momba ny gasy mangataka visa

1. mansoor ( 03/03/2008 11:19)
:xmanoa aona daolo! aôna ny hevitrareo momba ireo olona mangataka visa ao dago tsy mahazo ,nefa lany vola be tahaka ny in ery ,avy eo asainy mamerina fangatahana vaovao ndray de asainy mandoa vola iany,ny olona efa sahirana ao dago ao mbola angalan'reo vazà reo vola tahaka ny in nefa diso fanantenana lé gasy!!!
2. cazal ( 03/03/2008 11:40)
Efa nisy io resak aio teo @ dinika!
Ka inona no mahatonga zareo sarotiny!!!!:x
Valiny : Be loatra ireo bé fika hiala any dé hi kland fotsiny rehefa tonga aty!!!
Vokany : Ny tsy manatsiny no mizaka ny vokany!!!:lol::lol::lol:

Vahaolana : ampodio aloha ireo mpi kland ireo, na teneno mba ho tonga saina, fa tsy tia tena! tsy mitsinjo ny hafa!!!
Na izaho tsy izy aza tsy :o:o:o
http://www.freeetv.com/fr/modules.php?name=Video_Stream&page=watch&id=637

amen
3. hery ( 03/03/2008 11:44)
Haninona any Frantsa foana anefa e?
Be dia be ny toerana hafa azo handehanana... ialao lavitra i Frantsa fa efa lasandry cazal daholo ny bizna any :-)

4. paris10 ( 03/03/2008 12:27)
hafa ndray ny any cazal,:?::?::-D:-D,samy manana ny politikany na madà na frantsa,fa mangalatra aloha ry zareo e,voafidy ny ol omeny visa;
5. yonikafopl ( 03/03/2008 13:10)
Nen Hery kou isak ze mihetsika de we haninona any anann eee, haninona any , betsaka ny toerana azo handehanana eee, nefa tsy manome hevitra akory we ahoana ary ny fomba handehanana any am le toerana hafa:(
6. ainaheri ( 03/03/2008 13:17)
mansoor,zay le andiso fanantenana anao zay mitsiny no tadiaviny ka!!

[b]Raha mazava sy manandanja @ zay tokony ilany azy ny ttsy angatahiny aminao ataoko tsy misy ny olana b]
7. ainaheri ( 03/03/2008 13:21)
Ary toi cazal HS beuuu,eny ee misy ifandraisany iany fa aiza mo misy firenena tsy misy klandy,ngah tsy mety tonga fona lay havanareo tô malaelo be nareo refa misy resaka visa sy ny tariny,aza ampidirina ilay Amen fa ento ambavaka zay mivoaka eo raha tena mpino marina toi:roll:;-)
8. Ylly ( 03/03/2008 14:03)
cazal:

Vahaolana : ampodio aloha ireo mpi kland ireo, na teneno mba ho tonga saina, fa tsy tia tena! tsy mitsinjo ny hafa!!!
Na izaho tsy izy aza tsy :o:o:o
http://www.freeetv.com/fr/modules.php?name=Video_Stream&page=watch&id=637

amen

mampalahelo be ny toe-tsainao ry Mr Cazal.


9. mansoor ( 03/03/2008 14:41)
zà ary efa eto frantsa kou! mba malahelo an'ireo gasy lany vola kosa aho,hatao fakàna vola fotsiny ané zan lé gasy é!!!ny tena danz @ lé iz de oé ,mamerina manao fangatahana ono,namako any dago mantsy no voan'izay!!de mamerina mandoa vola koa zany rà azoko tsara!!ny dossier efa complet,tsy tokony hisy olana ,f'angamba tsy ampy azy lé sôsy ny tena marina é!!sa de sanjila kou no tena marina
10. ainaheri ( 03/03/2008 15:37)
Ylly:

cazal:

Vahaolana : ampodio aloha ireo mpi kland ireo, na teneno mba ho tonga saina, fa tsy tia tena! tsy mitsinjo ny hafa!!!
Na izaho tsy izy aza tsy :o:o:o
http://www.freeetv.com/fr/modules.php?name=Video_Stream&page=watch&id=637

amen



mampalahelo be ny toe-tsainao ry Mr Cazal.







Androany nga enao vo nahafantatra ny toetran'i cazal mpiatsaravelatsiny
11. Veloo ( 03/03/2008 16:01)
cazal [ Valio ] 03-03-2008 12:40:52
Lohateny : Re : momba ny gasy mangataka visa
Efa nisy io resak aio teo @ dinika!
Ka inona no mahatonga zareo sarotiny!!!!
Valiny : Be loatra ireo bé fika hiala any dé hi kland fotsiny rehefa tonga aty!!!
Vokany : Ny tsy manatsiny no mizaka ny vokany!!!

Vahaolana : ampodio aloha ireo mpi kland ireo, na teneno mba ho tonga saina, fa tsy tia tena! tsy mitsinjo ny hafa!!!
Na izaho tsy izy aza tsy


kay le tena mampalahelo be mihitsy ilay fisainana, sendra mba nahazo lery ka midin-drambo:twisted::twisted::twisted:
12. Veloo ( 03/03/2008 16:02)
Aza manody aminao ry Mr. cazal ny manjo ny sasany kle:evil:
13. Veloo ( 03/03/2008 16:03)
ialao lavitra i Frantsa fa efa lasandry cazal daholo ny bizna any


hahahahah loza tokotrany ko
14. melody ( 03/03/2008 17:54)
mansoor: za koa malala oul toy izany lazainao izany, lazaindry zareo fa tsy ampy fona ny paps tadiavina, tena découragendry zareo frantsay mihintsy ilay izy e, ka marina ihany ny teniny hery maninn raha mankany an-kafa fa maninona no fransa fona? Izay izao no holazaiko ilay olona fantatro izay satria tena mampidina ny moral mihintsy ilay refuser-na fona an!
15. mansoor ( 03/03/2008 19:18)
ouadray!ary enao ry cazal ,tena tsy pas gentil mits an!!! otran'izao eo fa ataovy eoo iany!!:evil:
16. Veloo ( 03/03/2008 20:42)

ka marina ihany ny teniny hery maninn raha mankany an-kafa fa maninona no fransa fona? Izay izao no holazaiko ilay olona fantatro izay satria tena mampidina ny moral mihintsy ilay refuser-na fona an!

melody a
ny any amerika ko hono to manomboka????
tsy manome visa ny olona ilay gasy ao @ambassady... marina ve io ry reto?
17. Veloo ( 03/03/2008 20:57)
mansoor [ Valio ] 03-03-2008 20:18:12
Lohateny : Re : momba ny gasy mangataka visa
ouadray!ary enao ry cazal ,tena tsy pas gentil mits an!!! otran'izao eo fa ataovy eoo iany!!


ny zavatra lazainy rehetra tena insolent sy arrogant mihitsy, ngamba izy io mila mijery psy kely ka.
mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony
18. melody ( 03/03/2008 22:03)
veloo: dia tsy haiko indray akia ny any a, izay mahay an'io mba milaza o!
19. tess ( 03/03/2008 22:31)
ka mora ilay miteny hoe maninona no mandeha la frantsa foana????fa raha mba ao no misy ny havany mety handray azy fa any ankafa tsy misy havana de atao akory izany?????
otran'ny mitonatonana am tany tsy misy olona....


any canada izao mety mbola ho mora....
20. Papoose ( 04/03/2008 05:45)
jereo ka zahao, manontania sao de mba mahasoa raha mbola tsy any @ ity toerana ity!!
somary lafolafo fa mbola vitsy ihany ny gasy ihany mihoatra ny toerana maro alehan'ny olona!

http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=15465

Good Luck!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3488