eritreritra mandalo

1. kiadi ( 28/02/2008 16:22)
misy zavatra mahavarina anah wa fa isaky ny mijery sary ato zah de misy olona iray zay feno soratsoratra fona ny sariny!
tsy sahy manotany azy zah fa hotrany hafahafa amiko ihany zany oe te ampiseho sary de nefa lotoina asina "rature" le iz! hotran'ny oe tsy fanajana ny olona tia mijery sary ato @ serasera io ataon'ilay ranamana ray io!
sa ve matahotra oe sô de misy mangalatra ny sariny?
sa vô mianatra manoratra ranamana?
mipetraka ny fanotaniana ka tsy aiko oe inona ba teneninareo amizany :lol::lol:

répondu par kiadi le 09/03/2008 18:36
2. rajoelina ( 28/02/2008 16:37)
:-D:-D

tsy dia tsara loatra ny miatsaravelatsihy fa ny tiany kiadi lazaina dia i...






























































































































































































Cazal.

;-)
3. kiadi ( 28/02/2008 16:40)
=))=))=))=))
4. yonikafopl ( 28/02/2008 16:55)
miala tsiny aho rajoelina fa toa misy fahamarinany ihany ny tenin'i sakaiza we nitontona tam tany ngamba ny lohanao de nisy banga beeeeeee otran'io ataonao io. Na koa ilay hoe variana manamoly de voatsindry fona ny ENTER de
jereo fa tapatsinay kiadi=))=))=))
5. penina ( 28/02/2008 16:58)
Zay cazal ve dia atao hahalasa eritreritra, jereo fotsiny ny [size=7px]ranjony[/size] dia manga ny lanitra
6. tess ( 28/02/2008 17:16)
kiadi: efa nanotaniko azy io tao am tsikera ny sary fa hoy izy hoe: amzay tsy azon'ny olona ampiasaina hono ny sary fa misy signature:wink:



fa tapaka ny tsinaiko namaky ny dinika n'to:-D:-D:-D:-D fa oe aza tsindrina lotra mafy wa ny sipa:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:23)
fa fomba any espanina any tokoa ve rehefa misitona moly tokoa ve ry salmoly dia potserina lava be ny enter?
8. kiadi ( 28/02/2008 17:38)
yonikafopl:

miala tsiny aho rajoelina fa toa misy fahamarinany ihany ny tenin'i sakaiza we nitontona tam tany ngamba ny lohanao de nisy banga beeeeeee otran'io ataonao io. Na koa ilay hoe variana manamoly de voatsindry fona ny ENTER de
jereo fa tapatsinay kiadi=))=))=))



=))=))=))=))
9. kallie ( 28/02/2008 17:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. kiadi ( 28/02/2008 17:41)
tess:

kiadi: efa nanotaniko azy io tao am tsikera ny sary fa hoy izy hoe: amzay tsy azon'ny olona ampiasaina hono ny sary fa misy signature:wink:



fa tapaka ny tsinaiko namaky ny dinika n'to:-D:-D:-D:-D fa oe aza tsindrina lotra mafy wa ny sipa:-D:-D:-D


iza ko no angalatyra zay sarin'ilery ao eh! anga lery mihevitra fa bôgôsy be no hisy haka ny sariny ? :-D:-D:-D
11. kiadi ( 28/02/2008 17:44)
tsy azoko le oe tsindrina ry tess an
12. Veloo ( 28/02/2008 18:09)
iza ko no angalatyra zay sarin'ilery ao eh! anga lery mihevitra fa bôgôsy be no hisy haka ny sariny ?


tsssssssss ahona kosa betsaka anie ny sipa ato e
=))=))=))=))=))

misy zavatra mahavarina anah wa fa isaky ny mijery sary ato zah de misy olona iray zay feno soratsoratra fona ny sariny!


Kiadi a

i kotla lety mahay mamaly an;io a =))=))=)) sa tsy izany ry rajoelina?
tapaka mihitsy ny tsinaiko @ ilay famaliny kotla azy ...
13. Veloo ( 28/02/2008 18:21)
Kiadi a vakio tsara anie ity e:-D:-D
3. cazal : 21/02/2008 15:07:38
rajoelina : misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy ao mba amboary fa resaka fanampiana no resaka eto fa tsy misy hidirn resaka pilote!!! ary efa airbus380 zao no miasa...MAZAVA ...mba manaraha vaovao.........
4. kotla : 21/02/2008 19:28:04
marina zany airbus zany rise a! fa jereo kosa fa le fil lazainareo anie toa avy any aminareo no tena mpisy azy e! tô zay sary reetra misy fil mena aby! lol!
:-D:-D:-D
14. kiadi ( 28/02/2008 18:33)
veloo> tapatsinay be lesy zah ato mahita an'io nalefan'elah io le!!
midika zany fa misaina ihany le kolta io na de miteniteny fona aza indraindray =))=))=))
15. kiadi ( 28/02/2008 18:37)
oups! azfdy ! hay sipa kay i veloo! :lol::lol:
16. tess ( 28/02/2008 18:37)
kiadi:

tsy azoko le oe tsindrina ry tess an
adino sahady koa velay dinika hoe tsindrio fa lavo e!:-P


17. tess ( 28/02/2008 18:39)
kiadi: velo: :-D:-D:-D:-D
18. Veloo ( 28/02/2008 19:09)
kiadi, tess,:-D:-D:-D
vavy beuuu za lety a hihiihh

za wa hatramin'izao mbola matin'ny hehy mihitsy...
=))=))=))
mahay mamaly i kotla ka :wink:
19. ainaheri ( 28/02/2008 19:10)
Efa manomboka tsy mifampikasoka tsony angamba lay fil mena² fa tsy mamaly tsony lery zao :-D:-D:-D
20. Veloo ( 28/02/2008 19:12)
=))=))=))=)) ela ty ry aina an ....
Tonga De Mampihomehy kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0657