Fomba fampidirana sary eto am serasera :)
21. yonikafopl
(
18/03/2008 18:38)
io lazain'i p6 io no tsotra indrindra
Paint - Image - Strech/Skew(Ctrl+W) - de akelezina eo oe firy isanjaton'ilay sary no tianao hanaovana azy. de saver-na, de zayyyyyyyyyyyyy:wink:
Paint - Image - Strech/Skew(Ctrl+W) - de akelezina eo oe firy isanjaton'ilay sary no tianao hanaovana azy. de saver-na, de zayyyyyyyyyyyyy:wink:
22. xxx
(
19/03/2008 05:41)
ramatoa vale koa otrany mba mampiresaka aiza koa no hoe tsy mahay mampiditra sary eto nisy fotoa ary enao nampiditra sary teto @ sera tsy nisy olana koa zao mahita hoe ahona no fomba fampidirana sary reo efa omen'oul reo ary ny evitra zay angatahinao dia arao tsara dia miandry ny sarinao zany ny vahoka fa aza mampiresaka fotsiny teny kely atsipy iny fa tsy hoe manakia ny tenanay :?:?:?:?:?
24. penina
(
19/03/2008 15:50)
xxx> izay tiany ihany io koa
lap> izay ilay hoe JPEG ka. Min ny fahasimbana, max ny fanenana lanja, tsy miova ny habeha.
lap> izay ilay hoe JPEG ka. Min ny fahasimbana, max ny fanenana lanja, tsy miova ny habeha.
25. vale
(
20/03/2008 21:37)
diamondra27:f'angah tsy maintsy manara-damaody koa?:lol: mba manao sary matotra fa efa antitra ankia ah!:wink::wink:
vale: miandry anjy manao optik sy cravate ny pokona zany an
:-*:-*:-*
26. vale
(
20/03/2008 21:43)
penina::( kay misy fika morakely!!!!!!mhh,merci aza moa e, levaly taiza ndray zah?:lol:
paint fotsiny ry levaly dia mety ah.
Sokafana amin'ny paint.
Ctrl+A
Ery amin'ny zorony ambany ankavia. Eo amin'ny zorony tsara, mivadika flesy maintimainty misy lohany roa ny souris rehefa eo.
Sady manindry Shift levaly no miklick manakely azy.
Dia avy eo deseksionena. (klickena fotsiny ny ivelan'ny sary)
Dia mankeny amin'ny zorony ambany ankavanana indray. Dia ahena ny habehan'ny sary.
sauver
dia vita
:wink:
bizzzzzzzz,lepaoly ah!:-D:-D:-D:wink:
27. vale
(
20/03/2008 21:50)
mersii doly !!!!!!!! yonik,Diam, Kiadi:-P:-D:-D:-D,Lapino,Hery:-P:-D:-D:-D,mersi doly!!!!!!!!:D:wink::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
28. vale
(
20/03/2008 21:54)
xxx:8O8O8O ny maningana dia miavaka eny foana! in ty mampiaviavy ani ra xxxx?8O
ramatoa vale koa otrany mba mampiresaka aiza koa no hoe tsy mahay mampiditra sary eto nisy fotoa ary enao nampiditra sary teto @ sera tsy nisy olana koa zao mahita hoe ahona no fomba fampidirana sary reo efa omen'oul reo ary ny evitra zay angatahinao dia arao tsara dia miandry ny sarinao zany ny vahoka fa aza mampiresaka fotsiny teny kely atsipy iny fa tsy hoe manakia ny tenanay :?:?:?:?:?
Arakarakin'ny fitaovana nakanao sary io, tam phone nety, t@ num hafa nety, ity farany ity num, tsy mety, mazava tsara angamba izay fa mahabe menomenona ny xxx, zany koa ka atao manahirana, de rah tsy ampiditra tampoka zah zay tiko ihany io sady tsy ho anah irery ny tombotsoa avy eo fa an'ny daholobe!
manja anao.:twisted:
29. kiadi
(
21/03/2008 08:27)
de aiza zao le sary hatramizao tsy hita akory? sa raha tsy namana manokana tsy mahita ? tssss
30. vale
(
21/03/2008 10:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa namako manonkana aza Toi knoh!:lol:, fa le sary tao am sary rehetra anie izany e, efa noesoriko oà fa menatsa beu zah!:D:x:-D:-D:-D:-D