Achat sur internet : e-bay!
21. penina
(
27/02/2008 01:24)
Dia ilay akama misoloky indray sinoa. Dia kitro no amidin'ilery. Dia ny kitro sinoa moa fantatrareo ihany ny endriny. Tsy hay mihitsy ny manavaka azy amin'ny tena izy raha sary fotsiny.
22. ikaretsaka
(
27/02/2008 03:03)
tess:
ny soloky mangony fotsiny...:°) de ny service après vente manakory?????:wink::-P
aleoko ihany mandeha magazay na dia hoe somary lafolafo aza.....hialàna am amerdemà isankarazany:°)
ny hitako sy tsapako indray dia mila mba connaisseur na mba misy base kely an'ilay zavatra vidianao aloha ianao vao miditra @ ireny.
ny ahy manokana dia Gitara beso sy ny mombamomba azy no efa novidiako t@ ebay dia boules fanaovana kanetibe maro ihany (avy any frantsa... fa izao aleoko miserasera mivantana @ ireo namana gasy any frantsa momba io resaka io) ... piece-na biskleta sns... maroamro ihany izy izay
Ohatra heo mila ireny le gitara de collection be ireny ianao ka efa connaisseur dia afaka anontaniana tsara ilay olona dia asaina alaina sary aby hoe aiz ano vizana tsy vizana sns, ny numero de serie, dia izay ianao vao maka risque hoe hividy na tsia!
avy eo dia disassemble mihitsy dia iverenana atsangana indray!
... fa raha tsy misy atokona ianao @ ilay izy na hoe izay vao hianatra hitendry gitara dia aleo mividy any @ mangazay!
torak'iznay koa ny biskleta (piste) ... vidiana piece par piece occas sy tsy occas ilay izy dia assemblena ato an-trano dia ianao ihany no manao tuning an'ny biskletanao ao e..
24. ikaretsaka
(
27/02/2008 05:24)
ny nos @ beka ra sitl any @ fean'ilay mpamoy azy an.... fa ny lanjan'ny biskletan'ialahy sy ny fahaizan'ialahy mi controle an'io no tena kotrana sy passion ...ohatra hoe Cervelo na Orbea en Fibre de carbone monocoque ny cadre, bontrager ny fork, dia asian'ialahy shimano ultegra na dura ace any @ derailleur, campagnolo ny chaines sy ny systeme de freins , jante cosmo mavic na easton ...ritchey aby ny caoutchoucs , asiana pne ana 27x23 @ le continental(na amarillo na gatorplus) ..
Tsy mahalany 700 akory ialahy nefa raha mividy Trek vaovao mitovy lenta ohatra dia mety any @ 3000$ any ho any raha mampiasa ireo specifications ireo
fa sahy milahatra @ 4L motera kely aho na jog50 tana ambatofotsy @ izay!

25. tess
(
27/02/2008 05:55)
menalamba:
Marina izany;izy kosa aloha ve raha ohatra ka kiraro no hovidianao tsy aleo manandrana ihany any @ magazay sao manaikitra eo vao hon..Fa mba dinio kely ity elanelan'ity zavatra novinidiko ohatra ,ny any @ magazay 147€ ttc ilay izy azoko 30€ + 16 € port ,haaa !! nalaiko ka...
tena misy diferansy be mitsy kosa aloha lay prix e! ça vaut la peine ihany.....FA na izany aza mampanahy ahy ihany izany prix misy dekalazy be izany raha oe zvrt mitovy :-P.....NY AHY NY ERITRERITRA HOE sao misy fahasimbany tampoka mailaka aho mitondra azy any am mpivarotra nividinako azy.....:-P soloy tompoko...raim de vita fa lay am net sao ho sasa miandry eo aho knou:roll:
26. sakaizakely
(
27/02/2008 09:07)
ny nivarotra no efa nataoko de nety tsara, fa za koa aloha otran'i tess ihany satria za tia mandeha labotika
ny SAV ny ahy no tena tadiaviko de aleoko any am mpivarotra ihany
tam za nitady milina fanjairana iny de mba nijerijery tao am ebay tao fa tsy nahita tena marque, fa reny petatoko vita sinoa reny daholo no tao de shhhhhhhh
naleoko nijery tam labotika spealizé de afaka nisafidy ny modely tsara sady garantie 2à5 ans le izy
rehefa am e-bay ianao tsy eo intsony zay safidy izay fa de maka ze tsy tian'ny olona fotsiny, ny garantie tsy misy, na dia hoe tsy lafo ara
de raha fitafiana tsy hainao akory na ny texture, ny coupe ve mety tsara aminao, satria tsy afaka manohatra akory
araky ny filazan'i ika hoe mila manana connaissance betsaka koa raha tsy te ho voasoloky
na izany na tsy zany, rehefa sendra ny tsy mety koa ange, arakarakiny mpivarotra io fa tsy ebay mihitsy

28. ikaretsaka
(
27/02/2008 13:48)
izay no ilazako ilay hoe mila connaisseur ny miantsena aminy raha vao zavatra tsy ao @ patsanao no vidiana
30. badboy
(
27/02/2008 19:10)
Tsy mba hinoako loatra ilay hoe soloky,satria raha tahaka anà dia jereko tsara ny évaluation" n'ilay olona ,tsy mividy aho raha tsy positif à 100:100,mazava bé hitanao ao daholo ny momba ny olona mivarotra fa raha vao bévinany dia misoratra eo
Mora ny nahavita 100% nefa tsy nahalafo akory : manokatra compte bobaka de ilay compte fivarotana omena note milay be avy @ ilay compte bobaka nosokafana zay mody atao hoe mpividy!:idea::idea:
32. menalamba
(
27/02/2008 20:58)
Sô dé ataon'i badboy fa toy ny manoko anana eny an-tsena aza ity mivarotra zavatra ao @ e-bay ka hoe manokatra kaonty bobaka dia mety,fa satria tsy andoavam-bola ny mivarutra ao fa bôjo?Fa satria manana numéro na tel sy compte bancaire zavon-tany @ anaranao koa ianao? dia tsy hijery @ ireo izy vao hi-valider ny compte nao?Azonao andramana ary ireo hevitrao ireo hoe dia ataovy hojerena dia alefaso olay soloky é...dia aza midradra rehefa avy eo hoe anatero vary aho fa gadra bé ray olona!!! Matoa léroa matanjaka eraky ny firenena maro io dia mba efa misy ihany ny fepetra noraisiny an,Mba jerevo kely ny isan'ny olona niseho ho lalin-tsaina ery ambany fa avoakany ao daholo ireo olona nihinana t@ herin-taona..
33. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:10)
tess:
(menalamba)
Marina izany;izy kosa aloha ve raha ohatra ka kiraro no hovidianao tsy aleo manandrana ihany any @ magazay sao manaikitra eo vao hon..Fa mba dinio kely ity elanelan'ity zavatra novinidiko ohatra ,ny any @ magazay 147€ ttc ilay izy azoko 30€ + 16 € port ,haaa !! nalaiko ka...
tena misy diferansy be mitsy kosa aloha lay prix e! ça vaut la peine ihany.....FA na izany aza mampanahy ahy ihany izany prix misy dekalazy be izany raha oe zvrt mitovy :-P.....NY AHY NY ERITRERITRA HOE sao misy fahasimbany tampoka mailaka aho mitondra azy any am mpivarotra nividinako azy.....:-P soloy tompoko...raim de vita fa lay am net sao ho sasa miandry eo aho knou:roll:
ny fika rehefa kiraro dia andramana any @ magazay aloha le antonona ny tena dia tadiavina @ ebay @ izay... ao tsara ka..sady mora
34. menalamba
(
27/02/2008 21:20)
Ny mampihomehy @ badboy anie mody manontany anefa efa manana idée fixe ao an-dohany ,fa rainy tétaka be é!!!Zà zao vao avy nividy tranona ténor ,tany Belgique ilay tompony ,izay ilay zavatra ngôdabé sahala @ valizy ,tsisy olana ,efatr'andro dia tongaa.Raha tany @ magazay io efa nahazo vatotr'omby tany tanana ny vidiny:-/:-/:°)
37. badboy
(
27/02/2008 22:01)
Ka efa be koa no nidona t@ tolana nitondra tandroka ankandrina nody avy tao! Ny contrefacon tena manjaka tateraka ao, ny défaut caché @ lay entana tsy lazaina tsony, entana halatsa....... fa tsy diso ko le hoe misy ny bonne chance!
Ra tsy de tena "exigent sur la qualité" angamba de tafa fa ra tsy zay aleo ilamina.
Ra tsy de tena "exigent sur la qualité" angamba de tafa fa ra tsy zay aleo ilamina.
38. menalamba
(
27/02/2008 22:11)
Contrefaçon??? Mba jereo kely hoà ery @ farany ambany raha vao manokatra e-bay ianao ,dia jereo ao @ ilay hoe "décisions de justice".Ramatoa tavaratra nihinana 8 volana avy hatrany fa nivarotra contrefaçon!!!Ao daholo hoa ireo niseho ho lalin-tsaina ,matin-kaninkely dia teo no noraisina
39. tess
(
27/02/2008 22:23)
ikaretsaka: kalou jerena ndray izany mora izany! fa ny ahy wa! raha entana tsy de hitan'ny masoko otran'ny tsyde mazoto hividy aho e!
40. tess
(
27/02/2008 22:24)
ny tsy tiko mantsy ilay manafatra dia raha tsy am ilànao azy dia ilay hamerina koa mbola hanahirana ahy!