Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?
21. Jeankely
(
27/03/2008 03:20)
Izaho tsy mahalala menatra satria
tsy mpitondra Fanjakana lazaina mivareraka na Mpanohitra misanana. Menatra aho miresaka @'ny olona avy ivelany rehefa resahany hoe fa ahoana ilaisany no tsy tafavoaka. ianao no faly satria nilaza nahazo vazaha ary lasa vazaha.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0497