RVG
1. rajoelina
(
12/03/2008 19:38)
Tokony handefasana hira malaza sy lamaody vahiny vao nivoaka ny RVG, fa makaleo be ny mihaino ny mozikagasy isan-andro.
* Ny antony: misy gasy tsy mahay teny gasy kanefa ti hiheno RVG, ohatra raika zay.
* Na vazogasy na vazovahiny samy vazo daolo ka tokony tsy ahavaka ny any vahiny.
* Misy vazo ao RVG, vita gasy, amin'ny teny angilisy sy frantsay fa tsy amin'ny teny malagasy, kanefa mahazo halahatra dia mande.
Dia tsy azoko fa ahoana ny vita vahiny tsisy ao maintsy kle!!!
;-)

répondu par ari.malala le 17/03/2008 11:26
2. ikaretsaka
(
12/03/2008 19:41)
dia tokony natao ho radiovazovahiny izy raha izany:-D:-D:-D
le hira teny frantsay sy angalisy ao ..gasy ny mihira azy raha tsy diso aho
le hira teny frantsay sy angalisy ao ..gasy ny mihira azy raha tsy diso aho
3. rajoelina
(
12/03/2008 19:56)
le hira teny frantsay sy angalisy ao ..gasy ny mihira azy raha tsy diso aho
ka zah anie leisy mba gaga e.:-D:-D:-Deritreritry hery ihany io.:°):°)
4. ikaretsaka
(
12/03/2008 20:03)
ka misy gasy io letsy ry salmo na teny vazaha angalisy sy ny karazany aza a
raha olona gasy ialay ka mihira espagnola na arabic .. eny na nepalais aza ngamba.. dia mandeha radio vazo gasy...
raha vazaha ialahy fa mihira teny gasy koa dia ataoko fa mandeha radio vazo gasy
fa raha vazaha ialahy no mihira vazaha ka alefan'ialahy radio vazo gasy dia tsy poinsa!:-D

6. penina
(
12/03/2008 20:13)
rehefa leo letsy dia mandehana any amin'ny youtube, yahoo music, mtv, imeem, myspace, ...
7. tess
(
12/03/2008 20:23)
rajoelina: io voalazan'i penina io! raha te haheno hira vahiny actu di mande poste hafa mitsy
9. rajoelina
(
12/03/2008 20:36)
ary tsy mety anga ra eto @ RVG ihany miheno:?:
=))=))=))
raha olona gasy ialay ka mihira espagnola na arabic .. eny na nepalais aza ngamba.. dia mandeha radio vazo gasy...
raha vazaha ialahy fa mihira teny gasy koa dia ataoko fa mandeha radio vazo gasy
fa raha vazaha ialahy no mihira vazaha ka alefan'ialahy radio vazo gasy dia tsy poinsa!
=))=))=))
11. rajoelina
(
12/03/2008 20:46)
yonikafopl: zany tsy olana. Fa ny tiako lazaina dia ny RVG mandefa vazovahiny ihany koa, fa tsy vazogasy irery ihany.
13. yonikafopl
(
13/03/2008 05:30)
ary lasa sipa njay nga i Rajoelina ry Zina??:roll:
Ka tian'i Rajou hovaina ho RVV njay zany ny RVG ???
Ka tian'i Rajou hovaina ho RVV njay zany ny RVG ???
14. ari.malala
(
13/03/2008 07:31)
rajoelina:
* Ny antony: misy gasy tsy mahay teny gasy kanefa ti hiheno RVG, ohatra raika zay.
;-)
n'importe koi!!! aiza kou no hisy gasy tsy hahay teny gasy fa zesta ftsn no betsaka! ny havanay aza zana-bazà teraka tany andafy fa miezaka miteny gasy ko enao gasy tsy hahay teny gasy mbà menatra!
15. euh
(
13/03/2008 08:00)
euh !
mihetsika indray ny aretiny salmo 8-)
mizesta tsy mahay teny gasy indray ny fisehony androany :-D:-D:-D
mihainoa zavatra hafa fa betsaka ny safidy
tsy ifanerena ny fihenona rvg
mihetsika indray ny aretiny salmo 8-)
mizesta tsy mahay teny gasy indray ny fisehony androany :-D:-D:-D
mihainoa zavatra hafa fa betsaka ny safidy
tsy ifanerena ny fihenona rvg
16. kiadi
(
13/03/2008 10:27)
sohy ihany lesy fa ba misy hotran'elah ry salmo eto ba himehezana le ! :-D:-D:-D:-D
17. rajoelina
(
13/03/2008 10:40)
euh:
mizesta tsy mahay teny gasy indray ny fisehony androany
hevitra fiffi total!
Enao no tena hitako manana aretina fa tsy zah, ny habetsakiny teny ao amin'ny anakiray no tena hizestiavana.
;-)
18. rajoelina
(
13/03/2008 10:44)
yonika:
n'importe koi!!! aiza kou no hisy gasy tsy hahay teny gasy fa zesta ftsn no betsaka!
fa anga ny gasy rehefa mampiseo tsy mahay teny gasy, de mizesta:?: (Mbola tsy arako ndray zany)
19. rajoelina
(
13/03/2008 10:59)
yonika:
ny havanay aza zana-bazà teraka tany andafy fa miezaka miteny gasy ko enao gasy tsy hahay teny gasy mbà menatra!
Zay ndray!!! hampideraderaina ery rehefa zana-bazaha na havana vazaha. Rehefa zanaka gasy zany de tsy azo ampideraderaina fa mety hamenatra angamba.
Marina fa misy gasy tsy miteny gasy ah, na any Mscar zany na aty ivelany, zah zao mahita anaky 7 fotsiny. Tsy zah no tiko tenenina satria zah efa hitanareo manoratra eto amin'ny teny gasy.
Endraso aloha hamoronako dinika vao2 mombany ity resaka vazaha sy gasy ity indray fa mandreraka.
..............
ika:
raha olona gasy ialay ka mihira espagnola na arabic .. eny na nepalais aza ngamba.. dia mandeha radio vazo gasy...
raha vazaha ialahy fa mihira teny gasy koa dia ataoko fa mandeha radio vazo gasy
fa raha vazaha ialahy no mihira vazaha ka alefan'ialahy radio vazo gasy dia tsy poinsa!
Manorisory ny sasany leisy le vazo vahiny ah, angamba. Ary tena tsy azoko maintsy oe: inn no antony izany hatram'zao.
20. ari.malala
(
13/03/2008 11:17)
rajoelina, iee, miezsta sady nandra mints amko zany gasy tsy hiteny gasy izany! tsy mampidera aminao ny havako vazaha mints za ry rajou kely oooo! tsy ny mahavazaha azy no ampideraiko fa ny fiezahany miteny gasy na d teraka tany andafy aza izy. tsy mahamenatra iany koa ny manana havna gasy, tsy otranao akory zay:-D:-D:-D:-D:-Dmarina iany ny tenin'ilay olona izay hoe mety nitontona tam tany ny lohanao ka! ary mety tsy tam mbola kely iany fa mety isanandro voapopoka foana! refa ts zaka marinale zavatra hanina d ajanony fa mandreraka b ny raisonnement anao