mba ampio re olona o!!

1. xxx ( 23/02/2008 18:43)
manahoana daolo nareo.zao e misy olana za!dia izao nanao firaisana zay sy ny sipako t@ 14 teo nefa tsy protegé le izy.en +14 jr koakayt@io andro io.faizao aotrany manotany tena oé bevohoka v zafaotrany marary2 ny nonokoa zay any aloh ny fanbara miseo.mbatoroy hevitrareto a!inona noataoko?zambolatsy teananjanaka @ zao fotoana izao.milavaliny maikab o:cry:
répondu par kalasnou le 19/04/2008 18:19
2. badboy ( 23/02/2008 19:29)
Mpandefa : xxx 19-02-2008 11:01:37
Lohateny : FANINA NY NTENAKO:



MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO FA TENA MBOLA CONTRACTER BE MIHINTSY NY VAGIN-NY. MARINA VE NY FILAZANY SATRIA TAMIN'IZY NIARAKA TAMIN'ILAY OLONA TALOHAKO HONO MANTSY DIA TSY TAFIDITRA NY VAGIN-NY NY FILAHIN'ILAY PARTENAIRE-NY FA NIALA IZY VAO NAHARE NARARY, TSY NISY MOUVEMENT VA-ET-VIENT HONO, F'ZAH KOSA HONO NO TENA NANAOVANY FIRAISANA KA NHAIZANY IZANY.


eto xxx lehilahy mitady himen!:roll::roll::roll:



xxx:

manahoana daolo nareo.zao e misy olana za!dia izao nanao firaisana zay sy ny sipako t@ 14 teo nefa tsy protegé le izy.en +14 jr koakayt@io andro io.faizao aotrany manotany tena oé bevohoka v zafaotrany marary2 ny nonokoa zay any aloh ny fanbara miseo.mbatoroy hevitrareto a!inona noataoko?zambolatsy teananjanaka @ zao fotoana izao.milavaliny maikab o:cry:



de to vehivavy mangididy nono!!8O8O8O

Ra xxx ve extraterrestre fa sady misy nono no misy mahalehilahy no misy mahavehivavy (de nidévierger tena)???:-D:-D:-D

Mba azavao ra XXX fa tena very le bad !!!!:^):^):^):^)
3. booboo ( 23/02/2008 20:02)
xxx > manaova test de grossesse dia mankanesa any @ gynéco. Manaraka zay, miresaha @ akamanao dia mampiasà methode contaceptive (araraoty @ fihaonanao @ gynéco hoe inona no mety @ toe-batanao)... Dia aza manao² foana tsony :wink:
4. ikaretsaka ( 23/02/2008 20:08)
boob's mahay an:-D
5. booboo ( 23/02/2008 22:54)
ie ie, @ manaraka zao taxer-ko 50 euros isaka ny voambolana ny toro-hevitro @ resaka fanabeazana aizana klé ( bizna mandeha ihany :°) )
6. ikaretsaka ( 23/02/2008 22:58)
:-P:-P:-P lasa feno koa ny ho any tsaralalana fa tsary hanambola handoavana ny leson'i boob's dia any no mikandra kely aloha hanefana azy
7. Papoose ( 24/02/2008 10:37)
mahagaga fa betsana ny xxx ato no spontanE:lol:
8. stefcom ( 24/02/2008 14:09)
Salut,tsara mitsy ny akanao hevitra fa to ty manao enao mato mbola masahy manao nefa fantatrao fa efa akaiky ny jour d'ovulation-nao ,ka @ manaraka de ampidiro any arina na any am-bava hotry ny olona fa aza de maty @) langolango fotsiny eo fa ny fiainana de ady ka raha tsy mbola vonona de mitandrema iany,cordialement
9. xxx ( 24/02/2008 15:40)
za le xxx voahohanyiahany ty.zao e!za makany @ reny planning familial reny v za dia mety.matahotramantsy tsy za milaza @ ray amandreniko.mety ho voavonjy iany ve raha @ zao tsika miteny zao oe lay anaovana grossesse interrompu.vonjeo re re olona o.mety eo @ otrinona eo kay ny manao anizany?
10. sakaizakely ( 24/02/2008 16:16)
:-o:cry:
11. booboo ( 24/02/2008 18:05)
xxx > efa nanao test de grossesse angaha ianao no hoe " (...) hanaovana ilay IVG " ? Manaraka izay, efa nanao² foana in-dray dia aza mamerina fanin-droany intsony e ! averiko indray : manaova test de grossesse dia manatona gynéco na dokotera ! sao hoe may ny hendim-boanjo ka hihinankinana an'izao raha henoheno aby zao ka ny aina ny hanefa fa dia efa miteny zà zay e ! Ny sarany, raha any M/car enao, dia efa miomana fa lafo dia lafo satria voararan'ny lalana, raha eto eropa dia manatona gynéco na assistante sociale dia fantatrao eo. Miresaha ihany koa @ sipanao fa hadalana niarahana nanao ny anareo, miresaha ihany koa @ ray aman-dreninao fa mety afaka hanampy anao zareo ( sûr fa ho bedy klou fa dia zay e, iresaho fotsiny fa tsisy ray aman-dreny hanolo-bato mafana ny zanany zany...)
12. penina ( 24/02/2008 18:34)
Mere Thereza> Tsy rariny raha ny zazakely iray no hanefa ny ainy mba ahafahan'ny ray aman-dreniny hiaina koakoa.
13. badboy ( 24/02/2008 22:22)
Papoose:

mahagaga fa betsana ny xxx ato no spontanE:lol:


1 ihany reo, mba te hiresaka sy hampiresaka ny tenany!!:-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 25/02/2008 01:41)
penina:

Mere Thereza> "Tsy rariny raha ny zazakely iray no hanefa ny ainy mba ahafahan'ny ray aman-dreniny hiaina koakoa".
marina


15. ravakamalala ( 25/02/2008 20:39)
"laissez les vivre" http://laissezlesvivre.free.fr/sosfm/avortement.htm

aza manao izany ivg izany fa fahotana mahafaty ny mamono olona! ateraho izy dia refa tsy voataiza dia atero any am masera na omeo ahy fa tezaiko!
16. Papoose ( 26/02/2008 03:28)
badboy aleoko ndray aloha manao masobe tsy mahita!:^)
17. sakaizakely ( 26/02/2008 09:14)
Avelao izy hanao zay fantany fa mety fa ef lehibe matoa manao ny fanaon'ny lehibe, noho izany dia afaka manapakevitra irery ihany koa, dia anjaran'izy sy ny eritreriny raha hamono ainjaza izy na hamelona

dia am manaraka mahaiza misoroka am fanaovana satroka isaky ny misabakabaka fa mitondra aina tsy safidy dia tokony efa lany andro
18. xxx ( 27/02/2008 08:20)
mahay mamelatra ko tsy ahita vahaolana ? iza no hilaza aminao eo hoe esory io zaza io nofy any zany zakao anao irery ny heloka fa aza mitady olona hiara hanota aminao . zavatra efa fantatra ny ho vokany ko no mbola natao ihany ? efa lehibe ianao ka fantatrao izay tokony ho ataonao satria efa mahay manaborotsaka kilaoty sy mahay mamelatra d mahaiza koa miteraka fa aza miamboho adidy (l)(l)(l)
19. sakaizakely ( 27/02/2008 09:11)
xxx> mitondra mankaiza ny latsa ? mampamerina ny lasa sa mampihena ny isan'ny solafaka am fiainana ? mananjanaka ve ianao ?

toroy hevitra am ho avy izy dia samia miala
20. tsiambaratelo ( 27/02/2008 13:04)
Ampianaro hahalala ny lalana mahitsy ny zaza,raha vao tonga ny fadim-bolany(misy 11ans 12ans d\'efa tonga an reny,ny anay aza moa 18ans nefa mbola bado tsy mahalala n\'inon\'inona)tsy azo atao ny mandatsa we te hamelatra sy ny fanomezantsiny be dia be,ny ray aman-dreny mila mampianatra ny zanany sy mandrara ny tsy iarahan\'ny tovovavy miara-manao firaisana @tovolahy tsy haka vady anao akory,fa sipasipa fotsiny iany,ny an bandy mantsy ny hanalany ny mavesatrany fotsiny no itadiavany vhv indrindra ka mbola mpisipa fotsiny, ka raha matahotra ianao ny ho bikina,dia aza miditra lalina ,raha manao forcer anao izy dia abus sexuel zay na mivantana na akolaka dia azonao toriana .Mba ialana @fanalan-jaza,zay hiafara @famonoana olona 2 lay zaza,ny ainao ihany koa satria mety hisy fiatraikany raha tsy ampy ny fitsaboana!Dia fadio ny manao firaisana alohan\'ny fanambadiana,na manaraha fombam-bazaha manomé plaisir azy enao ,saingy tsy voatery hoany @vagin.Hoan\'ixxx raha we bevoka de hoento am-pifaliana le zaza fa tsy tsara lay fanalan-jaza!Tonga de mivady de esory lay fisainana we sipako!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.103