Achat sur internet : e-bay!

1. badboy ( 26/02/2008 20:17)
Henoko matetika oe "arnaque" no bedebe! Ny entana fopla, ndray² ny sosy lasa fa ny entana tsy tonga....
répondu par menalamba le 01/03/2008 12:19
2. ikaretsaka ( 26/02/2008 20:39)
arakaraka io ko.. izay sahy mi franchir ihany no lasa dia izay voa manodidina hono e
andramo aloha.....

io "henoko fa...." io manko mampihazohazo
3. ikaretsaka ( 26/02/2008 20:41)
raha vao le hoe "henoko fa" manidina hono ireny roplanina ireny no ataon'ialahy an-tsaina ohatra...

hafa mihitsy ny ho feeling an'ialahy raha nandeha roplanina sy nahita azy nanidina ialahy noho ny hoe henoko fa..

tsy haiko aloha fa iznay no fataoko e..
rehefa misalasala de verifier-na
4. cutie ( 26/02/2008 20:50)
ny ahy alou de ebay daholo na boky na cd e :)
ebay milay :)
5. ikaretsaka ( 26/02/2008 20:51)
k'izay hoa... anndramo aloha..fa aza miatehitra @ "henoko fa"
6. cutie ( 26/02/2008 20:57)
ny ahy azy efa nisy mpivarotra tany singapore koa, nefa tonga taty foana ny entana :)
7. hery ( 26/02/2008 21:00)
Zah aloha afa-po hatramin'ny 95%

Efa nividy ordi (6 izao) t@ ebay, video camera, boky sns.
Ny olana tamin'ilay 5% dia momba ny transport. Rice-cooker no novidiana dia asa na nidoboka taiza fa nisy pempo.

Fa risika daholo io kah. Ny mahatsara azy fotsiny dia hoe afaka mifidy izay hovidiana... dia rehefa mifidy dia ireny misy remboursement ireny vidiana raha misy blem.
8. cutie ( 26/02/2008 21:05)
nga tsy nisy assurance ry hery a :)
9. booboo ( 26/02/2008 21:22)
zà koa mpividy raha @ e-bay fa mbola tsy azon-tsampona ...
10. tess ( 26/02/2008 21:50)
fa misy tombony angaha ny mividy zvtr am e-bay????
tsy aleo ve mandeha mivatana any am magazay dia hita mivantana lay entana na araka ny ilainao na tsia????
11. menalamba ( 26/02/2008 22:10)
Mora bé kosa ny @ e-bay ry tess an!Misy zavatra maromaro novidiako tao efa ho ny 1/3 ny vidiny any @ magazay fotsiny no nahazoako azy anefa zavatra mitovy
12. tess ( 26/02/2008 22:19)
ka zay no kestiô-ko anie ry menalamba te hahalala na misy tombony na tsia e!:°)
13. penina ( 26/02/2008 22:20)
Za koa hanao vavolombelona kely. Olona roa tena akamako, fa tsy mpiakama ry zareo. Dia ny iray efa voasoloky. Dia ny iray indray efa nisoloky.
14. tess ( 26/02/2008 22:22)
injay ny anareo!:wink::-P
15. menalamba ( 26/02/2008 22:22)
Dé ahoana no fitrangan'ilay soloky?

16. tess ( 26/02/2008 22:27)
ny soloky mangony fotsiny...:°) de ny service après vente manakory?????:wink::-P
aleoko ihany mandeha magazay na dia hoe somary lafolafo aza.....hialàna am amerdemà isankarazany:°)
17. menalamba ( 26/02/2008 22:36)
Tsy mba hinoako loatra ilay hoe soloky,satria raha tahaka anà dia jereko tsara ny évaluation" n'ilay olona ,tsy mividy aho raha tsy positif à 100:100,mazava bé hitanao ao daholo ny momba ny olona mivarotra fa raha vao bévinany dia misoratra eo,,manaraka izany ,ny e-bay dia miantoka ilay zavatra vidiabnao araky ny katégoriany.Izaho izao nividy zavatra ohatra30€ ,dia 10€ ny port,raha very io na tsy tonga dia efa misy soratra mazava ao fa ihantohany h@ 100€.Ary tsy tafiditra membre ao ianao raha tsy mazava tsara daholo ny momba anao ,adiresy izany mail,banky ettc,etc...
18. tess ( 26/02/2008 22:44)
samy manana ny tiny sy mahazàtra azyfa ny ahy magazay ihany! fahafinaretana azo tsena vita sns;.....:wink: raha zvtr vidina am net angaha dia tiket d'avion de zay ihany:roll: na zavatra tena tsy hitanao am magazay raha tsy am nety ihany sinon....aleoko ihany mandany andro mandeha magazay!
19. menalamba ( 26/02/2008 22:55)
Marina izany;izy kosa aloha ve raha ohatra ka kiraro no hovidianao tsy aleo manandrana ihany any @ magazay sao manaikitra eo vao hon..Fa mba dinio kely ity elanelan'ity zavatra novinidiko ohatra ,ny any @ magazay 147€ ttc ilay izy azoko 30€ + 16 € port ,haaa !! nalaiko ka...
20. penina ( 27/02/2008 01:18)
ilay voasoloky aloha Japs. Nisy futen'ikala ihany fa tsy mbola nahalala izy tamin'izany dia nahatoky be. Dia tsy tonga mihitsy ilay entana. Nefa ilay izy tsy paypal.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8864