Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?

1. Jeankely ( 26/03/2008 00:45)
Mandeha ny hoe OLOKENDRY, ao ny hoe OLOMANGA, ao ny NOTSONGONOMBOLO, ao ny mahay sy malaza @ FITARIANA GREVY, ao ny MAHAY MANJERA TETEZANA, manao BARAZY sns... Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny namana ivelany ireo izay any andafy na ny ao an-toerana mivoaka matetika, hoe lasa nankaiza ny firenenao nandritra ny nananao fahefana ary inona no FOTOTRA napetrakao? Aiza ny firenenao amin'izao mihoatra ny firenena hafa? Fa dia faly milaza ho favy daholo?
répondu par Jeankely le 27/03/2008 03:20
2. nanas ( 26/03/2008 00:54)
maninona aloha ra anotanianao Ravalomanana ry Jeankely, mety aminy mihitsy ny fanontanianao raha ny fandinihako azy.
tatero eto ny valiny
3. Jeankely ( 26/03/2008 01:03)
Ianao no anaotaniako voalohany. Mahatsapa finaritra amin'ny vitanareo tamin'io Madagasikara io ve ianareo sa favy an'eritreritra? izaho tsisy fifandraisana amin'ny mpitondra na pitiny aza saingy izaho mahalala menatra rehefa mifampikasoka amin'ny hafa. izaho tsy faly miseho milay satria ivelan'i Madagasikara. izaho tsy filamatra sahala anareo. Ny fantatro dia faly manao izaho ity nefa tsy mankaiza ary tsy nankaiza. Tsy misy hiarovako ny mpitondra fa ajerao raha zaka ary tsisy fiantraikany amin'ny fiainako satria tsy miaina amin'ny seza politika aho. Potseriko ny nanas otrika hivoaka na faly na tsy faly.
4. Kwasi ( 26/03/2008 01:50)
Lohateny : Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?

Raha saro-kenatra ve izy hanao politika?
5. Jeankely ( 26/03/2008 02:57)
Ny tianao lazaina ve hoe tsisy henatra ny MPANAO POLITIKA NA MPANOHATRA NA TSY HAIKO MALAGASY? Tsy izany no hitako fa faly ary mibitaka sy mirehareha amin'ny dingana vitany ny Mpitondra na avy nitondra amin'ny firenena hafa. Miaramila manambonihatra Indian tafaraka train tamiko mirehareha fa favy ary nilaza izy fa efa nahafaty Anglisy tamin'ny totohondriny. Rangahy efa antitra be io. Mba sahala izany ve ny miaramila manamboninahitra be kintana tsy nandalo guerre? Mba sahala ny ahoana no fihetsiky ny Malaysian rehefa nifety ny faha-50 taona ny fahaleovantenany izy? Tena miehareha na tsy mbola sahalan'i Europe aza nahavita dingana maro reo. Dia sahala izay daholo na Indonesia na inde na Chine samy mbola be mahantra nefa mahatsapa fa nahavita dingana. Aiza ny Mpanao politika miseho favy Malagasy? Mingetrongetroka amin'ny Zero satria tsy nitondra nankaiza ny firenena.
6. razaordira ( 26/03/2008 05:03)
Ny mpanao politika vazaha koa anie mba tsy menatra e.
Jereo ireny ny fisakaizan'i Bill Clinton sy i Monica :-D ;
Jereo koa ireny ingahy Eliot Spitzer olona mpanao politika nendri-piderana kanefa dia niaiky fa hoe mpandeha any amin' ny orinasa misy an'ireo mpivaro-tena saranga-ambony. :lol:
:-)
Aleoko ihany Gasy kah. :-P
Jeankely:

Mandeha ny hoe OLOKENDRY, ao ny hoe OLOMANGA, ao ny NOTSONGONOMBOLO, ao ny mahay sy malaza @ FITARIANA GREVY, ao ny MAHAY MANJERA TETEZANA, manao BARAZY sns... Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny namana ivelany ireo izay any andafy na ny ao an-toerana mivoaka matetika, hoe lasa nankaiza ny firenenao nandritra ny nananao fahefana ary inona no FOTOTRA napetrakao? Aiza ny firenenao amin'izao mihoatra ny firenena hafa? Fa dia faly milaza ho favy daholo?



7. Jeankely ( 26/03/2008 05:09)
Izany no tena resaka zaordira marina. Fa iza no niresaka vazahabe teo. Ireo vitan'ny hafa izay ahafahany mirehareha no resahiko. Na mandeha any @'ny anabavin-dry zalahy mivarotena moa izy ka mahavita ny andraikiny mbola resaka hafa. Fa ny mpanao politika Malagasy mahay Baiboly fatratra nefa tsy mahavita inoninona, milaza mahay be diplaoma nefa tsy nankaizailay firenena nentiny, Profesora voafingana t@ AMPASOIMANTA sns...Ireo ve no rehareha? Mba menatra fa izany no mahatonga ny vahoaka ho leo politika ary na ny ho aviny aza tsy jereny fa izay lany ao tsy raharahanay hoy izy satria MPANAO POLITIKA=RATSY FANAHY
8. badboy ( 26/03/2008 08:26)
Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny namana ivelany ireo izay any andafy na ny ao an-toerana mivoaka matetika, hoe lasa nankaiza ny firenenao nandritra ny nananao fahefana ary inona no FOTOTRA napetrakao? Aiza ny firenenao amin'izao mihoatra ny firenena hafa? Fa dia faly milaza ho favy daholo?


Ary inona no anjarabiriky oentinao lasa any indonesie io ho an'i dago???
Sa rehefa nahazo toerana sy billet avy @ fanohanana ny fitondrana @ zao dia TSY MENANTRA ny milaza atsanga tsy amanorana??????:idea::idea::idea::idea::idea:
9. Jeankely ( 26/03/2008 12:35)
Ty angaha alika sa inona? Efa miteny aho fa tsisy asa avy amin'ny fitondrana ary tsisy fifandraisany @ politika ny fivelomako. Anontanio ny mpitondra nametraka olona aty ary tsy hainy akory hoe aiza aho. Olona mafy ady aty aho fa tsy favy fa kosa misy Internet mba hanoratana dia manoratra ny tiako hambara. Ny tsy aninona tsy aninona nefa milaza milay MILA MAHALALA MENATRA. Averiko raha tsy azonao. AZERAO RAHA ZAKANAO FA TSISY FIANTRAIKANY AMIN'NY FIANAKO. Ny hafatro tsy ho anao fa ho an'izay afaka mahatakatra azy. TSY NAHAVITA AZY NY MPITONDRA VOAONGANA ARY TSY ILAINAY HIVERINA. Raha tafaverina moa izy ka izay no lanin'ny vahoaka dia tsisy olana fa manaja izay lanin'ny vahoaka ny aty. tsy misy hanakorontananay ny firenena mihintsy. Madagasikara no fantatro fa tsy ny mpitondra hifanolosolo
10. rabingogilabanga ( 26/03/2008 14:12)
Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?


oui tokony ho-mentra ry zalahy, saingy tsy menatra izy, ka inona no hataonao, izy mananmbola, manana basy, fetsifetsy, ratsy saina, tetezana tapaka sy ady antrano vao azonao aongana? ka inona no hatao?


teteza-mita, na ho folo-taona teteza-mita tsy misy resaka politika, na amaritana ny regle de jeu dia izay no ilaina,

fa raha izy( ny mpanao politika) no andrasanao hiova sy ho menatra, dia asa oviana?
11. Jeankely ( 26/03/2008 14:21)
Analyses-na inona aloha ity na 10 taona tetezamita ity Ra-bogosy e? Ny toe-karena ve sa inona? Tsy hainay izany. Hazavao hoe misy toe-karena mandroso ve @'izany tezena tsy mita izany?
12. nanas ( 26/03/2008 14:24)
Jeankely:

Ianao no anaotaniako voalohany. Mahatsapa finaritra amin'ny vitanareo tamin'io Madagasikara io ve ianareo sa favy an'eritreritra? izaho tsisy fifandraisana amin'ny mpitondra na pitiny aza saingy izaho mahalala menatra rehefa mifampikasoka amin'ny hafa. izaho tsy faly miseho milay satria ivelan'i Madagasikara. izaho tsy filamatra sahala anareo. Ny fantatro dia faly manao izaho ity nefa tsy mankaiza ary tsy nankaiza. Tsy misy hiarovako ny mpitondra fa ajerao raha zaka ary tsisy fiantraikany amin'ny fiainako satria tsy miaina amin'ny seza politika aho. Potseriko ny nanas otrika hivoaka na faly na tsy faly.


Voalohany indrindra aloha a! fanotaniana tsotra no napetrako, afaka namaly ianao, afaka tsy mamaly koa donc don't get upset if you don't know the answer E!.Manjary sahala amin ireny liona migrif reny.

Faharoa, sao dia mba tsy fantatrao aza ny dikany ny teny hoe menatra aloha? Ny olona manana fahamerana zany tsy manopa olona, manan alika olona, sy manambany ny hevitry ny hafa rehefa tsy mifanaraka aminao sahala amin io ataonao io andavandro eto io. Fa ny ahy haveriko foana fa na hanopa ahy etsy sy eroa aza ra Jeankely, tsy misy olana fa samy ho tsaran ny havany eny ihany e!

Ary aleo hazava tsara aminao fa tsy hitovy amin ny zao eritreretinao zao mihitsy ny koa ny olona aty ivelany Ianao no manana complexe be, ka ny olona no lazainao fa miseho milay sy favy an eritreritra. Mba mandiniha ihany aloha ity lohabe ity vao mba mitsikera olona, fa sao lasa olon-dehibe tsy ampy sain


13. Jeankely ( 26/03/2008 14:31)
Hahahaha=))=))=))Izaho tsy olon-dehibe ary tsy ampy saina ka izay no mba hitsapako ilay miseho misy saina. OLOMANGA, OLOKENDRY, TSY MANOPA, MITAPITAPY, PASTORA, =))MAMOAKA DEMONY dia inona koa? IE TETEZAMITA hahaha AMPAISOMANTA=))=))=))LESONA HATRANY AMIN'NY TARANAKA MANDRAMPAHATAPITRA NY TANY=))=))=))
14. rabingogilabanga ( 26/03/2008 14:49)
Analyses-na inona aloha ity na 10 taona tetezamita ity Ra-bogosy e? Ny toe-karena ve sa inona? Tsy hainay izany. Hazavao hoe misy toe-karena mandroso ve @'izany tezena tsy mita izany?


izaho no milaza izany, 10 taona, izaho tsy voatery hahay, noho ra-jean-kely

ra-jean kely mety hilaza 2 taona,
ny sasany mety hilza 1 taona,

ny tanjona na principe, dia teteza-mita no hatao, farito ny regle, mba hampihena ny hala-bato sy ny fanararaotana, sy tsy hampisy ady, sy pont ary lalana tapaka , sy exilés, sy valifaty politika, samy gasy isika,
15. badboy ( 26/03/2008 17:01)
Ty angaha alika sa inona?

Alohan'ny hanomezana lesona ny rehetra hoe MBA MENATRA, dia ampiharo @ tena aloha ilay izy!!:idea::idea::idea::idea:
16. Jeankely ( 26/03/2008 17:12)
Azafady fa tsy mahalala ny tetezana faritanao aho ary arabe tsisy rano ve no asiako tetezana=))=))=)). Dia hatomboy faritana ny anao sy ny voan'ny AMPAISOMANTANAO. Dieny izao dia farito koa sao mbola miverina @'ny tantaran'ny firenena Malagasy ny olona ambony nihinana paisomanta izany=))=))=)).Narary kibo ve sa narary andoha sa afabaraka mandrakizay?
17. ranitse ( 26/03/2008 17:33)
Dia firy no isan'ny Ministra @'izany rabingogilabanga? Dia aiza no misy anao?
18. Jeankely ( 26/03/2008 17:44)
Mety Praiministra no kinendriny. mitetika ny ho kalabe nefa kalalao=))=))=))
19. Jeankely ( 27/03/2008 00:42)
Samy nanangana antoko politika efa ho 200 isa dia nanao inona? Samy mihevitra hanao zavatra nefa ny saina ratsy. TSY MISY MALAGASY MIHEVITRA MPANAO POLITIKA HO TSARA IZANY INTSONY. Iza no nanimba sy nitarika izany? Ireo nifandimby ireo ihany. Tsy maha-koty vahoaka izany RAHA TSY OLO-BAOVAO. Nanoro ny vahoaka hatrany @ farany ambany ve reny antoko politika marobe ireny sa dia faly misolelaka miandry seza fotsiny. Tsy sarotra mihintsy ny mitarika vahoaka raha misy zavatra mijoro sy maro-pototra. Saingy tsapatsapa. Ny an-Rabogosy tsy bingo tsy gila aza tsy hainy na afaka 10 taona hono na firy taona fa atao ao fotsiny. izany ve no hitariana vahoaka?
20. bazylou ( 27/03/2008 00:59)
fa angaha mba mahalala menatra i jeanpetit ???:?::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058