenany zany na ny antony hiverenany
misaotra rija a,marina izany,ny kristiana dia efa manana fanantenana fa hiaraka hiainana aminy rahatrizay,ary ho mandrakizay,ny tsy mpino indray moa dia izy aza efa tsy mino ka akory atao baba fa dia avelao ho hitantsika eo izay mitranga.
14. pissoa ( 06/04/2008 13:52)
ikaretsaka:


hay ve tokony tohizana le resaka e ! tsy azoko mitsy le izy teo :-D :-D :-D

jesoa vy ro tamy de tsa hiresaka aminy ndroky she avelany miresaka... ???


Aza mampime ry Ika a ... =))=))=))
15. ikaretsaka ( 06/04/2008 16:41)
ko marina iznay ko... tena resahiko tsara mahitsiny ny ahy!
olona ambany lavitra noho i jesoa aza rehefa mahazo opportunity hiresaka aminy aho resahiko ko mainka fa!
16. ari.malala ( 07/04/2008 13:34)
mmmhh:

Misy namako zay tsaroako reefa misy mitory teny na milaza ny fiverenan'i Kristy zany, ozy hoe :
i Jesoa zany tsy hiverina ety an-tany zany intsony, fa efa nijaly lôtra izy taty de matahotra sao de mbola ho fantsohan'ny olona indray mande eo koa. :-D



=))=))=))=))=))
17. pissoa ( 07/04/2008 14:18)
:-D :-D :-D :-D :-D
18. mmmhh ( 07/04/2008 15:05)
niryna:
dia izay no antony iray lehibe hamakiana ny soratra masina satria izay hafafin'ny olona no hojinjainy ,voa ratsy no nafafiiny ,ary dia natahotra ireo nihaino azy satria nino ny teniny,raha ohatra anefa ka nahafantatra ny tenin'Atra dia nisy iray nijoro teo nanampy ireo tsy mpino.
Kristy rehefa tonga dia tsy ho fatsihana ny hazo fijaliana intsony,ho avy izy haka ny olony ary hanavaka ny ambodia sy ny zanak'ondry,ny mpino sy ny tsy mpino.Izay mpino dia hiova ao anatin'ny fotoana fohy ary dia hitsena azy.

fantatro re izany fa mba vazivaziny zany a, mahatsiaro an'le namako zà vô nahita an'le sujet de mba .... :-D :-D :-D :-D :-D
19. moi ( 08/04/2008 11:39)
Dia resaka "raha toa ka" tokoa !
Ny fanontaniana aloha mety hapetraka aminy tokoa, fa ny valiny dia iray amin'izay efa voasoratra ihany ao amin'ny baiboly e !
Fa tsy hitarika amina antokom-pinoana atsy na aroa Izy, ary mety ho fanoharana ihany koa no fomba famaliny.
20. hira ( 09/04/2008 00:56)
ka io ilay "finoana jiosy nasiana fanovana" io ange no atao hoe kristianisma e. aza mijanona @ fiahaviana sy dénomination izany hoa aho fa ity resaka fivavahana ity tsy vitan'ny finoana fa misy kolontsaina sy tantara ary filozofia koa ao anatiny ao.
fantatr'i fijo ve fa ho an'ny silamo dia tsy jiosy izany jesoa? jiosy ny firazanany, fa silamo izy, silamo mosesy, ary silamo abrahama satria ny atao hoe silamo dia izay avy @ andriamanitra.
i bouddha izao lazain'i fijo fa hoe maty bouddhiste, nefa io terme hoe bouddhisme io dia siecles 3 na 4 taty aorian'ny nahafatesany vao nipoitra satria raha 5 siècles eo ho eo avant JC no nisy io bouddha historique io, dia 1er siècle de notre ère vao nisy écrit mazava momba ny fampianarany. mbola pire nohon'ny an'ny kristianina raha izay lafiny izay no jerena.
i mahomet indray tsy dia haiko loatra ka aleo aho tsy hiteniteny foana. ny fantatro fotsiny dia aminy dia silamo jesoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9634