Fomba fampidirana sary eto am serasera :)
1. vale
(
18/03/2008 10:51)
Salama doly,
Hono Hoà Hery, maninona kay raha mba ampitomboana kely ny habean'ny sary azo ampidirina eto, fa izay foana ny problèmako isaka ny mihetsika izao dia ngoda fona, mihoatra fona!!!:(
Hono Hoà Hery, maninona kay raha mba ampitomboana kely ny habean'ny sary azo ampidirina eto, fa izay foana ny problèmako isaka ny mihetsika izao dia ngoda fona, mihoatra fona!!!:(
répondu par kiadi le 20/04/2008 20:45
3. kiadi
(
18/03/2008 11:25)
taiza ko aza vale no bola napiditra sary teto zany ! tsy bola nahita zah :-D:-D:-D:-D
5. vale
(
18/03/2008 12:53)
Hery:356 ko moa izy teo???? ohatra, ny farany azo ampidirina mantsy 300, na raha tsy mety dia mba mangataka logiciel raha misy mahay fanovana ny halebean'ny sary!!! Merci ôooo!!!:wink:
8. vale
(
18/03/2008 13:10)
=)))))))) Kiadi, siiiiiiiiiiiiii, te lava tongotsa mijery bol any st denis eo zay vao tsy nahita! :lol:
9. ainaheri
(
18/03/2008 15:14)
tsy haiko na mety @ vale ty "C:\Program Files\CoffeeCup Software\CoffeeCup PixConverter\CCPixCon.exe" zay kou mba te ijery sary klé
10. ainaheri
(
18/03/2008 15:21)
lol aza fady vale anoarako ndray ty na mety hihi http://www.coffeecup.com/lounge/downloads/infosheets/CoffeeCup_PixConverter.pdf
11. ainaheri
(
18/03/2008 15:26)
Na ity ko http://www.01net.com/telecharger/windows/Multimedia/photo_numerique/fiches/29117.html
13. vale
(
18/03/2008 15:53)
Misaotra betsaka an'i ainaheri!!!!!!!!! andraso fa handramako aza, mino zah fa mety kah! ny fotoana sisa!!!:-*:-*:-*merci!!
14. vale
(
18/03/2008 15:55)
milaibe, mbola any ivelany fona ve zay h@zao,mhh, raha vao misy fotona tondé ataoko izay azo jerena rehetra!:lol:
15. diamondra27
(
18/03/2008 16:11)
vale: miandry anjy manao optik sy cravate ny pokona zany an
:-*:-*:-*
:-*:-*:-*
16. penina
(
18/03/2008 16:14)
paint fotsiny ry levaly dia mety ah.
Sokafana amin'ny paint.
Ctrl+A
Ery amin'ny zorony ambany ankavia. Eo amin'ny zorony tsara, mivadika flesy maintimainty misy lohany roa ny souris rehefa eo.
Sady manindry Shift levaly no miklick manakely azy.
Dia avy eo deseksionena. (klickena fotsiny ny ivelan'ny sary)
Dia mankeny amin'ny zorony ambany ankavanana indray. Dia ahena ny habehan'ny sary.
sauver
dia vita
:wink:

17. kiadi
(
18/03/2008 17:26)
i vale raha ampiditra sary aza de namany ihany no mazo mijery eo :-D:-D:-D
18. lapino
(
18/03/2008 17:27)
ary misy fika ve hoe, manao resize an'ilay sary dia ny octets no ahena fa tsy ny pixels ? :roll:
19. penina
(
18/03/2008 17:43)
Somary sarotra kely izay raha tsy miditra traitement d'image. Mampiasa photoshop no mora indrindra hitako.
Raisina hoe jpeg ilay sary satria avy amin'ny fakan-tsary. (ps: azo atao koa, alohan'ny hakana sary dia efa atao ambany ny resolution).
Sokafana amin'ny photoshop dia atao save as dia eo amin'ny caliten'ny jpeg no ahena. Raha 10 ny tsotra dia ohatra hoe ahena 8. Fa miharatsy aloha ny qualite.
Na iray koa hoe, save for the web rah tsy diso aho, dia ao misy option bebe koakoa.

20. lapino
(
18/03/2008 17:54)
tsy mazava tsara ngamba ny noteneniko :)
ny tiako lazaina tsy mi-sacr kalite fa otran'ny hoe :
ahenao ny refin'io sary io mba ho lasa 200ko ny lanjany
fa tsy hoe :
ahenao ho refin'io sary io mba ho lasa 400x300px dia tsy maninona izay lanjany mivoaka eo