momba ny gasy mangataka visa
21. LazaDaddy
(
04/03/2008 06:54)
Néanmoins, les intéressés doivent disposer de 3 000 dollars australiens, coût minimum du visa vers l'AustralieTandremo ny mpisandoka! Raha ho any Australie dia ireto avy no ilaina farafahakeliny:
+ Diplaoma misy lanjany any, raha misy dia avy amin'ny oniversite Aostralianina. Raha avy amin'ny firenen-kafa dia mbola mila fizahana (na mety ho fitsapana) manokana.
+ Test IELTS: scores 7 amin'ny sokajy tsirairay (fa tsy moyenne) farafahakeliny.
+ Traik'efa izay ilain-dry zareo http://www.immi.gov.au/allforms/pdf/1121i.pdf
+ Mila mpampiasa manaiky hampiasa sy hanome karama tsy latsaky ny....
+ Certificat medical avy amin'ny dokotera voafantiny
http://www.immi.gov.au/skilled/general-skilled-migration/175/eligibility-applicant.htm ny tohiny
22. Veloo
(
04/03/2008 19:29)
LazaDaddy [ Valio ] 04-03-2008 07:54:15
Lohateny : Re : momba ny gasy mangataka visa
Voalaza teo :
Néanmoins, les intéressés doivent disposer de 3 000 dollars australiens, coût minimum du visa vers l'Australie
Tandremo ny mpisandoka! Raha ho any Australie dia ireto avy no ilaina farafahakeliny:
+ Diplaoma misy lanjany any, raha misy dia avy amin'ny oniversite Aostralianina. Raha avy amin'ny firenen-kafa dia mbola mila fizahana (na mety ho fitsapana) manokana.
+ Test IELTS: scores 7 amin'ny sokajy tsirairay (fa tsy moyenne) farafahakeliny.
+ Traik'efa izay ilain-dry zareo Jereo eto
+ Mila mpampiasa manaiky hampiasa sy hanome karama tsy latsaky ny....
+ Certificat medical avy amin'ny dokotera voafantiny
Jereo eto ny tohiny
mande any lety manao touriste dia avy eo miditra mianatra ve tsy mety bien sur tsy mety raha tsy manana olona hipetrahana io ka.
tess [ Valio ] 03-03-2008 23:31:01
Lohateny : Re : momba ny gasy mangataka visa
ka mora ilay miteny hoe maninona no mandeha la frantsa foana????fa raha mba ao no misy ny havany mety handray azy fa any ankafa tsy misy havana de atao akory izany?????
otran'ny mitonatonana am tany tsy misy olona....
any canada izao mety mbola ho mora....
tess a na dia visa touriste ve aky dia tsy mety ao frantsa?
ie henoko oe canada mbola mora hono...
23. tovolahy007
(
22/05/2008 16:24)
Salama daolo!
Ny mamako dia vao avy nampihinan'ny tao @ Ambasady Amerikanina mitsy vao t@ herin'andro ity. Izaho dia Resident Permanent Eto USA fa dia tsy te ahalala izany ny Ambasady. Fanindroany ny mamako no nandeha nanao interview io tao @ Ambasady tao Tana saingy ny vola alainy ($130) de lazainy fa mbola tsy mety, nefa ny dossier efa miavosa ohatry ny inona no nentin'ny mamanay tany. Ka efa tena manao an'io mitsy zao ny ao @ Ambasady Amerikanina. Nisy nilaza ery ambony ery hoe ny antony dia satria betsaka ireo gasy sasany tsy miverina any Mada intsony refa tonga aty ivelany dia ny tsy manantsiny no mizaka ny tsy mety. Tena marina io. Dia any rabofinay any tsy ho afaka ny hamangy ahy akory. Niantso tany @ Ambasady aho omaly ary dia niady t@ Le Consul tao mitsy ary nolazaiko izy hoe: Ianao dia manana Reny ary ianao dia Amerikanina mipetraka any Madagasikara, koa asa hoy aho ahoana ny heritreritrao ra toa ka mba tia hamangy anao any Madagasikara ny reninao nefa tsy omen'ny Ambasady malagasy VISA? Tsy nahita nolazainy lery fa de le hoe: Sorry, I'm just following the law.
Ka dia efa miomana e.

24. mandresyfoana
(
10/10/2008 05:31)
ka tena matsiravina mihitsy le mangataka visa zao na aiza na aiza. fa ny tena mandreraka nge d otran'ny generaliser-ndry zareo le izy fa refa gasy d otran'ny oe mitovy daolo. immigration choisie ono, nefa ts hitako akory. le zandrinay mba t hianatra aty frantsa, efa mba miditra master 2 fa ts oe vao anomboka mba ol efa manana experience iany d efa lany vola b tao @ campus france d lany vola tao @ consulat ts mety valiandry zareo mits fa d asa ze tadiaviny. d ts afamanoatra nge e! mora toko ny miteny oe manin ra mankany ankafa fa ra ny sitrpony v ts mba USA fa et ofrantsa alou no pocibl, eto ary misy hebergeant ts avelany ko maika v fa any @ tsisy trano sy SDF any d in no antenanina am zany. d ny tena cinema nge ry reto d oe zao ono no ataon'ny campus france oe: manin ra mangataka bourse? d misy adala v t hiantotena any am lafo fiainana tany ra nisy ty bourse e! misy ny bourse ts laviko fa ny critere ahazoana azy ts voatery ananan'ny ol rehetra, en plus mba firy ko mou ty bourse? d mba iza mou ty mahazo azy???