ROck....... RoCk ihany ....... Rock hatrany

41. Papoose ( 16/03/2008 23:47)
cannibal corpse!:wink:
42. ari.malala ( 17/03/2008 11:13)
Toto koa tsara ko!
43. ari.malala ( 17/03/2008 11:17)
http://www.youtube.com/watch?v=lPT_3PEjnsE
44. kiadi ( 17/03/2008 11:40)
tot kosa tsy rock eh!
45. andryrabe ( 17/03/2008 11:49)
:-D:-D
tsara dooly fa ny rock misy karazany de tsy azo ampitahaina loatra ny sasany.
ohatra hoe jhonny halliday sy metallica zany rock tsy mitovy mihitsy, ny an'i jh rock'n'roll fa ny an'i metallica rock metal, fa zany hoe zay tiantsika ihany io fa tsy koi foana eeee. rehefa mozika tsara de ankafizinay foana.
46. bida ( 17/03/2008 22:17)
Mafinaritra ny fankafizantsika mozika mavesatra izany!!!
47. ravatorano ( 18/03/2008 11:35)
aza hadino ireto :
apost , kazar , tselatra , sasamaso , vyfanga, mathügass sy ny maro hafa koa ry ocean , ry rheg,zay klou tadidiko fa maly daholo ireo
mbola misy akama favo be kou any fa lery mbola tsy tena te hiseho

ny vazaha alou ny reveko dia ry jimmi hendrix , chuck berry , scorpion , linkin park, tokyo,gun's roses...

mlay e

ary ny rockeuse : dillie d Iary =D=D=D=D
48. mpamonjy ( 18/03/2008 14:56)
Dave mustane, Cliff Burton, Lars Ulrich & James Hetfield
The Four Horsemen
49. andryrabe ( 19/03/2008 11:48)
f'angah mety ho hadinontsika ny rock alika fanao an'ireo izay tsy manaja ny hafa.
50. bida ( 22/03/2008 22:08)
ary sao dia hadino aza le tonokira hoe :
" Fa nataon'Iaveh
hanako erantany
ny mozika Rock e
zay tsy tontany ela ..." (Rock salegy)
51. fanantenana2003 ( 21/07/2008 12:19)
taaraiky dray aho tamin'ity forum ity, za mirevy be rock koa, hay ve dry tia an'i Toto ry ari-malala, za anky fan raha ohatra k'ah te hiresaka momba an'io groupe io idnry de afaka mampafatatraadnry mombamomba azy aho!

nandefa rohy andry any aho ry tess clip n'i andry balafomanga mahatsiaro ny taloha hahahahaha!


milay le metallica retsy ry tess! fa raha mirevy bon jovi dry de bonne zany!
ary iza no mitendry glita ato!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072