Tena possible ve izao? Efa voa toy izao koa ve hianao?

1. niryna ( 24/02/2008 01:38)
TENA POSSIBLE VE ZAO ???????????

Soyez très prudents en achetant des produits importés Chinois.

Ceux-ci utilisent des produits chimiques dans la fabrication des vêtements, des chaussures, de l'alimentation. >

L'Europe et USA ont retiré cette marchandise









N'hésitez pas à faire passer ce message à vos connaissances.
répondu par niryna le 29/02/2008 06:41
2. ikaretsaka ( 24/02/2008 05:52)
ny aza voany ihany fa na produit avy any chine io na madagasikara na usa na eoropa e
3. ainaheri ( 24/02/2008 07:14)
Ny sous-traitance no manahirana @ izy ireny matetika
4. xxx ( 24/02/2008 14:04)
niryna:

TENA POSSIBLE VE ZAO ???????????

Soyez très prudents en achetant des produits importés Chinois.

Ceux-ci utilisent des produits chimiques dans la fabrication des vêtements, des chaussures, de l'alimentation. >

L'Europe et USA ont retiré cette marchandise









N'hésitez pas à faire passer ce message à vos connaissances.


Ny zava-misy koa aloha dia betsaka ry zareo frantsay no mialona an-dry zareo sinoa a! Ohatra : asa raha narahinareo ilay envoyé special manaratsy ny fiara vita sinoa, izay mora be.

Mialona zareo satria mikendry ny ho lasa 1ere puissance atsy ho atsy zareo sinoa.

Momba an'le sarina tongotra maratra indray : mety ho tena izy ireo, nefa mety ho "photos traitées" koa. Mora ny manao sary toy io.
5. tess ( 24/02/2008 21:43)
peta-toko kosa ny vita sinoa indraindray e! ka mila manandrana tsara aloha vao.....
6. niryna ( 24/02/2008 22:44)
Miala tsiny fa lava tsy nety tafiditra ilay sary :wink:



Io izany no karazana kapa kiranil misy produit mandratra ny hoditra ka tena mitsovaka mihitsy izay tratrany sy tsy mahazaka azy.




7. nandrianina1 ( 25/02/2008 10:47)
ra misy otran'io zao tonga aty mada ry de tonga de braderie b mints, tsis miahiahy @io zany
8. ikaretsaka ( 25/02/2008 14:49)
tsy misy fanafodin'io afa tsy ny aza voany ihany e
9. niryna ( 26/02/2008 06:41)
nandrianina1:

ra misy otran'io zao tonga aty mada ry de tonga de braderie b mints, tsis miahiahy @io zany

tsy mety movoaka ilay sary fa miepaka ilay tongotra tratran'ilay tahony iny dia avy eo dia mibotsina misy rano dia mangidihidy be dia miepaka mainty be mahatsiravina.
Misy ihany koa ilay izy vakivaky be ny faladia.

10. sakaizakely ( 26/02/2008 09:30)
niryna>

am le itiavan'ny zanako azy mits io :P:P:P:P

tsy azavain'i niryna tsara ny nampiasana ilay kraro, kraro antrano sa plazy sa fandendehanana eny anarabe ? Raha ilay farany manko de normal raha mandoro satria ilay fikasokasohany maharitra @ hoditra tsemboka iny fotsiny dia ampy mampitsovaka

ny ahy manana karazany toa ireo fa tsy misy maninn, tsy io modely io fa mitovitovy, ilay kisarisary mantsy manintona ny ankizy dia sarotra ny tsy hanome fahafahampo azy ireo fa asiana fepetra fotsiny ny fampiasana azy.

Raha handeha plazy klou de aleo kiraro hoditra ihany fa ireny nu-pieds ireny, raha ao antrano indray io modelin'i niryna io de tsy maninn, ao antokotany koa rehefa milalao @ piscine iny am andro mafana, fa raha hoe hilalao na baolina na bisikileta elaela dia tsy maintsy kiraro hoditra misy renforts voditongotra + voûte plantaire ireny (afatsy été mafana be ihany)

ny sinoa tsy mahay manao an'ireny, ny azy ny cheap petatoko ihany no hainy
11. bouna ( 26/02/2008 13:54)
za mahita fa tsy le produit anaovana azy no mampitsovaka na tsia ary tsy oe ny vita sinoa no mahatonga an'io fa io samy manana ny toe-batany ny tsirairay fa tsy tokony hanao generalisation toy zany. Mety misy mahatanty manao io kapa io nefa tsy maninona tsy maninona mety misy voretra de mitsovaka?????????? mahafatifaty nefa le izy e?
12. niryna ( 26/02/2008 17:57)
sakaizakely:

niryna>

am le itiavan'ny zanako azy mits io :P:P:P:P

tsy azavain'i niryna tsara ny nampiasana ilay kraro, kraro antrano sa plazy sa fandendehanana eny anarabe ? Raha ilay farany manko de normal raha mandoro satria ilay fikasokasohany maharitra @ hoditra tsemboka iny fotsiny dia ampy mampitsovaka

ny ahy manana karazany toa ireo fa tsy misy maninn, tsy io modely io fa mitovitovy, ilay kisarisary mantsy manintona ny ankizy dia sarotra ny tsy hanome fahafahampo azy ireo fa asiana fepetra fotsiny ny fampiasana azy.
marina tokoa izany ary ny ankizy mifangalatahaka

Raha handeha plazy klou de aleo kiraro hoditra ihany fa ireny nu-pieds ireny, raha ao antrano indray io modelin'i niryna io de tsy maninn, ao antokotany koa rehefa milalao @ piscine iny am andro mafana, fa raha hoe hilalao na baolina na bisikileta elaela dia tsy maintsy kiraro hoditra misy renforts voditongotra + voûte plantaire ireny (afatsy été mafana be ihany)

ny sinoa tsy mahay manao an'ireny, ny azy ny cheap petatoko ihany no hainy

ilay mandeha plage na mandehandeha eny amin'ny arabe no tiako ho tenenina fa azafady.Raha ohatra ka hoentina eny amin'ny fasika fotsiny dia asorina avy eo tsy maninona fa misy manepaka hoditra dia avelany eo dia eo no manomboka ilay hoditra may ary tratran'ilay produit,eny fa na dia anaovana ao an-trano koa aza dia misy ilay karazany kanefa tsy fantatry ny tena ilay izy raha tsy efa voa.Raha sanatria ka misy voan'izany dia andramo hosorana vitamina E aingana na ireny menaka coco ireny na aloe vera (vahona moa no filaza azy aty amintsika?) :oops:

13. sakaizakely ( 27/02/2008 08:52)
niryna>


ka tsy natao ho fitondra tontolon'ny andro mihintsy ireo kapakapa ireo ka. Ny synthétique ange efa fantatra fa tsy tsara e ! Aiza no tsy hitsovaka raha iny no anaovana foana ? Tsy resaka produit nanamboarana ilay kapakapa fa réaction cutanée normale kosa zany, satria io plastika io somary miraikidraikitra zay rehefa lenan'ny hatsembohana ny hoditra, dia mampisy ampoules ka raha vaky iny de otran'ny hoditra may rehetra ihany

otran'zany koa ireny tadina soutifs (bra) plastika ireny, za efa nahita oul nitsovaka mits, fa izy kosa fahasahiranana notadiavina satria nanao bain de soleil tam n'iny tontolon'ny andro de may ny hariva
herinandro nitsovaka teny ihany
14. ikaretsaka ( 27/02/2008 20:55)
izay anie no lazaiko hoe ny aza voany ihany fa tsy hoe misy anzao dia iny no omena tsiny e..
indray ny stupidity no mampitsovaka ...
ohatran'io lazain'i sakaizakely io hoe handeha ahano bain de soleil ve de hanao tadina soutifs transparan!http://img444.imageshack.us/img444/7798/singeud4.gif
15. niryna ( 29/02/2008 06:37)
sakaizakely:

niryna>

am le itiavan'ny zanako azy mits io :P:P:P:P
dia mila jerijerevana ny zaza raha sanatria ka tsy mahazaka ny hodiny .
Angaha izany ihany fa na ireny kiraro fanao ao an-trano ireny koa aza dia misy tena tsy lasa mihitsy ary na olona mihaja izao aza dia vakivaky be ny tongony ary tsy fantany hoe inona no antony.

tsy azavain'i niryna tsara ny nampiasana ilay kraro, kraro antrano sa plazy sa fandendehanana eny anarabe ? Raha ilay farany manko de normal raha mandoro satria ilay fikasokasohany maharitra @ hoditra tsemboka iny fotsiny dia ampy mampitsovaka
izy roa :D

ny ahy manana karazany toa ireo fa tsy misy maninn, tsy io modely io fa mitovitovy, ilay kisarisary mantsy manintona ny ankizy dia sarotra ny tsy hanome fahafahampo azy ireo fa asiana fepetra fotsiny ny fampiasana azy.
manomboka mangididy aloha ny tongotr'ilay olona ary eo amin'ilay tandrifin'ilay misadika ihany dia eo no manomboka ilay fery sy ratra ary misy aza miepaka matsiravina ilay izy.

Raha handeha plazy klou de aleo kiraro hoditra ihany fa ireny nu-pieds ireny, raha ao antrano indray io modelin'i niryna io de tsy maninn, ao antokotany koa rehefa milalao @ piscine iny am andro mafana, fa raha hoe hilalao na baolina na bisikileta elaela dia tsy maintsy kiraro hoditra misy renforts voditongotra + voûte plantaire ireny (afatsy été mafana be ihany)
:D ilay manao an'ilay izy eo @ piscine aloha angamba ataoko fa vetivety kely e,fa ilay mitondra azy mandehandeha na manao azy matetika mihitsy.
Tsy vitan'io kapa io ihany anie fa na ny kilalao aza dia tenenina amin'ny TV ny anarany mba hamerina azy haingana ny rar ary averina ny volany fa misy poizina na misy tsy zarizary dia kenda ny ankizy na maro fa ilay poizina no tenenina matetika.(ilay produit am-piasainy hanamboarana azy izany dia mankarary ny zaza) :oops:

ny sinoa tsy mahay manao an'ireny, ny azy ny cheap petatoko ihany no hainy
kanefa izy kosa mahita fitadiavam-bola foana a ary mahazo tokoa izy satria sahondra manaitra ny ankabiazana no mangalatahaka ilay original izy matetika.
HS na sigara aza dia alainy tahaka ilay izy ary maro no tratra amindry zareo maka tahaka ny zavatr'olona tsy nahazoana alalana :D

16. niryna ( 29/02/2008 06:41)
sakaizakely:

niryna>


ka tsy natao ho fitondra tontolon'ny andro mihintsy ireo kapakapa ireo ka. Ny synthétique ange efa fantatra fa tsy tsara e ! Aiza no tsy hitsovaka raha iny no anaovana foana ? Tsy resaka produit nanamboarana ilay kapakapa fa réaction cutanée normale kosa zany, satria io plastika io somary miraikidraikitra zay rehefa lenan'ny hatsembohana ny hoditra, dia mampisy ampoules ka raha vaky iny de otran'ny hoditra may rehetra ihany

otran'zany koa ireny tadina soutifs (bra) plastika ireny, za efa nahita oul nitsovaka mits, fa izy kosa fahasahiranana notadiavina satria nanao bain de soleil tam n'iny tontolon'ny andro de may ny hariva
herinandro nitsovaka teny ihany


=)) akanjo cotton aza no anaovana may ka maika fa plastic no atao tadina soutient ?
Misy koa aza ireny solomaso contre soleil ireny manimba tarehy mihitsy ary mipetraka amin'ny hodi-tava ilay loko ka toa lasa hoe voan'ny panda no fijery azy ary tsy mety afaka intsony.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.501