kabarin'i Dada
21. Jeankely
(
23/02/2008 11:54)
Fa ry xxx ve fianarana inona no vitany e. Mandroso Chine fa any no tena misy mahantra betsaka ary misy toerana Mandroso be sy faritra taraiky be. Inona no mahatonga azy hiparitaka fa tsy ny fahitany ny fahantrana? Sahala izay koa Inde, ampitomboy 10 ny isan'ny Malagasy dia ho fantatrao ny mahantra any na izany aza mandroso mafy koa izy. Koa inona no hitsongolohana ny revy any Madagasikara lava izao? Izay mipetrapetraka taraiky noho izany mamporisika ny Malagasy rehetra hiady sy hikokotra mafy fa mivoatra foana io. Be ny lasa andafy tsy miresaka fa ny mpamantambonona no mihevitra fa izy no nahatonga an'andafy nandroso koa angamba. Ny vitan'i Dada tsy azon'iza lavina fa lavitra ary favy izy.
22. xxx
(
23/02/2008 15:27)
Jeankely manampahaizana ara-taratasy fa ambanin-dry lezan eto akaikinay raha fampiharana.
Be ny nianatra fa tsy hita izay vita
Fa nga heverin'ty tsy misy farahidiny noho ny farahidiny koa any Amerika, fa io no toa mba izestevan'ty aminay eto
Ravalon'ty tsy hita izay mampiavaka azy amin'ny mpitondra teo aloha fa toa ny SEREMA o nadika ho TIM Fampianarana sy Fahasalamana.
Lalana tsy hampandroso ny mahantra ny an'ty fa ho anareo mpanana 4x4 ihany
Hay ve ty zanak'i Ravalo anelakela-tranno eh=))=))=))=))=)):-@:-@:-@:-@:b:b:b:b:b:b:-P:-P:-P:-P:-P:evil::evil::evil::evil:
Be ny nianatra fa tsy hita izay vita
Fa nga heverin'ty tsy misy farahidiny noho ny farahidiny koa any Amerika, fa io no toa mba izestevan'ty aminay eto
Ravalon'ty tsy hita izay mampiavaka azy amin'ny mpitondra teo aloha fa toa ny SEREMA o nadika ho TIM Fampianarana sy Fahasalamana.
Lalana tsy hampandroso ny mahantra ny an'ty fa ho anareo mpanana 4x4 ihany
Hay ve ty zanak'i Ravalo anelakela-tranno eh=))=))=))=))=)):-@:-@:-@:-@:b:b:b:b:b:b:-P:-P:-P:-P:-P:evil::evil::evil::evil:
23. Jeankely
(
23/02/2008 16:09)
Jere fa ny lalana alehako sy resahako ihany no hamafisin-tena ry le-xxx ty. Milaza ny tany hafa mandros izy dia avy eo indray manamafy ihany hoe misy mahantra any Amerika. Angaha tsy izany no nolazaiko. Aza miteniteny foana fa tsy mahay tena. Rainay any andanitra hoy ny Catholic koa midika inona koa izany. Tsy misy ra iraisana ary tsy havanay izy fa kosa mahay izy sady tsy lanin'ity. Tsy takatry tena ny ny fi-tsambikiny=))=))=)). Izaho angaha no nanoratra sy nanokatra io loha-hevitra io?
25. Jeankely
(
26/02/2008 08:19)
Manana zanaka anelakelatrano daholo angaha ny fianakavianareo? Sa izany no filamatra?
26. papala
(
12/03/2008 12:12)
XXX, raha ny làlana vitan-DR8 ndray lo de aza kitikitihina fa ireny no mahatonga ny fivoarana an! fa ianareo raXXX mbola manao fisainan'ireo mpangoro-karena sady tia tena, tsy tia ny hivoaran'ny sasany, lay olona tena mpanambany olona mihintsy no famakiako ny resakareo ryXXX a, tsy avelanareo hatao tsara ny làlana mankany aminay de amin'izay hianareo ihany no mangoron-karena ? tsy avelanareo hifamezivezy zahay ambanivohitra? fa nareo ihany no hatao mahitahita? amin'izay no vokatray de tombananareo mora be, de nareo rery no mpanana? tsy misy olona ho rebirebenareo amin'izany fotom-pisainana efa lany andro zany tsony ry XXX a!OVAY AMIN'IZAY LAY TOE-TSAINA OA!
27. Jeankely
(
12/03/2008 13:01)
Misaotra "papala" aaa. Palapalao rehefa mivinany. Mbola ao koa i Kanota mively azy. Ho avy eo koa izy ilaza fa Jeankely ihany no papala rehefa voapala ao. Atsy ambadika ireo manompa Malagasy manomboka any farany madinika hatrany @ Filohany avy eo atsy ambadika milaza hitondra soa. Araho tsara daholo ny resany fa aza variana amin'ny sorany eo no eo ihany. Mpitaribato vilambava tandremo. Ataovy mi-nanananas(betsaka).
