lasopy sokrila
1. bida
(
16/03/2008 23:45)
mba mila hevitra aminareo, ahoana ny fikarakarana lasopy sokrila satria spécialité gasy io no fiheverako azy
répondu par pseudo38 le 14/06/2008 15:39
2. ainaheri
(
17/03/2008 05:45)
tsy mitovy @ fikarakarana tongotr'omby iany ve e?
Bida>> anontanio ko Fran6 Turbo :lol:( blague io an)
Bida>> anontanio ko Fran6 Turbo :lol:( blague io an)
3. tslem
(
17/03/2008 06:42)
Tena mba tsy fahenoko ndray zany lasopy sokrila zany raha tsy vao androany an, mba inn toko zany? tsara ve? :)
6. ainaheri
(
17/03/2008 12:08)
Nreo ve mbola tsy naheno an'zany lol Le lava²n'ny omby iny,zay ny filazandreo azy
11. ikaretsaka
(
17/03/2008 20:32)
hatran'ny lasopy legume sy ny tongotr'omby sy silamangany sy jarret ihany.. fa ny hena no soloina filahian'omby!
12. fahamarinana
(
18/03/2008 08:28)
:arrow:tena mbola tsy nihinana aho sady toa tsy hihinana koa na dia tsara aza,8O(l)
14. fahamarinana
(
18/03/2008 10:03)
:arrow:aok'etsy hoy simon randria,hafahafa ahay klé,soa fa henoko zay!!!:o(l)
15. fahamarinana
(
18/03/2008 10:05)
:arrow:mba tia manandrana valala,voangory,fanihy,sokatra,tripa,sns fa izany kosa toa tsy ho lasa kouh,dia iza no efa nihinana dia tsara ve ry reto?(l)
16. ainaheri
(
18/03/2008 14:53)
fahamarinana>> tsara ka,tsy fantatrao akory refa masaka tsara iny izy hummm
17. ikaretsaka
(
18/03/2008 15:51)
tsara ka...
faha... aleo sokrila aloha toy izay voankena ratsy sasa e
faha... aleo sokrila aloha toy izay voankena ratsy sasa e
18. fahamarinana
(
18/03/2008 16:39)
:arrow:ika: iny koa iray tena tsy dia laitrako loatra kah,:-D:-D ary adinoko ny existence-n'iny (l)
19. kelly13
(
18/03/2008 16:54)
ny voankena kosa tsara refa hay ny manadio sy mikarakara azy tsara! atao masikita tena mmhhhh
20. fahamarinana
(
18/03/2008 17:19)
:arrow:zany:?:,mbola tsy nanandrana atono aloha za fa lay andrahona ireny no nohaniko,tany amin'olona moa dia natelina fa tsy ary nividy koa avy teo(l)