Tselatra

1. bida ( 15/03/2008 22:56)
"Tselatra" misy antony ve ny tsy hisiany Concert Tselatra mihitsy aty France ? Efa elaela ihany manko raha tsy diso ny fahalalako no nisy izany taty
répondu par bida le 22/03/2008 22:03
2. Papoose ( 16/03/2008 02:25)
satria zareo le mety any dago koa
3. milaibe ( 16/03/2008 03:26)
Zah piorganizé soirée talou d mbola mifandray @ namana foana fa lery toa tsy azo tenenina na torona hevitra ndrindra refa dozy2 iny ary hitako io t@ soirée tao nanterre d lery ny 1ere partie an'i lola nefa naika tsy namelany ntsony ny micro ,d mila vaniny zany
4. miranata ( 16/03/2008 07:28)
milaibe,vie privén'oul anie zany e,maninona kosa tantarainao eto,sao dia tsy mety kosany ,manimba ny imagen'ny oul enao!!
Zahako mpirevy tselatra f'aza tantaraina lotra antsipiriany zany ny fiainan'ny oul,ovay lay fomba firesaka,nanao an'zany izy tany @ soirée,alao ijanona any,aza tantaraina eto!!:-*:-*
5. fasaly ( 16/03/2008 10:31)
ilazao aho raha misy bon jovi!
6. kiadi ( 16/03/2008 11:25)
efa nisy concert teto fa enao no tsy naheno !
7. lazounet ( 16/03/2008 11:42)
Ny problema ange @ concert-dry Tselatra, lé court circuit é!
Mitselatselatra dé vvvvvvvvvvvviiiiiiitaaaaaa=))o^o
8. kiadi ( 16/03/2008 11:58)
miranata> ka efa tsy vie privé tsony ange zany refa sur scene iz no manao zao lazain'i milaibe zao eh!:-D:-D:-D
de enao ve de ahasaka'olona eto hilaza zay tiny? :-D:-D
9. melody ( 16/03/2008 16:18)
lazounet: tsy ratsy indray iny an:-D:-D:-D:-D
10. caprio ( 16/03/2008 18:29)
bida ,ka efa fantany fa tsy ahazo kil mintsy izy raha anao concert
11. Papoose ( 16/03/2008 23:49)
fa ahon izy no tsy hahazo kil le!!
12. caprio ( 17/03/2008 09:58)
raha any dago de mety mahazo kil hiany izy fa raha aty ivelany efa fantany tsara fa tsy reven'ny gasy raha tsy ilay hira mampitsinjatsinjaka reny hiany ka zay mintsy wa no tsy anaovany concert aty,za anie mpirevy tselatra sy kiaka fa i kiaka aza niala maina taty
13. bida ( 17/03/2008 22:14)
caprio, sao dia mba tsy ampy le dokambarotra na ny serasera no mahatonga le olona tsy tonga ? satria za mahita fa maro ihany ny mpakafy karazakira ataony Tselatra
14. Papoose ( 18/03/2008 03:40)
caprio, ka ny hirany anie mampitsinjaka rock e! fa de mbola tsy azoko
15. ravatorano ( 18/03/2008 11:40)
za klouh zany dia i tselatra no mpihira mavesatra reveko ary nantenaniko fa hitohy hatrany ny fanaovany an'izany saingy somary niova taranja kely lery taty afara d somary niova koa ny fitavan'ny mpirock aza fa na izany aza d feno foana ny kianja raha vao hoe ao i ra eric raha ty dago satria betska ny te hihainao an'ireny hirany speed reny ilay speed metal zany e sy ny fihetsika ambony sehatra

tsy azoko loatra ilay tenin'i milaibe hoe midongy sehatra satria za mbola tsy nahita an'izay ary raha mbola fampisehoana nataon'i tselatra teto dago mety indroa ihany aho no tsy nanatrika raha nisy izany

aty dago lery zao ary manan studio ahafahan'ny "bandy kely" mamokatra ny vazony.
Tsy ho teneniko hoe aiza ilay toeran fa manjary manao pub aho ary mino ah fa tsy maintsy efa be ny mahalala an'io ny akama mpirock eto amin'ny nanatà e
:wink:
:D
16. xxx ( 18/03/2008 16:29)
marina io lazainy i milaibe io ka !
ka hafa ny any dago ravato a ! any izy no mandé fa tsy aty ...
17. Papoose ( 19/03/2008 03:40)
tokony mba alefa kely aty izy hi testena an'zany hoe tsisy kil zany:wink:
18. ravatorano ( 19/03/2008 10:37)
mety marina izany lazain'i xxx sy milaibe zany alou sady zareo any mahita izany
Aty koa amizao ny mpivazo rock ohatran'ny mangingina satria toa mlam b ny producteur maizao momba izany
19. Papoose ( 19/03/2008 20:39)
ka lasa manaraka ny vanin'andro koa le izy koa! kamo ny ol hivoaka @ orana,
20. bida ( 22/03/2008 22:03)
fa na dia hoe somary niova taranja aza aloha Eric, mbola hita foana ilay originalité naha Tselatra azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734