Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
1. Ylly
(
08/03/2008 07:34)
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra sa naman'ny sosotra.
Dia manao veloma anareo rehetra aho.Mbola somary vaovao ihany aho teto nefa be ny fahasahiranana ka tsy ho afaka ny hanenjika ny rehetra.
Ny hany lazaiko fotsiny angamba dia ity.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd2cbf3ebdd
dia ialako tsiny raha toa ka:
Hamaranako azy dia indro haveriko hatolotro anareo ity.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4791114b4fd6a
http://dailymotion.alice.it/related/6584103/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

"penina":ary hisaorako eram-po,eran-tsaina ilay olona nampiditra ahy teto.:):-*:-*:-*:-*:-*
tsy aty ny valiteniko fa ary
any amin'ny badboy fa Ylly matotra loatra :b
Hamaranako azy dia indro haveriko hatolotro anareo ity.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4791114b4fd6a
http://dailymotion.alice.it/related/6584103/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
répondu par tsiafoi1 le 10/03/2008 06:37
2. fahamarinana
(
08/03/2008 07:40)
:arrow:Dia tohizako ilay hira napetrakao :Homba anao ,homba anao ,homba anao anie Jesoa..Enga anie ka Homba anao Jesoa. Samy tsara e.(l)
3. diamondra27
(
08/03/2008 08:04)
Dia izany tokoa akia ry Ylly "enga anie ka homba anao Jesoa any seychelles???"
Mahereza hatrany dia mahavità soa @izay atao e!
Jesoa be fitiavana io ary mamaly vavaka sy momba antsika mandrakariva na @ fotoana inona na @ fotoana inona.
Matokia akia fa tsy ho irery indry a!
Izahay moa zany hankaiza raha tsy eto foana ka dia vonona ny hifampahery mandrakariva @ rehetra raha ilaina izany.

4. diamondra27
(
08/03/2008 08:29)
Ylly raha sendra mahita an'i Mim de mampamangy azy koa an
:-*:-*;-)
:-*:-*;-)
5. tess
(
08/03/2008 08:38)
de vina ndray no miverina hono i ylly????
ny nahafatarako sy nahitàko an'i ylly voalohany dia tao amin'ny couple mixte.....vao haingana marina:-P

6. xxx
(
08/03/2008 11:50)
ary noeveriko fa i TDM no nande anie e ,lol d nojereko tao fa tsy mpikambana tsony kay d aona ny TDM klé,iza dray no b tatibolana tany ooooo
7. tess
(
08/03/2008 12:00)
xxx: ataon'i ylly masaka eo ianao fa dinika momba ny fandehanany ity fa tsy dinika fandehanan'i cazal akory! on a parlé assez de cazal!
10. tess
(
08/03/2008 12:05)
:wink: ka efa asiny an'io jereo eto jereo eto foana moba ilay dinika ny kou! sao bedy eo enao:wink::-D:-*
11. wooda
(
08/03/2008 12:18)
Soava dia ary Ylly, ho ahita ny soa sy ny fahasambarana any amin'izay toerana ho alehanao.
Fa matokia fa na miserana na mandalo fotsiny ianao any andro iray any ato, dia misy foana ny namana tsy hamitaka anao, eny na dia iray ao anatin'ny arivo aza :wink: :-*
Andriamanitra anie hitantana ny dianao.

12. niryna
(
08/03/2008 16:30)
Ylly:
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra sa naman'ny sosotra.
Dia manao veloma anareo rehetra aho.Mbola somary vaovao ihany aho teto nefa be ny fahasahiranana ka tsy ho afaka ny hanenjika ny rehetra.
Ny hany lazaiko fotsiny angamba dia ity.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd2cbf3ebdd
dia ialako tsiny raha toa ka:"penina":ary hisaorako eram-po,eran-tsaina ilay olona nampiditra ahy teto.:):-*:-*:-*:-*:-*
tsy aty ny valiteniko fa ary
any amin'ny badboy fa Ylly matotra loatra :b
Hamaranako azy dia indro haveriko hatolotro anareo ity.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4791114b4fd6a
http://dailymotion.alice.it/related/6584103/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
misaotra nitsodrano anay rehetra e,ny fahasoavan'ny Tompo anie hitahy sy hiaro anao.Aza adino ny mitory ny fahasoavany sy ny fitiavany anao sy ny fianakavianao.
Ba mamikely :-*(l)(l)(l)(l)
(l)niryna
15. tess
(
08/03/2008 22:00)
kelly13:ié aky! TDM BE I cazal: Tonga De Nanjavona!
nga lasa i cazal? azafady fa tsy maharaka za
17. penina
(
09/03/2008 00:24)
oadray, toa tonga dia izaho mihitsy no [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0025a.gif[/IMG] :P
19. tess
(
09/03/2008 07:49)
penina::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
oadray, toa tonga dia izaho mihitsy no [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0025a.gif[/IMG] :P
20. tsiafoi1
(
10/03/2008 06:37)
Ylly, aza mora kivy toy izao, fa tsy moramora ny serasera. Na @'ny fiaianana andavan'andro, na ao an-tokantrano, na ny toriteny any ampiangonana, de mila mikaroka zvt mahaliana mba hampifantoka ny mpandray anjara.
Mandra-pisera indray ary e!
Mandra-pisera indray ary e!