MANINONA RAHA MBA MAMPIANATRA ZAVATRA TSARA!

1. ni81 ( 25/02/2008 07:37)
Nisy mpivady vita mariazy taty France (vazà ny lahy), nandeha tany dago nanao volan-tantely. Nandeha taxi brousse izy ireo nankany Mahajanga, ary rehefa niala sasatra kely dia nisy oul niresadresaka t@ lay vazà. Faly ery izy avy eo niteny t@ vadiny fa hoe haiko ny dikan'ny misaotra @ teny gasy! inona hoy ny vadiny, dia nolazainy. Nivanaka ramatoa fa teny ratsy...
Fa maninona raha mba zavatra tsara no ampianarina fa tsy manoro vohany toy izany?
répondu par ikaretsaka le 28/02/2008 15:06
2. tafita ( 25/02/2008 10:25)
Izaho aloha tsy nanao an'izany e, ary tsy izaho izany ...
3. ikaretsaka ( 25/02/2008 14:44)
aza mba tratrany ihany
4. penina ( 25/02/2008 15:06)
:-D sao dia mba naheno ny resakay indraipa ary izany olona izany dia nampihatra tokoa, hihihi
5. ainaheri ( 25/02/2008 19:09)
atao akory mo fa misy fona ny manao indro kely :lol::lol:
6. sakaizakely ( 26/02/2008 08:31)
ka tokony le vady koa ange mba nampahafantatra azy farafaharatsiny ny dikanteny tsotrakely fampiasa andavanandro kou

fa zany klou d'efa mahazatra zany fa paiso be kosa ze tsy mailo am zany e ! n'aiza n'aiza firenena aleha d'efa mailo, maka renseignements kely aloha ahafantarana ny minimum, maka diksionera fanao ampaosy raha tsy manana guide perso :-P
7. ni81 ( 26/02/2008 09:08)
hoy sakaizakely:
fa zany klou d'efa mahazatra zany fa paiso be kosa ze tsy mailo am zany e ! n'aiza n'aiza firenena aleha d'efa mailo, maka renseignements kely aloha ahafantarana ny minimum, maka diksionera fanao ampaosy raha tsy manana guide perso
:roll:
Tsy mora @ vahiny ny mahatadidy io voambolana rehetra atoro azy io ao anatin'ny fotoana fohy; fa ny tiako ho lazaina dia hoe: tsy mba afaka mampianatra zavatra tsara ve fa dia tsy maintsy ny ratsy foana:?: Io no tsy mampandroso...
8. sakaizakely ( 26/02/2008 09:43)
olona iray no nania ve ... any apetraka ny fanontaniana

ny ahy ataoko hoe am ankapobeny dia tokony mailo foana rehefa mivoaka. Izy aza zany manana guide perso tokony mba nanana finiavana nanontanintany tam vadiny fa dia niandry atolotra teo de zay eeee

iza ny olona mivahiny am tany tsy fantra tsy manana na guide fanao ampaosy aza ? Misy teny kely vitsivitsy tsara ianarana sy mety ilaina fona am reny. Any @ rayon tourisme am fivarotamboky na eny @ supermarché aza de mahita. Tsisy nanakana azy tsy hanana boky momba an'i Madagasikara mihintsy, sady mba curiosité intellectuelle koa e !

Mora ny manome tsiny, ny misoroka sarotra kokoa satria tsy te ho sahirana die zay no nitranga :lol:

raisina lesona ho am manaraka izany
9. fijo ( 26/02/2008 22:13)
hadisoan'ny ilay ramatoa izany.izy no tokony nanpianatra izany ilay vadiny.
10. ikaretsaka ( 26/02/2008 22:26)
ni81:

hoy sakaizakely:
fa zany klou d'efa mahazatra zany fa paiso be kosa ze tsy mailo am zany e ! n'aiza n'aiza firenena aleha d'efa mailo, maka renseignements kely aloha ahafantarana ny minimum, maka diksionera fanao ampaosy raha tsy manana guide perso
:roll:
Tsy mora @ vahiny ny mahatadidy io voambolana rehetra atoro azy io ao anatin'ny fotoana fohy; fa ny tiako ho lazaina dia hoe: tsy mba afaka mampianatra zavatra tsara ve fa dia tsy maintsy ny ratsy foana:?: Io no tsy mampandroso...


mora ka.. le bandy mihitsy iznay no tsy te hianatra....
na le basics aza!
mba hay kosa ny miteny ny hoe manao ahoana, veloma, misaotra, aiza ny vandriana/kabone /sakafoko/vadiko/fangalana sipa/ nona, voky, tsy misy vola, lany veloma...

ireo kosa rapide kely de hain'ny vazaha e.. asaivo soratany @ ze fomba hahaizany manonona azy mandra pahaizany azy tsianjery


11. ni81 ( 27/02/2008 08:56)
Efa mahay izy zao kah! fa t@ fiandohana io resaka io. Fa ny ankamaroan'ny gasy dia mampianatra teny ratsy sy fanompana fa tsy vao io no henoko akory e! nahita mihitsy aho (indrindra ny lehilahy)
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 20:59)
rehefa teny tsy hay dia iny foana no hay voalohany ko..
raha mandeha soeda ianao na danemark ka tsy miteny ireny tenhy ireny dia .... ny teny ratsy sy ny fanopana aloha no tsara hianarana voalohany
13. ni81 ( 27/02/2008 22:08)
Hoy ikaretsaka hoe:
Raha mandeha soeda ianao na danemark ka tsy miteny ireny teny ireny dia... ny teny ratsy sy fanompana aloha no tsara hianarana voalohany.

Teny ratsy sy fanompana ve dia lazainao fa tsara hianarana voalohany:roll:
Zà t@ vao nianatra teny frantsay tsy mba nianatra teny ratsy sy nanompa izany:!:Samy manana ny fomba nitaizana azy.
14. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:30)
matetika dia ireo teny ratsy sy ny "tiako ianao " amin'ilay teny vaovao ianarana no teny hay voalohany indrindra aloha rehefa mianatra teny vaovao.

Mety tsy miteny afa tsy teny frantsay ianao ankoatran'ny teny gasy, ary mety mbola kely ianao dia nahay ireo teny ireo ka adinonao ny fomba nianarana azy.
fa diniho tsara fa raha efa olona somary bebe taona ianao no vao mianatra teny anankiray vaovao dia vao afaka amin'ilay vocabulaires fototra (salut, au revoir, merci,) ianao dia ny "je t'aime" sy ny teny ratsy no dingana manaraka!

Anontanio ireo Malagasy miteny teny hafa ankoatran'ny frantsay anie hoe ny vocabulaire inona amin'ilay teny hafa teneniny no nianarany voalohany e e!

tsy hoe tsara ilay izy na ratsy.. fa tonga dia mandeha natoraly.Efa fombany ho azy
15. ni81 ( 28/02/2008 07:21)
Dia zay zany:!: ireo teny hafa ekeko fa tsy ny teny ratsy. Io oa arakaraka ny fomba nanabeazana ny tsi1 ihany, fa ny namako vazà rehetra tsy mbola nampianariko nanompa izany mihitsy na dia kely aza. Ny teny ratsy matetika dia efa fomba mahazatra fanaon'ny bandy gasy sasany ihany. Ao anatin'ny frazy iray dia efa misy [b]teny ratsy 2 fara fahakeliny. Tsy mahagaga fa zay no efa fomba fiainany kou! Avy eo @ molotra ny maloto no mivoaka.
16. ikaretsaka ( 28/02/2008 15:06)
ny ahy ny principe-ko dia hoe rehefa mampisalasala dia andramana aloha

mipetraha fotsiny any @ ireny tany tsary mbola hainao fiteny ireny e...

fa marina io hoe rehefa hainao ny basics hoe manao ahoana, veloma , misaotra aiza ny sakafo sns....

dia ny "tiako ianao" sy ny teny ratsy no etapes manaraka... ary hay ho azy io an...mety nisy nampianatra, mety tsy nisy ....


izaho koa manko efa tratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1885