Loza kou zany, mpihira gasy nangalatra?

1. ari.malala ( 14/03/2008 13:16)
Mpihira malagasy voaroiroy - Halatra vola Ar 93 tapitrisa. Vola Ar 93 tapitrisa no nangalaran' ilay mpihira sy ny anabaviny tamina vazaha iray volana vitsivitsy izay. Araka ny vaovao azo dia namporisihan'ity mpihira iray ity ny anabaviny hiaraka amin’io vazaha io.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=15773
2. ainaheri ( 14/03/2008 13:55)
Saotra nizara...tsy fantatra lay mpihira??

Ny tena loza aza lay ankizivavy namono tena fa tsy nahazo akanjo!
3. ari.malala ( 14/03/2008 14:28)
tsy voalaza hoe izay ilay mpihira. Ny an'ilay vevavy kosa itako adalana iany ka!
4. milaibe ( 14/03/2008 15:23)
Banale be lay info tsisy détail akory !!! De hoe nihinana poizim-biby fa tsy nahazo akanjo, tena faits divers foana hoa no titres marketing ao!!!
5. tsiambaratelo ( 11/10/2008 13:00)
ari.malala:

Mpihira malagasy voaroiroy - Halatra vola Ar 93 tapitrisa. Vola Ar 93 tapitrisa no nangalaran' ilay mpihira sy ny anabaviny tamina vazaha iray volana vitsivitsy izay. Araka ny vaovao azo dia namporisihan'ity mpihira iray ity ny anabaviny hiaraka amin'io vazaha io.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=15773



Mmmhhh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1838