eritreritra mandalo

61. ikaretsaka ( 06/03/2008 00:35)
hahahaha =))
62. Papoose ( 06/03/2008 04:10)
misy aeroport v any?:-D:-D
63. ari.malala ( 06/03/2008 07:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsoa iany ah ts mbola nahasotro rano fa naika kofona kle=))=))=))=))=))=))=))
64. yonikafopl ( 06/03/2008 11:07)
papoose asa na any antsirabe any zany lazarre zany na any am st Lazarre kou misy antsirbe ngambany,
raha any antsirabe kalou de misy gara masinn ee, fa ny any St Lazarre no mbola tsy hitako:roll:
65. kiadi ( 06/03/2008 20:19)
Papoose:

aiza ny fotoana ary?:-D



aiza no tinao?
66. Veloo ( 07/03/2008 16:24)
kiadi [ Valio ] 03-03-2008 17:10:49
Lohateny : Re : eritreritra mandalo
veloo> manaova fona \"lesy\" anah eo de aiza no tsy voafitaka zah farany!


fa atao ahona ndray injy ve? hihihihi
67. kiadi ( 09/03/2008 18:36)
vello> ataovy oe "cheri" fa io ko tiko be ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5361