9. Mpandefa : jefra [ Valio ] 05-04-2008 13:42:42
Lohateny : Re : raha toha ka.
Mbo marina kosa raha afa-bela raha misy milaza azy ho Jesosy eo!
Iza no hino izany na Jiosy na Silamo na Kristianina?
Efa tsy misy hazo hamantsihana intsony izao fa ny azo antoka dia ho lazaina fa mivaha.Dia arakarak'izay firenena isehoany, mety halefa eny Anjanamasina raha any amintsika, fa mety ho voatorabato na hahazo fatwa raha firenena hafa.
ity no valiny tena ahiako hitranga koa;
ny antony dia mino ny olona satria tsy mbola mahita,fa rehefa tena eo izy,hitorabato azy aby ireo.