ROck....... RoCk ihany ....... Rock hatrany

1. fasaly ( 16/03/2008 10:35)
eto indray izany izay mpakafy rock.....IZA ny group mbola favy mitàna hatramin'izao aloha, ny rock ankehitriny tsy de tiko.....ny ahy izao i Bon jovi tena mbola milay na de efa mé soir ny group....DE IZA KOU?????
2. lazounet ( 16/03/2008 11:03)
Ny anay BLCK JACK ihany é!

3. lazounet ( 16/03/2008 11:04)
Lucille, rotidrotika ny fo nanantena
Lucille,rako-mainty ny tontolo jerena,
4. milaibe ( 16/03/2008 11:07)
Iraimbilanja d ny tato aoriana ambondrona.
5. tess ( 16/03/2008 11:17)
ambondrona aloha iny efa iz'lay sy raimbl fa ny rocker manerana ny tany tafiditra aby ny mavesatra retra e!:-P
6. tess ( 16/03/2008 11:21)
ary i balafomanga????
in no jerijerenao aty???...
zà ngah wa nanin anao...
ny tenanao...tsitanao akory...
zà ndray no vandravandranao...
7. lazounet ( 16/03/2008 11:45)
ary ila hoe:

Jonobotry é! telopolo
jonobotry é! efa-polo
etc...

Ny mpandeha tsy azo ferana
efa feno ity ny toerana.
8. lazounet ( 16/03/2008 11:45)
Andao ry sôfera,
alefaso ny môtera.
9. kiadi ( 16/03/2008 12:01)
raim aloh fa misy zavatra mavesatra ato amiko :-D:-D:-D
10. kiadi ( 16/03/2008 12:04)
scorpion,metallica,kiss,ac/dc,bon jovi
11. tess ( 16/03/2008 12:47)
linkin park, johnny halliday, elvis presley

kiaka, lefona:°)
12. lazounet ( 16/03/2008 12:59)
Lefona tsy mpiRock fa tssss.
13. lazounet ( 16/03/2008 13:11)
Aza adino ny TARIKA VOANGORY
avec le morceaux
VELONA IHANY http://lazablues.skyrock.com
14. tess ( 16/03/2008 13:22)
lazounet:

Lefona tsy mpiRock fa tssss.


mamely be iny kou!:wink::-D:-D

15. tess ( 16/03/2008 13:23)
lazou: ka mba andefaso album n'i ry voangory maré!:?
16. sylvain ( 16/03/2008 13:39)
scorpion,metallica,Iron maiden,quenn,kyo,the doors!tokyo hotel...
17. valie ( 16/03/2008 13:44)
metallica reveko b surtout le oe nothing else matter, jereo ato clip avec parole
http://littlevalie.skyrock.com
18. tess ( 16/03/2008 14:34)
tsy de haiko i metallica fa i tokyo zao no mba tiko tiko iany!
19. yonikafopl ( 16/03/2008 15:02)
le rockiste tranainy reny no mbola milay
20. vale ( 16/03/2008 18:19)
Green ny tiko ndrindra, Rock vazah indray tiko aby!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0846