inona kay ito?

1. penina ( 27/02/2008 21:36)
[center][/center]
répondu par penina le 07/03/2008 01:28
2. simplex ( 27/02/2008 21:39)

lapan'ny fitsarana? :P
3. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:41)
tafotranon'ny tranovola
4. penina ( 27/02/2008 21:51)
ok
misaotra

ary sao dia misy mahalala ny momba ny momba ny Madagascar Cultural Alliance?
Ry zareo hono toa manana sarin'ny rova be dia be tamin'izy mbola tsy may.
5. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:55)
penina angaha tsy mba niakatra tany fony izy tsy may?:?
6. rabilabila ( 27/02/2008 21:58)
Taiza io sary io ry Penina ? tranovola io .Tsara be ilay sary ;archive tsara ,4 na 5 sisa no trano hazo tavela ao ambonimbony ao .
7. penina ( 27/02/2008 22:05)
tamin'izaho tena zazakely vao 4 taona no teny dia tsy tena tadidiko tsara.

rabilabila> ilay sary tao amin'ny blaogin'i tattum
8. penina ( 27/02/2008 22:06)
ilay rohy indray no adinoko :-D
http://tattum.canalblog.com/archives/2005/12/06/1079263.html
9. rabilabila ( 27/02/2008 22:12)
Sôtra e!!
10. penina ( 27/02/2008 23:44)
tsy kwa

ary ito inona kay?
11. mitia04 ( 28/02/2008 04:55)
milay be lé sary volou! lasa be zany ny saiko oe, aona re ny fiainana tam'ny andro faha-panjaka eee!:roll::roll:
12. kelly13 ( 28/02/2008 07:58)
:cry::cry::cry: tanananay
13. ari.malala ( 28/02/2008 10:53)
tsy ilay Imahitsielafanjaka (tranon'Andrianampoinimerina) v io?
14. penina ( 28/02/2008 18:41)
tsaiko o
15. Veloo ( 28/02/2008 19:22)
tsy fasana ve io?:oops:
16. ari.malala ( 29/02/2008 05:48)
Veloo, ny fasana aky toa eo ampovoan'ny tanàna dool a! trano io fa ts tadidiko tsara we in,:?:
17. ftlozy ( 02/03/2008 21:52)
io no atsona we tranopokon olon isotry version 2008!!!
18. penina ( 03/03/2008 09:04)
ftlozy> :-D

ari.malala> ohatra ny hafahafa koa ilay hoe manao fasana dia atao eo akaikin'ny trano e. Efa tia hitazana matoatoa angamba ry zareo.
19. ari.malala ( 04/03/2008 07:58)
penina, :-D:-Dny fasana hoa toa eny ampovoan'ny tanàna dool no natao ko! ts naita fasana akaikin'ny trano alou za e! ary nga mis matoatoa mivoaka atoandro? ampisehoy we za?:-D:-D
20. kiadi ( 04/03/2008 17:59)
kelly13:

:cry::cry::cry: tanananay



tanananay angah!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.406