EURO'08

1. rajoelina ( 11/03/2008 21:50)
Za maka France.

ary elah ronaldo09:?:

;-)
répondu par ikaretsaka le 12/03/2008 21:22
2. ainaheri ( 11/03/2008 22:23)
na ho an'i ronaldo aza mba maazo mamaly iany zay klé lol


Otrany ataorako lafrantsa ,otrany enjana doli ny adve-ny!!
3. rajoelina ( 11/03/2008 22:36)
ainaheri: matoky an'i Henry, Ribery, Anelka sy tariny leisy zah.

ny faniriana de haleo i espagne ho resy fôna mandrakizay, rehefa tsy mamela ny Catalunya handray anjara amin'ny filalaovana international.

Ny real madrid ihany koa torakizany, haleo ho resy any fa tena tsisy hilaivana azy amin'ny baolina kitra na basket sns.

ny antsika FC Barcelone ihany, na Barsa:wink:

;-)
4. naughtyboy ( 11/03/2008 22:39)
=D=Dza ko less manohana anreo rajoelina a ampina arsenal
5. ikaretsaka ( 11/03/2008 23:09)
inona aloha izany resak'i lisany izany?
samy miteny ekipa revena ve?
ny ahy letsy tena montreal canadiens raha izany le:°)
6. ainaheri ( 12/03/2008 05:50)
ika,hihi
Ra zay ndray no izy ny ahy Scorpion d Mada hihi hitia iany v,tsy aleko ny ahy no tiaviko klé:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 12/03/2008 06:00)
hockey ve iznay sa ?
chicaco bulls izany sa lakers?
sa tsy misy hifandraisany?
8. ravatorano ( 12/03/2008 10:10)
ika resaka foot less zany an
nanah elatr'i betafo na ny akademia Ny Antsika
:-D:-D:-P:-P:-P

za kosa raha euro08 io d aleoko maka portugal
=D=D=D
9. rajoelina ( 12/03/2008 11:34)
Ny ahy: frantsa no nalaiko.

Ny any ravato: Portugal.

Ny any Ika zany: Angleterra???? :-P:-P:wink:

;-)
10. ronaldo09 ( 12/03/2008 11:49)
Italie sy Allemagne leity ny anay a!Henry efa hoatry fonctionnaire d'etat fa tsy Foot-balleur mihitsy ,Anelka hatramizay nahatongavany tao amin'ny Chealsea mbola tsy nahafaty na baolina iray ,i Ribery indray ekeko fa azo lazaina ho indispensable ao amin'ny ekipa Frantsay!!!
Ry Canavarro ange leity mbola mitana ary defenseur farany izay mahay indrindra amizao fotoana izao e!Aoka fotsiny ry Camoranezi sy ny tariny ary ry Luca Toni sy ry Gilardino mbamin-dry Gatuso moa efa tsy ho lazaina intsony ,tsy hadino koa i Buffon mpiandry tsatokazo mahay indrindra eran-tany !!!!
I Zidane efa tsy ao intsony midika izany fa tsisy ilana azy ny ekipan'i lafrantsa!!!Ary ity Domenech nareo toa tsy tia maizina an'i Trezeguet nefa ange ledala no mpampidi-baolina be indrindra any Italie e!
Italie sy Allemagne leity ny anay a! Dia i Russie koa tohananay satria aty zahay no mipetraka sy mianatra !!!
11. rajoelina ( 12/03/2008 11:57)
Ry Canavarro ange leity mbola mitana ary defenseur farany izay mahay indrindra amizao fotoana izao e!
=))=))=))ny baolina mitsofoka ao amin'ny real madrid, defôny canavarro daolo hoi ny pokona ôtran'elah.

;-)
12. ronaldo09 ( 12/03/2008 12:09)
Elah koa ange fa mazava ny an'lah e! Fa t@ Barca vs Madrid naninona no tsy nahovoka ny eto'o sy ronaldinho nareo ,tsy i toton Canavarro no nitazona azy tao ???
13. rajoelina ( 12/03/2008 13:58)
Elah angamba tsy nijery an-le match fa barsa no tena nandrazona baolina ela be sady nilalao tsara, ny baolina matiny real sanjila fotsiny iny fa tsy tena fahaizana.

;-)
14. ikaretsaka ( 12/03/2008 14:57)
ary iznay pays bas izany ve mbola mahay izao?
dia manao amin'izany ve ry zalahy?
15. fijo ( 12/03/2008 21:09)
ny ahy rangahy "hollande" ihany an,ireo misy jeu tsara,la frantsa amin'ity reraka ko
16. ikaretsaka ( 12/03/2008 21:22)
tairo fa ze tsy alain'i laisany ny ahy e.. fitia te hampiady baolina fotsiny fa tsisy atokona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4506