fasarotapiaro!

21. xxx ( 03/04/2008 03:01)
Samy saro-piaro ny bandy sy ny sipa, fa tsy tena mitovy ny hasarotam-piarony. Efa zenetika mihitsy :-P . Vokatry ny toe-batana sy ny evolution ihany io, dia hatramin'ny biby sy zava-maniry koa aza ahitana trasiny. Amin'ny ankapobeny izany :

Ny bandy : saro-piaro amin'ny resaka sexe.
Mila assure @ lery fa ny an'i lery irery no miditra ao amin'ilay sipa, @ zay sur fa ny gene an'i lery no tafampita amin'ny zanany fa tsy misy risika hoe an'olon-kafa. Mbola izany koa no mahatonga an'ilay mitady virja, hasarotam-piaro hatrany amin'ny amont an'ilay fiarahana.

Ny sipa : saro-piaro amin'ny resaka attention sy sentiment.
Ny sipa efa sûr fa ny gene an'azy no ho amin'ny zanany eo. Tsy misy besoin tokony ho saro-piaro amin'ny resaka sexe izy. Kanefa raha ohatra ka mitia olona hafa ilay bandy, dia compromis ny mety ho survie an'ilay zanany satria mety mizara ny ressources an'ilay bandy. Dia izay no tena arovany.

Efa lasa zenetika ilay izy, efa tafiditra anatin'ny instinct, dia na tsy misy resaka hoe hiteraka aza ny fiarahana dia efa izay no itondran'ny olona azy.
22. xxx ( 03/04/2008 03:30)
simplex:

* ra mbola miaraka tsara ry zareo
:arrow: bandy

* ra efa manakaiky ilay ora farany
:arrow: sipa

^:^

Eny :)
Azo theorizevana manaraka an'ilay voalazako etsy ambony ihany koa io. :wink:
23. kiadi ( 03/04/2008 10:38)
alao kosa nama le xxx an
24. ainaheri ( 03/04/2008 18:35)
Ny sipa no tena saro-piaro,mody tsy mikozy iny izy fa modia any antrano elà na mankanesa any aminy fa daka vody klé :-D :-D :-D
25. kiadi ( 03/04/2008 18:37)
reo mintsy no tena madevin..._antsalaka!! mody tsy saropiaro fa gravy be
26. mbaliana ( 03/04/2008 18:46)
samy gravy koa.. . ny lhl saropiaro tena mi-isoler ny vhv.. tsy amahzo miresak amain'ny namany lhl intsony.. tsss :?
27. kiadi ( 03/04/2008 19:00)
mbaliana tsy mazo miditra ato tsony fa zah saropiaro be :-D :-D :-D :-D
hotranizany ve?
28. mbaliana ( 03/04/2008 19:08)
ohatra....
29. xxx ( 03/04/2008 19:17)
kiadi:

alao kosa nama le xxx an

ny filozofiantsika momba ny xxx angamba tsy mitovy 8)
30. kiadi ( 03/04/2008 19:17)
mahazo fefesse raha bola tratrako ato an :-D :-D :-D
31. xxx ( 03/04/2008 19:33)
saro-piaro am'zany eo ny sasany :-P :-D :-D
32. kiadi ( 03/04/2008 19:52)
xxx wa miala tao
33. tsiambaratelo ( 05/04/2008 20:58)
Tia matoa saro-piaro!Ny vhv no be saro-piaro nohon\'ny lhl,ny lhl saro-piaro satria sao lasan\'ny bandy hafa le zvt,ny vhv saro-piaro satria ny fitiavana omeny tsy atendro molotra fa tena @fo,afatsy ireo mitetika harena fotsiny!
34. Rasiligaoma ( 05/04/2008 21:47)
hay misy an'izany hoe "mitetika harena fotsiny" izany?
35. Papoose ( 05/04/2008 22:17)
rasily a za saropiaro :-P
36. tsiambaratelo ( 06/04/2008 10:46)
Rasiligaoma:

hay misy an'izany hoe "mitetika harena fotsiny" izany?




ie,misy mintsy kah!mody tiko enao enao, nefa le sôsy no tena
mibahana ao an-doha .
:-w =D> =D>
37. andryrabe ( 06/04/2008 19:13)
hasarotampiaro, ... efa fahita sy fiainana andavananndro io e, na lahy na vavy samy mamely aby amin'izay tandrify azy. miresaka fotsiny aza ato de efa misy saropiaro saady kouuuuu.
38. kiadi ( 06/04/2008 22:20)
ohy tiambara3


ie,misy mintsy kah!mody tiko enao enao, nefa le sôsy no tena
mibahana ao an-doha .
> >

ary ny bandy ve manao zany toetra interressé zany ko?
39. Rasiligaoma ( 07/04/2008 05:22)
raha sendra ilay MILF be ireny izy dia misy manao an, manao homme de compagnie
40. Papoose ( 07/04/2008 11:53)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368