ny hevitrareo?
1. xxx
(
16/03/2008 15:30)
Mbola fahita matetika ankehitriny ve zany lehilahy tsy mamela ny vadiny hiasa zany nefa le lhl aza tsy de mampidi-bola firy fa le vhv ndray no asaony mangataka any @ havany hiveloman-dry zareo.
Ny hevitrareo?
Ny hevitrareo?
répondu par tsiafoi1 le 07/04/2008 07:30
4. tess
(
16/03/2008 18:48)
ka raha sendra ilay lehilahy macho loza-tany ireny anie dia eo ny tranony e! fa matetik ny lahilahy manao anzany saropiaro sady matahotra ny hoe ho lasa indeépendante i kala ramatoa dia manjary tsy afaka mi domine izy tena tssss! mahalala cas otran'io mitsy aho fa tsssss...lay sipa indray aloha ampy azy tsara ny karaman'i vadiny fa de soumise totale:{ zà ndray kosa aloha tsary manaiky anzany.
5. sipagasy
(
16/03/2008 19:30)
tena zavatra tsy mbola nataoko ary tsy hataoko mandrakizay izany klehhhh,hangata-bola @ lehilahy!!!! na @ rain-janako aza, izay no iasako, hihih mba tsy angatahako, sady afaka midingin-drambo koa anie raha sendran'ny hoe: "...tsy aleo ve @ manaraka isika mividy io e!" hihih, ny ahy rehefa tiako dia alaiko, 'ka zah miasa kann hihih'
Fa mba manainga kosa antsika vehivavy mba hanana HAZON-DAMOSINA e!!!
Fa mba manainga kosa antsika vehivavy mba hanana HAZON-DAMOSINA e!!!
7. ikaretsaka
(
16/03/2008 19:43)
le dominance mihitsy no tsa mety ka
eny na hatrany @ biby fiompy aza
eny na hatrany @ biby fiompy aza
8. Veloo
(
16/03/2008 22:14)
mbola misy tokoa io, fa tsy betsaka otran'ny taloha intsony efa mba misokatra ny mason'i vehivavy ankehitriny...
10. ari.malala
(
17/03/2008 10:05)
mbô vevavy adala kou ze manaiky anzany hoe ts mahazo miasa nefa aveo asaina mangataka iveloman izany k! aleo iany miasa de amzay independante e!
11. tsiafoi1
(
07/04/2008 07:30)
Miasa de miasa hatrany ry vehivavy namana @'izay tsy hozogain'ny lhl sy ataon'ny tsinontsinona.