fasarotapiaro!
1. kiadi
(
02/04/2008 15:26)
ny bandy sa ny sipa no tena betsaka saropiaro?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/hira%2Bgasy/video/x44ci2_hira-gasy-taiza-indray-ianao_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/hira%2Bgasy/video/x44ci2_hira-gasy-taiza-indray-ianao_music
répondu par Papoose le 12/04/2008 22:45
2. Papoose
(
02/04/2008 16:01)
za mahita hoe ny bandy no tena saro-piaro betsaka indrindra fa mbola zazakely le sipa :-D
4. kiadi
(
02/04/2008 16:34)
nareo no tena gravy kle! sady nareo le mody cool be fa mahivita mi-harcele ze sipa tady hiodikodina ny kôfanareo!
5. milaibe
(
02/04/2008 17:57)
Mody alehoe tantarao fa tsy mampanino favieo ady tsy vita sady miverina foana le histoire
7. kiadi
(
02/04/2008 18:15)
tena marina mintsy nen'i milaibe!! lasa ady miverina lava na de tsisy ninina aza !
8. kelly13
(
02/04/2008 19:06)
ny vy tsy mikitrana irery e, matou le vhv mamerimberina le resaka fôna aveo d noho nareo lhl tia mampirafy 8-)
10. mbaliana
(
02/04/2008 19:48)
tano ny azo hono fa sarotra ny mila koa.. na ho an'nylahy na ho an'ny vavy... :P
11. ikaretsaka
(
02/04/2008 19:52)
marin'izany ry mbambal an.. fa aza tazomina trop koa anefa fa variana mifikitar eo kanjo voafika sy tsy tafanika ny hazo nofikirina akory
12. rajoelina
(
02/04/2008 20:52)
* Ny akabeazany bandy be sy rangahy dia sarotindrotiny amin'ny bandy kely amin'zao fotoana... (mazava be amin'ny rehetra angamba ny antony)
* Ary ny sipa no betsaka sarotindrotiny koakoa noho ny bandy .
* Ary ny sipa no betsaka sarotindrotiny koakoa noho ny bandy .
15. simplex
(
02/04/2008 21:59)
zany ve d ilaina anotaniana eee :
* ra mbola miaraka tsara ry zareo
:arrow: bandy
* ra efa manakaiky ilay ora farany
:arrow: sipa
^:^
17. ikaretsaka
(
02/04/2008 22:21)
kiadi:
ka ny fanotaniako de iza no tena saropiaro kokoa? bandy sa sipa?
ny sarimbavy sa ny sarindahy hoe
18. simplex
(
02/04/2008 22:23)
le hoe veloma @ mandrakizay eee :)
date d'expiration 8)
efa manomboka mi- :roll: nga ela ? :P
teneno izy hoe enao aza saro-piaro an :°) :lol: :lol:
;-)
