lasopy sokrila

21. tslem ( 18/03/2008 17:26)
kelly13:

ny voankena kosa tsara refa hay ny manadio sy mikarakara azy tsara! atao masikita tena mmhhhh



:miam::miam::miam: nao tsika sy njy hanao masikita an'io e? :miam:
22. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:31)
keliterezy: samy nandalovan'am.....
ireo ka samy nihinan'ny....
ho'zy ny fitenin-dry zalahy mpiangaly azy
23. melody ( 19/03/2008 13:54)
fahamarinana: izaho koa akia mbola tsy nanatono izany a, ary mbola tsy nahandro ihany koa satria henoko t@ ny namako sasany fa mamofona be hono, fa efa nihinana kosa aloha e... sa va ihany:)
24. kelly13 ( 19/03/2008 13:58)
fahamarinana>izy atono no tena tiko beuuu matsiro any zany, mmhhh, andramo ange e

tslem>rarakivy mintsy za ato matsiarotsiaro ny tsirony hihihi

iverrou(ikaretsaka)>hahaha, asa, zay v no mampatsiro azy? mdrrrrr
25. ikaretsaka ( 19/03/2008 14:30)
kellyterezy> possible koa izay an

fa io hoa ohatranareo mihinana ravitoto ihany...
raha olona tsy nahita ravitoto hatr@ izay niainany dia 8-) mihitsy vao mahita azy.

fa raha olona tsary mbola nahita mahitsiny de tsy maintsy hizara 2 ny heviiny..
na tia na tsy tia



26. fahamarinana ( 19/03/2008 17:07)
:arrow:hafakely koa ilay iverrou an,mahita mihintsy nareo an:-D:-D(l)
27. ikaretsaka ( 19/03/2008 21:10)
za gaga be hoe lasa sipako taiza indray ikalavero
28. pseudo38 ( 14/06/2008 15:39)
Manao ahoana ?
Izaho koa dia tahaka anao. Mba te-hanandrana izany sokrila izany tokoa aho satria raha ny fitantarain'ireo zoky ray aman-dreny taloha, dia toa tena tsara be hono izy izany.
Aiza ! Ho any Nîmes ve vao mety ahita izany ? Ary koa ilay "testicules ?"
Asa angamba, fa raha @ ny fieritreretako azy dia ataoko ohatra ny mahandro jarret ilay izy. Izany hoe : hatao ohatra ny lasopy jarret (carottes, ovy, céléri) dia "mijoter"-na @ ny cocotte gasy (fonte na fonte d'alu). Rehefa malemy ny hena dia avelao ao am-bilany.
Aza tenda-kanina (lol) !!!
Ny hampitso, hafanao @ ny afo moramora alohan'ny hihinana azy. Miam !!!
Ny olana dia tsy mahita filahi'ny omby aho (eto Grenoble) !?!
Heveriko koa angamba fa azo atao ketsaketsa miaraka @ ny tongolo-maitso (oignons nouveaux). Ohatra ny fanaovako rambon'omby tsotra.
Ny kiboron'ondry aho no mahita tsindraindray ao @ ilay tripier fividianako vorivorikena.
Mahazotoa homana Tompoko !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6825