kabarin'i Dada

1. todisoa2 ( 22/02/2008 08:21)
Tô otrni malaza an Dago an zan fihetsiketsehana nataon'i Dadavalo zan. Niphone n FRAM d nlaza n @ fampanantenana nataon isakn tanana tra-boina zan. Faôna e? Mba mila ny fitantaranao ny avy aty lavitra.:lol:
répondu par Jeankely le 24/03/2008 16:51
2. Jeankely ( 22/02/2008 09:44)
Izay indrindra. Tsara rehefa misaina ny amin'ny tanana ny avy lavitra. Mba omeo ny tena fisainana US ny tanana fa aza revy vizana no aseho an.Mahafinaritra ilay hoe DADA.
3. Papoose ( 22/02/2008 09:47)
Mba omeo ny tena fisainana US ny tanana fa aza revy vizana no aseho an.
ahon zany?
4. Jeankely ( 22/02/2008 10:04)
Ilay mampandroso e. Tsy ny zavamisy any rehetra mantsy dia mety hoan'ny tanana sa tsy izany?
5. badboy ( 22/02/2008 12:21)
8O8O!:roll::?:?:?!:-D:-D:-D
6. badboy ( 22/02/2008 12:24)
Mahafinaritra ilay hoe DADA.

8O8O!:roll::roll:!:?:?:?!:-D:-D:-D
7. todisoa2 ( 22/02/2008 14:09)
msôtra RaJean a!!! Tantara no tinay henoana e....=))=))=))
8. ravatorano ( 22/02/2008 14:30)
tantara inona e ?
:x:x
9. Jeankely ( 22/02/2008 14:52)
Tia ankafy ny tantaran'i Dada hono e. Dada no favy e.
10. todisoa2 ( 22/02/2008 14:55)
ka le Dada mints n efa mahasay n ten m e. Mb tehahen tantara ngô d mbô miova hvt
11. Jeankely ( 22/02/2008 15:04)
Mialy io fa nareo no tsy mahafantatra.
12. todisoa2 ( 22/02/2008 15:29)
Mialy aôna ar zan......... Zan an.......koubnay ian @ faran n tinla okôsina
13. Jeankely ( 22/02/2008 18:00)
Mialy an an an Milay=))=))=))Tsy miala io
14. badboy ( 22/02/2008 18:04)
Jeankely [ Valio ] 22-02-2008 16:07:06
Lohateny : Re : B Oubama sy H Clinton
Izaho mifidy an'i Ravalomanana


:^):^):^):^)
15. Jeankely ( 22/02/2008 18:07)
Tsy kabarin'i Boy Bad ve?
16. Papoose ( 22/02/2008 18:53)
ka le politika nampandroso an'i zamerika tsy voatery hety @ dago eo @ le tsy fitoviana @ lafiny lentan'ny fandrosoana misy, tsika mbola somary tara, ny ampiasain'ny ol efa lasa lavidavitsa!
17. xxx ( 22/02/2008 20:06)
Papoose:

ka le politika nampandroso an'i zamerika tsy voatery hety @ dago eo @ le tsy fitoviana @ lafiny lentan'ny fandrosoana misy, tsika mbola somary tara, ny ampiasain'ny ol efa lasa lavidavitsa!


Marin'zany ry Papoose an
Ny Eropeanina sy ny taranany, ny Asiatika sy ny forongony, India, tsy vao izao no nandroso efa efa hatramin'ny 200 taona 150 taona lasa. Jereo ny vakoka eo aminy fa milaza izany.
18. Jeankely ( 23/02/2008 03:12)
Misy tantara mifanjoy io ary hadalan'izay mihevitra ny hitsambikina tsy hanaraka dingana. Raha ny olona tsirairay na fianakaviana na fikambanana na orin'asa dia tena afaka manao dingana misongadina ao anaty fotoana fohy. Ny resaka firenena sarotra satria ny tia tena eo, ny mpametra hoditr'akondro eo, ny mpisolelaka, miampy ny loza voazanahary tsy voasakana. Ny sasany aza tompon'andraikitra nefa tsy mahatoky fa ho tratra ny zavatra enjehiny fa ny sezany no harovany.
19. xxx ( 23/02/2008 04:37)
Loza voajanahary hono no atao olana
Ny sina andalovan'ny Taifonina foana mbola mandroso ihany
Amerika tsy afa-bela amin'ny rambon-danitra isana'andro toa mandroso be
Loza voajanahary hono
Nefa Andrianampoinimerina aza nahavita niaro an'i Betsimitatatra tsy nisy ALMA, tsy nisy COLAS
Fa mbay tany ho'a rehefa tsy mavita afa tsy Tiko na MAgro akory ny firenena Malagasy
20. Papoose ( 23/02/2008 06:29)
zankl, marina aby zany lazainao zany, tena le foto-pisainana mihitsy no sarotra ovaina satria samy manao zay mahamiramiran'ny sainy fa ambivitra be le cohesion na dia dradradraina eraky ny haino aman-jery aza!!

Tena aleo mihitsy aloha @antoko kely toy ny fianakaviana sy ny fikambanana madinika izy ity no atomboka ahitana zay mety ho fivoarana!

xxx, tsara ny mahavita zvt ngeza fa hitako tsy mety le angalana tombon'ny ho an'ny tena eo anivon'ny mahasamy gasy de mody atao anatrehan'ny firenena rehefa misy etrangers!! amiko lasa hypocrisy le izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604