Izany ve dia mba tiako ?

1. niryna ( 06/03/2008 18:30)
Tsy mahazo vola intsony ireo polisy mijery ny mpitondra fiara tsy manara-dalana.Tsy maintsy mahatratra efa-polo isan'andro ny olona enjehiny amin'ny tsy fanarahana ny lalana vao miakatra ny giradiny.Nitady hevitra indray izy ireo mba hiampangana ny olona.Inona hoy hianareo no ataony?
Fandrihany ny mpandeha,asiany vola na poketra indrindra indrindra ka raha vao mandray an'iny ilay mpandeha eny amin'ny train na eny amoron-dalana tonga dia samboriny.
Izany koa ve dia mba ho tiako?
Tsy misy mahazo mandrairay izany ireny olona faingafainga tanana ireny ,na hoe izay mahita no tompony.Hay ry polisy ihany no mamandrika ny olona :wink:
répondu par niryna le 11/03/2008 02:17
2. Veloo ( 06/03/2008 18:42)
Aiza io any dago ve?
3. ainaheri ( 07/03/2008 03:51)
mety tsy any dago kosa ngambany zany ka,atao aona mo ry niryna samy manana ny interet-ny aby ny oul ko
4. Rasiligaoma ( 07/03/2008 05:27)
taloha aza tany dago tantarain'i dadabeanay dia tsy maintsy manenjika quota ny polisy "vazaha gasy" sy ny senegaly tamin'ny andron'ny SMOTIG. (fanjanahan-tany)

dia rehefa tsy mahenjika quota dia bedy, dia mba hahatratrarana an'io dia ny vady aman-janany no amoronany zavatra hiapangana azy!
ny senegaly maro koa no nanambady Malagasy, dia ireny koa no amoronany izao atsanga izao mba tsy hahabedy azy.
5. xxx ( 07/03/2008 13:41)
ny caissiére koa anie bedy ra tsy manejika kota e
6. vahiny2004 ( 07/03/2008 14:27)
Ry Marie Pervenche koa anie manenjika quotas , izany hoe ny fanjakana mihintsy no mampanenjika quota
7. mimosa ( 07/03/2008 14:43)
Vao tamin'ny maraina mihitsy aho no nahita olona nandray poketra tao anaty bus tonga dia toa indray mipi maso fotsiny die navoaka daholo izahay rehetra tao anaty bus dia ilay razoky irery sy polisy 4 sisa no tao. Tara moa aho dia tsy haiko izay tohiny.µHay ve ka izany no antony e?!
8. fahamarinana ( 07/03/2008 17:43)
:arrow:ka na ny fanenjehana ny clandestins aza misy quotas koa,n'aiza n'aiza zany ahitana taratra an'izay foana.Tsy haiko ny any am-piangonana indray:wink:
Ka any Dago tokoa ve aloha sa any zamerika e?(l)
9. niryna ( 08/03/2008 00:36)
Veloo:

Aiza io any dago ve?

nop,aty ivelany.Izay fomba atao ahazoana vola dia ataon'ireo polisy daholo :oops: tsy mba mora akory anefa ny sazy fa manaraka ny arabe feno vatokely :D
Mandrora ka tratra dia voasazy,manary fako ka tratra dia voasazy,tsara aloha fa madio ny tanana kanefa koa mandreraka,mametraka fiara eo akaikin'ny fiaran'ny olona ,miandry olona ohatra dia voasazy raha tsy tonga dia mandositra mifindra aingana

10. niryna ( 08/03/2008 00:39)
ainaheri:

mety tsy any dago kosa ngambany zany ka,atao aona mo ry niryna samy manana ny interet-ny aby ny oul ko
:D

ie,marina izany ary manana ordi avy ny olona mety roa na iray ary ny TV dia misy eraky ny efitrano.
Mitantara hoe tsy mbola misy jiro ny tananantsika sasany dia tsy mino ny olona. :cry:
11. niryna ( 08/03/2008 00:42)
Rasiligaoma:

taloha aza tany dago tantarain'i dadabeanay dia tsy maintsy manenjika quota ny polisy "vazaha gasy" sy ny senegaly tamin'ny andron'ny SMOTIG. (fanjanahan-tany)

dia rehefa tsy mahenjika quota dia bedy, dia mba hahatratrarana an'io dia ny vady aman-janany no amoronany zavatra hiapangana azy!
ny senegaly maro koa no nanambady Malagasy, dia ireny koa no amoronany izao atsanga izao mba tsy hahabedy azy.

:cry: ny itako indray dia ilay misisika iny ny tena dia sakany rehefa tonga eo akaikiny(dago )io an,dia hoy izy hoe angaha izahay lazainao fa tsy mahita.Dia alainy ny "permit" dia omeny fotoana ilay mpamily eo akaiky eo ihany dia mandoa vola aminy dia averiny ilay permit.Ny iray mandoa vola ary ny polisy manolotra ny permit :cry:

12. niryna ( 08/03/2008 00:43)
xxx:

ny caissiére koa anie bedy ra tsy manejika kota e

tsy lasa ilay izy ry xxx a :wink:

13. niryna ( 08/03/2008 00:44)
vahiny2004:

Ry Marie Pervenche koa anie manenjika quotas , izany hoe ny fanjakana mihintsy no mampanenjika quota

:D izay izany Marie Pervenche izany fa doma aho :wink:

14. niryna ( 08/03/2008 00:46)
mimosa:

Vao tamin'ny maraina mihitsy aho no nahita olona nandray poketra tao anaty bus tonga dia toa indray mipi maso fotsiny die navoaka daholo izahay rehetra tao anaty bus dia ilay razoky irery sy polisy 4 sisa no tao. Tara moa aho dia tsy haiko izay tohiny.µHay ve ka izany no antony e?!


izay mahita no tompon-tanindrazana.Hay ilay izy fandrika fotsiny.
15. niryna ( 08/03/2008 00:50)
fahamarinana:

:arrow:ka na ny fanenjehana ny clandestins aza misy quotas koa,n'aiza n'aiza zany ahitana taratra an'izay foana.Tsy haiko ny any am-piangonana indray:wink:
Ka any Dago tokoa ve aloha sa any zamerika e?(l)


Za aky a.
Dia misava fako eny amoron'ny arabe koa ry zareo ka raha tratra ao ny anaranao misy ny adiresy dia voasazy,ny alika mikaka moa dia niakatra ny sazy ary misy koa fotoana hitondrana ny alika ary tsy maintsy fatorana ilay izy vao hoentina,ny mametraka fiara eny amoron-dalana moa ka adino ny mamahana vola an'ilay izy dia efa sazy be.Ny fotoana famafana lalana alatsinainy sy talata na alarobia sy zoma na izay tiana na isan'andro afatsy ny alahady raha adino ny fiaranao eny dia mety fahony ary mandeha taxi lavitra be maka ilay fiara+ ny sazy manginy fotsiny :roll:
16. fahamarinana ( 09/03/2008 09:33)
:arrow: Henjana be koa zany ry niryna,marina moa!
17. fahamarinana ( 09/03/2008 09:41)
niryna:

vahiny2004:

Ry Marie Pervenche koa anie manenjika quotas , izany hoe ny fanjakana mihintsy no mampanenjika quota

:D izay izany Marie Pervenche izany fa doma aho :wink:




:arrow:marie pervenche :ireny tovovay mpametaka P.V rehefa mi-garer mal amin'ny parking ireny akia niryna a,tsy tsaroako mbannin'ny anarany(l)
18. niryna ( 11/03/2008 02:16)
fahamarinana:

:arrow: Henjana be koa zany ry niryna,marina moa!

ka izay ilay fitiavam-bola ka.Raha tonga aza ny neige ka tsy misoroka an'iny ny tompon-trano ,raha misy mianjera eo ka maka sary dia mitory dia voan'ny sazy ilay tompon-trano. gy :D, ilay olona anefa no nanao kiraro malama na tsy nitandrina dia ny hafa no voasazy sy mandoa honitra.

19. niryna ( 11/03/2008 02:17)
fahamarinana:

niryna:

vahiny2004:

Ry Marie Pervenche koa anie manenjika quotas , izany hoe ny fanjakana mihintsy no mampanenjika quota

:D izay izany Marie Pervenche izany fa doma aho :wink:




:arrow:marie pervenche :ireny tovovay mpametaka P.V rehefa mi-garer mal amin'ny parking ireny akia niryna a,tsy tsaroako mbannin'ny anarany(l)


-----------------------------
tsy maninona aky a,tsy doma izany indry fa crane kely 8)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093