inona kay ito?
21. penina
(
04/03/2008 18:48)
ntsss, raha izaho ve no matoatoa dia hijanona eto an-tany?
Tsy aleoko manao tourisme eny amin'ny planeta marsa? na manenjika requin any an-dranomasina.
22. ari.malala
(
06/03/2008 06:29)
penina, nga enao le lazaiko fa matoatoa e! hihihi!
23. penina
(
07/03/2008 01:28)
:-D
izay no mety tsy ahitan'ny olona matoatoa ka,
ilay matoatoa retardE ireny ihany no misy mahita ndraindray
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.7979