RVG
21. rajoelina
(
13/03/2008 11:34)
ari.malala: ny dinika tahak'izao tena mapte tsy hamaly fa aleo valiako ihany fa tsy koi.
Voalohany indrindra hira halefa ao @ RVG, no hevitritsika eto manokana... De raha tena resaka RVG no hevitrareo ka na dia ampianareo oe: salmoly sns.. tsy maninn amiko. Rehefa tsy manaiky ianareo, tsy olona, ny tsirairay samy manana ny heviny manokana ihany koa.
De tsy azoko maintsy no tena hidiran'ny zanaky havanay zana-bazaha miteny gasy e, sy ny mizesta rehefa tsy miteny gasy e, aty an-dafy ny zanakay ôtrizao sy zao e, sns...
Fa ianareo ve efa voaozony sy voatsiny tamin'ny anarana hoe vazaha sa ahoana e:?: tsy samy olona ihany ve na gasy na vazaha.

22. ari.malala
(
13/03/2008 11:48)
pffffffff, nandra sy tsy mahazo resaka koa ity laikely ity! ts enao iany v no nampiditra resaka we gasy tsy mahay miteny gasy teo e! ka ts zesta izany fa in ndray? refa tsy zaka rinao ny zavatra hanina ajanony a! d na hamaly aza enao za ts hamaly tsony fa matsiravina b ny miresaka amnao!
23. rajoelina
(
13/03/2008 11:52)
ari.malala:
refa tsy zaka rinao ny zavatra hanina ajanony a! d na hamaly aza enao za ts hamaly tsony fa matsiravina b ny miresaka amnao!
andray!!! mba ratsy fanahy koa izato enao.
25. rajoelina
(
13/03/2008 11:54)
ari.malala:tsy voatery tonga de hahazo resaka aho.
pffffffff, nandra sy tsy mahazo resaka koa ity laikely ity!
26. rajoelina
(
13/03/2008 12:01)
ari.malala:Ie, tena misy ny gasy tsy mahay teny gasy, tsy mahazo ny teny gasy. Tsy fizestiavana izany fa tena ao anatiny fiainany manokana, rehefa tsy mahay de tsy mahay, tsy voatery tsy maintsy mahay. Tokony mazava aminao fa mety zarany aza ny miteny gasy. koltora ny fahaizana fiteny anakiray, na japonay, na arabo na malagasy.
ts enao iany v no nampiditra resaka we gasy tsy mahay miteny gasy teo e! ka ts zesta izany fa in ndray?
Raha ozy aho hoe: Misy Espagnol tsy mahay miteny tsy mahay miteny Catalan, de fizestiavana ve izany amin'ny ari-malala:?:
;-)
27. euh
(
13/03/2008 12:07)
salmoly ve lou kentrina sa dondrona ? manao resaka mikapa anaty patalou fona :roll:
natao hiainona hira gasy sy artista gasy ny rvg fa tsy zao hiran'ny mpanamoly rehetra izao avy any spaina any na avy any @ bekintana
raha tsy afapo na te hihaino hira hafa dia mandahana @ radio hafa
natao hiainona hira gasy sy artista gasy ny rvg fa tsy zao hiran'ny mpanamoly rehetra izao avy any spaina any na avy any @ bekintana
raha tsy afapo na te hihaino hira hafa dia mandahana @ radio hafa
28. rohy
(
13/03/2008 12:31)
euuuh, ayayayayayyy! zay le fahaizana vava izay ihany le tsy mampanjary ny resaka.Resaka hira ve de tonga any @zany???:-w:-w:-w
29. xxx
(
13/03/2008 15:16)
mombamombany euh:
Nisoratra anarana : 2008-03-10
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1988 =))=))
Asa atao : manenjika xxx
Fialam-boly : mitazana xxx
Mitady : Olon-tiana (tandremo, fa misy manangatra)
Fanampiny : Mitady olontiana maika be tsy misy otranzany ho finimpihiniko eo ampitazanana onjandranomasina

31. ikaretsaka
(
13/03/2008 15:59)
ary maninona tokoa i rasalmola tsy manao emission ohatran'ireny le mozika metaly ireny ao @ RVG e.. dia le mozika pelapelaka fanaovan'ialay pacha ireny no alefa??:-P
32. rajoelina
(
13/03/2008 16:15)
ika: na pelaka, na tsy pelaka samy normaly daholo. Samy manana ny fietsikany sy ny fombafombany ary ny maha olona azy ny tsirairay angamba. Ka tsoriko am-lahy fa amiko manokana de tsy manahirana ahy ny mahita bandy pelaka.
ohatran'ity ve zany hira tenen'elah ahy izany leisy? http://es.youtube.com/watch?v=WmxT21uFRwM :wink:
;-)
ohatran'ity ve zany hira tenen'elah ahy izany leisy? http://es.youtube.com/watch?v=WmxT21uFRwM :wink:
;-)
33. ikaretsaka
(
13/03/2008 16:30)
tsy ny resaka pelaka no resaak fa ny resaka mozikana pelaka ry salmona an
34. ra8manana
(
13/03/2008 16:36)
ikaretsakana: ka samy manana ny tiany sy ny safidiny leisy io ah. Tsy voatery zay tiany Ika ihany no tiako.
35. ikaretsaka
(
13/03/2008 16:39)
dia izay hoa.. resaho ny mpiandraikitra dia manaova ialahy campagne pub sy emission ho an'ny radio manao ireo hira izay tian'ialahy:-D:-D:-D raha approved dia arahaba soa arahaba tsara!
40. tess
(
13/03/2008 17:27)
kelly::-D tsy misy hatao ramnanana de miditra forum:-D mizotra tsara ny raharahampirenena de miala voly sisa:wink: