iza no antonona an'ity?
1. tslem
(
14/03/2008 16:22)
[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=kiraroqs2.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/8651/kiraroqs2.th.jpg[/IMG][/URL]
répondu par arialy le 18/03/2008 11:42
5. kelly13
(
14/03/2008 18:06)
booboo>sa tsy zany hozy njy? hihihi
kiadi>enao iany le nilaza fa mpandé pedicure d lasa tongombavy ny tongotrao zany ohé ohé
kiadi>enao iany le nilaza fa mpandé pedicure d lasa tongombavy ny tongotrao zany ohé ohé
6. kiadi
(
14/03/2008 19:27)
pedicure anga! anin andany vola @ zany zah! tongotra anaty kiraro lava io ve de hidirako pedicure
7. mbaliana
(
14/03/2008 23:01)
ny tompon'io tongotra io ve tsy mijaly raha kiraro teritery zany no anaovana... :-/
8. Rasiligaoma
(
15/03/2008 04:03)
ika sy kiadi ihany no vaventy ato raha lahy..
raha vavy indray dia ireny baofibaofy ireny
raha vavy indray dia ireny baofibaofy ireny
12. mmmhh
(
15/03/2008 07:21)
Iza koa no mila an'io ? zà lou tsy tia e! tsy aleoko ihany ny tongotro na de somary ratsiratsy ihany aza; fa ty kosa ratsy lavitra noho ny ahy ka:-D:-D:-D
17. Stretch
(
16/03/2008 18:01)
:°)
kelly nefa ôtrany manja ra mijaiko miaraka amin'io kitro io njy , coupé mintsy ny tsinaiko mieritreritra we , iny njy manosika posety manao an'io kitro io =))
kelly nefa ôtrany manja ra mijaiko miaraka amin'io kitro io njy , coupé mintsy ny tsinaiko mieritreritra we , iny njy manosika posety manao an'io kitro io =))