Na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba

1. niryna ( 22/02/2008 09:22)
Na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany :D:D

Ahoana no fahazoanao io teny io ?

misaotra mialoha :-*:-*

(l)niryna
répondu par niryna le 23/02/2008 08:08
2. loick ( 22/02/2008 09:54)
marina sady masina ny tenin'Atra fa sady mananatra izy no manitsy ihany koa .dia sahala amin'ilay tiavo ny namanao tahaka ny tenanao io ntsoooohhh(l)(l)(l)(l)izany haben'ny fitiavana izay fonosin'izany teny mamy izany:-*:*:*:*:*
3. tsiafoi1 ( 22/02/2008 10:04)
hamafisin'ny ohabolana malagasy iray we ;"NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA", zany we izay ataonao ihany no miverina aminao, na TSARA io na RATSY.

Fironana ara-psykolojia eo @'ny olombelona (na zaza na olon-dehibe)ny maka tahaka. Ka izay tianao ataon'ny olona aminao, de ataovy aminy koa
4. ari.malala ( 22/02/2008 14:03)
mitombina tsara mints ka! refa tsisy manakorontana d aza manakorontana koa, hajao ny tenanao d hajao ny hafa hanajàn'ny hafa anao
5. todisoa2 ( 22/02/2008 14:26)
tu fais c k bon te semble. Fa aza atao hahazoana voka-tsoa avy @ hafa kosa ny asa ''soa'' vitanla e...:lol:
6. Veloo ( 22/02/2008 16:19)
marina izany, fa misy kosa anefa misy manao ny tsy mety dia mba manoro ny tokony atao.

sa HS io? hihihih
7. niryna ( 23/02/2008 08:00)
loick:

marina sady masina ny tenin'Atra fa sady mananatra izy no manitsy ihany koa .dia sahala amin'ilay tiavo ny namanao tahaka ny tenanao io ntsoooohhh(l)(l)(l)(l)izany haben'ny fitiavana izay fonosin'izany teny mamy izany:-*:*:*:*:*

misaotra anao :-*

8. niryna ( 23/02/2008 08:01)
tsiafoi1:

hamafisin'ny ohabolana malagasy iray we ;"NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA", zany we izay ataonao ihany no miverina aminao, na TSARA io na RATSY.

Fironana ara-psykolojia eo @'ny olombelona (na zaza na olon-dehibe)ny maka tahaka. Ka izay tianao ataon'ny olona aminao, de ataovy aminy koa


misaotra aky a ,marina tokoa izany
9. niryna ( 23/02/2008 08:03)
ari.malala:

mitombina tsara mints ka! refa tsisy manakorontana d aza manakorontana koa, hajao ny tenanao d hajao ny hafa hanajàn'ny hafa anao



:-*
Izay koa ilay fiteny hoe izay manandra-tena no ahetry ary izay manetry tena no asandratra a ?
10. niryna ( 23/02/2008 08:05)
todisoa2:

tu fais c k bon te semble. Fa aza atao hahazoana voka-tsoa avy @ hafa kosa ny asa ''soa'' vitanla e...:lol:

Marina tokoa izany ,ny fizarana dia tsara tokoa indrindra amin'ny fo no anaovana izany,tsy mitady vokany isika na amin'ny inona izany fa mizara fotsiny ihany dia efa mahita fahasambarana. :D

11. niryna ( 23/02/2008 08:08)
Veloo:

marina izany, fa misy kosa anefa misy manao ny tsy mety dia mba manoro ny tokony atao.

sa HS io? hihihih

marina izany,arakaraky ny mpandray azy ihany io,misy mifanaraka ny tadiaviny ilay izy dia raisiny ,misy mifanaraka ny fiainany ilay teny dia manahirana azy na mahasositra azy dia tsy mandray izy na tezitra,tsy misy tsara toy ny mifanoro ka vokatry ny fo no anaovana an'izany fa tsy anavonavona fa manjary mikomy kosa ny fanahy raha ao anatin'ny hatezerana ilay fanoratra na fiteny atao,sa ahoana? :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3171