mba ampio re olona o!!
21. tsiambaratelo
(
27/02/2008 13:05)
Ampianaro hahalala ny lalana mahitsy ny zaza,raha vao tonga ny fadim-bolany(misy 11ans 12ans d\'efa tonga an reny,ny anay aza moa 18ans nefa mbola bado tsy mahalala n\'inon\'inona)tsy azo atao ny mandatsa we te hamelatra sy ny fanomezantsiny be dia be,ny ray aman-dreny mila mampianatra ny zanany sy mandrara ny tsy iarahan\'ny tovovavy miara-manao firaisana @tovolahy tsy haka vady anao akory,fa sipasipa fotsiny iany,ny an bandy mantsy ny hanalany ny mavesatrany fotsiny no itadiavany vhv indrindra ka mbola mpisipa fotsiny, ka raha matahotra ianao ny ho bikina,dia aza miditra lalina ,raha manao forcer anao izy dia abus sexuel zay na mivantana na akolaka dia azonao toriana .Mba ialana @fanalan-jaza,zay hiafara @famonoana olona 2 lay zaza,ny ainao ihany koa satria mety hisy fiatraikany raha tsy ampy ny fitsaboana!Dia fadio ny manao firaisana alohan\'ny fanambadiana,na manaraha fombam-bazaha manomé plaisir azy enao ,saingy tsy voatery hoany @vagin.Hoan\'ixxx raha we bevoka de hoento am-pifaliana le zaza fa tsy tsara lay fanalan-jaza!Tonga de mivady de esory lay fisainana we sipako!
22. tsiambaratelo
(
27/02/2008 13:11)

23. xxx
(
03/03/2008 13:03)
tonga ihany ny red red.soa ihany.@manarakatsy manao2 foana tsony!misaotra nareo rehetra t@ toro hevitra e!manana namana tokoa.:-*
24. booboo
(
03/03/2008 13:11)
soa zany :wink:. dia mankanesa ihany @ gynéco manontany ny meth. contraceptive mety aminao :wink:. raha toa pillules dia asio alarme ny tél. portable @ zay tsy hadino hihihihihihihi.
26. xxx
(
10/03/2008 10:32)
slt,efa teo a no niala,ny ivg adinoy, anenenanao io avy eo,zakao alo ze natao ny any aorina no tandremo,za zao @zao5ans ny zanako;17ans a no niteraka azy,saika ho alako fa tsy nety ny eritreritro zao izy zao efa sipa kely mahafatifaty,ka zao tsy fantatro alo ny taonanao fa tsy misy anizany oe tsy mbola te hanajanaka izaynho itanao fa refa teraka eo io a tsy misy zavatra tsara indraindra eo @fiainanao afatsy ny zanakao,refa teraka izy de ataovy zay fihinana pillule zay fa ny ahy zao io no ataoko tsy misy tahotra ny ho bevohoka mintsy,
fahotana ko nge zany e,efa famonon'olona iany;en plus zanakao iray ra aminao,mba meritrereta kely iany alo e,ra oaterakao ko de tazao fa az omena olona izany fa hafa iany ny zazatazainy ray sy reniny:P

27. booboo
(
10/03/2008 13:35)
ka ny red red-ny ange efa tonga ê donky mazava ho azy fa tsisy ivg hataony eo :°)
28. kalasnou
(
19/04/2008 18:19)
ny afaka hataonao dia ny manao prise de sang jerena ny taux de hcg dans le sang, avy @ iny no hahafantarana raha bevohoka ianao.
mitandrema tsara fotsiny @ manaraka tsy hoe akory ny ovulation ka 14 jours après ny règles , fa mety ho 1 ou 2 jours après ny règles (arakaraka ny halavan'ny cycles: cycle court-cycle moyen - cycle long) izany hoe: na dia 2 jours après les règles raha manao rapport non protégé ianao dia mety ho bevohoka.
aza hadino koa ny mihinana ny pilule de lendemain