hira zafindraony ho an'i dada sy neny ao avaratr'antanimora

1. sacendrillon ( 24/02/2008 20:31)
dia mazotoa daholo ry zareo a, ny ao avaratr'antanimora,ny ao andravoahangy, ny ao mandialaza,ny ao besarety, ny ao itaosy ,ny ao betafo, sy ireo namana ao ambavahadimitafo

hoy i sandy aty belgique tsy manadino
répondu par ikaretsaka le 26/02/2008 00:20
2. rakapy ( 24/02/2008 20:38)
Aty Antanimora>Misaotra sacendrillon de mazotoa koa ianao.
3. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:20)
ny aty betafo> ka diii mishaotra anao anay fa de taoko tsara tokotry zao zafindraony zao any iiiiiii!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.079